Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tontavao
(
09/01/2008 18:38)
BIANCO
INONA MARINA MOA NO STATUT MIFEHY ITY BIANCO ITY fa toa afaka manao Enquetes sy investigations samihafa izy. OPJ koa angaha izy ireo sa police manana statut manokana sa inspecteur d'état sa ahoana no...
tohiny
novalian'i ni81 ny 17/01/2008 13:12
xxx
(
09/01/2008 16:54)
bandy kely mafatifaty
sendra tojo bandy kely izay tiako ah ka tafaraka taminy.mifankatia zahay roa anefa toa lasa saina ihany ah indray2; satria be loatra ny elanelan'ny taona misy anay roa .ka tsy haiko ny hanaovako azy.
...
tohiny
novalian'i MimiSimply ny 02/06/2008 00:10
xxx
(
09/01/2008 16:42)
bandy kely sy ny sipa antitra
mba mila fanazavana sy toro-hevitra aminareo namana rehetra ah fa tsy haiko izay hanaovana azy.
(manana vhv somary efa antitra ah tiako sy mitia ah;nefa toa somary hafahafa anefa izy raha hilazako f...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2008 22:03
dibbah
(
09/01/2008 15:44)
samy M.... ireo ka miara-miasa ary + de 45 ansvao afaka can
didat presid ka tsy atahoran'i deba na ny Sôsy koa mbola tsy maha toraka ny azy fa raha misy vonona hanolo azy d mila b Sôsy noho i deba ary milatsaka cnddt indépendant d vita ny aminy fa i tgv tsy...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:03
bosista
(
09/01/2008 15:35)
JESOSY SANDOKA!!
Manaona daoly,
mba manontany zaho hoe raha ho tonga i kristy sandoka,aiza ny firenena hiaviany? gasy ve lery sa jiosy ihany sa ...frantsay sa amerikanina sa ...?avy secte sa tsy secte...iza no afaka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2008 22:21
bibidia
(
09/01/2008 15:18)
fitarainana amin'ny tondro-peo
mba miangavy anareo izay mampiditra tondro-peo eto @
serasera aho mba hamarino ny zavatra adikanareo fa izao ny olana ilay toninkira dia tafiditra fa ilay notes tsy eo izany hoe (tsy misy partitions...
tohiny
novalian'i hery ny 16/01/2008 10:07
ikalamanja
(
09/01/2008 15:09)
à tes pieds je veux rester fidèle
[b]Bold text[/b]...
tohiny
novalian'i raozy ny 09/01/2008 20:33
endrika01
(
09/01/2008 14:29)
ARETINA VE SA FAHAVORETRANA NO MAHATONGA ITY.
gAGA GAGA ho'aho zaho manontany tena hoe :ARETINA VE SA FAHAVORETRANA no mahatonga ireny zaza ireny ho be lelo,'zay toerana handalovako ka misy zaza milalao na mijorojoro dia ,toa mitarozaka be dôl...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 27/01/2008 12:39
nenipita
(
09/01/2008 13:46)
tarehy sy ny produits naturels
salut nareo andao indray hampiakarina ny forum momba ny tarehy e.
Ho antsika mpampiasa zava-natoraly
inona daholo no produit naturel fataonareo @ tarehy?De ahoana no fanaovana azy ary lazao jkoa ny...
tohiny
novalian'i mino ny 01/04/2008 12:15
saranga
(
09/01/2008 11:22)
Rahoviana i Ravalo no hiala
Rahoviana no hiala Ravalo
Nolazaina fa tsy hijanona ela amin’ny fitondrana I Ravalo. Zao no marinamampitaha ny taona nijanonan’I dadatoa Deba teo amin’ny toerany izy fa eba nahavita 25 ans izy ...
tohiny
novalian'i jiolah ny 21/01/2008 12:17
saranga
(
09/01/2008 11:17)
Hiakatra avo roa heny hono ny vokatra
Ampiakarina avo roa heny ny vokatra
Hatramin’ny 1985 no nilaza ny Boky mena fa hampitombooina avo roa heny ny voka-bary, izao no zavamisy : 1985 rendement 2,13t/ha ary 2006 : 2,53t/ha. Dia hanao ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/01/2008 04:01
saranga
(
09/01/2008 11:15)
Hala-bato tsy misy toa izany
Hala-bato
Hatramin’izay nisian’ny fifidianana teto Mada (depuis 1958) dia ny tamin’ny deputations sy communales teo no tena halabato mahamenatra. Ohatra iray, tao Ambanja, nandresy i Soleimana ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:00
tontavao
(
09/01/2008 11:10)
kristian sy ny fomba gasy
Fa maninona tokoa ho aho ny [u][i][b]fivavahana vahiny[/b][/i][/u] (kristiana indrindra indrindra) ankoatry ny katolika angamba amin'ny tranga sasantsasany no manenjika ny fomba amampanao gasy (tromba...
tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2008 13:56
niryna
(
09/01/2008 07:15)
Olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray
11 Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon'olona afa-tsy ny fanahin'ny olona izao ao anatiny ihany? Ary toy izany koa,[u] tsy misy mahalala ny ao am-pon'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra ih...
tohiny
novalian'i celesy ny 28/01/2008 08:35
xxx
(
08/01/2008 19:52)
botika gasy
Ohatry ny tadidiko ho aho misy tsena(botique) gasy izay any strasbourg ohatr'ilay bazar be ao kremlin sy ao cachan angamba,hitako t@ pub izy zay raha tsy diso aho, asa raha mbola misy na tsia fa saika...
tohiny
IzaIhany
(
08/01/2008 19:52)
Iza no manana double nationalité, de ahoana rehefa mody ?
Mba mila témoignage kely ho an'izay efa manana double nationalité? ahoana no nataonareo? inona no passport nentina? inona no fanontaniana mipetraka satria le passeport gasy de tsy misy le visa valid...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/04/2008 15:34
niryna
(
08/01/2008 18:55)
Avelanao amin'izao ve io?
Nisy adi-hevitra izahay omaly: Marary mafy,tsy miasa,mikorosofahana ary mitady sakafo vava-homana enina isan'andro izy mivady.Samy tsy miasa izy mivady,nanana ny ampy(vola,harena,fiara,niroba) ary dia...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2008 05:57
endrika01
(
08/01/2008 14:38)
HOAN'IZAY TSY MATAHO-DRANO
Za ry zareo tena tsy mahay milomano miits â!Mbô mila fanampiana sy fanazavazavana fanampiny....
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/02/2008 10:46
Bocassa
(
08/01/2008 14:36)
bonbon
Nifampiresaka i Balita sy Lenaivo.
Balita:inona moa l'ty no fiteny, un bonbon sa une bonbon??
Lenaivo: Tena tsy haiko letsy a, nenah mantsy bonbon anankiroa fôna no omen'i mamanay anah....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/01/2008 19:00
parany71
(
08/01/2008 14:21)
fangatahana tononkira @ izay mba mahalala.
Bjr!Mba mangataka tononkira iray Arison vonjy izay mba mahalal azafady indrindra tompoko,ilay misy tonony manaohoe;zazavavy iray misakelika baiboly ndeha hamonjy ny tempoly.Dia misaotra mialoha.Mandra...
tohiny
