Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 10/01/2008 18:19)
Mariazy:Contrat dimy taona ihany dia havaozina indray ???
Nisy firenena niady varotra hoe andao atao "contrat dimy taona"ny mariazy.Izany hoe rehefa tapitra ny dimy taona dia misaraka na misoratra indray. Ahoana ny eritreritrao? Izany ve tsy hafahafa be kan... tohiny
novalian'i niryna ny 22/01/2008 05:12
niryna ( 10/01/2008 17:58)
Ny famaizana ny zaza.Mila mikapoka sy mikiakiaka ve isika?
Famaizana ny zaza,mila mikapohana sy mikiakiaka ve isika? Ny zaza tiana no tsy tsitsiana ratsankazo hoy ny fitenana.Izaho nahatadidy fa tsy mbola nokapohin'i dadako na ny mamako.Ny rar any amin'ny fi... tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2008 18:23
bilakarenjy ( 10/01/2008 16:48)
TSY METY MANDEHA NY ...............
Manana fiara diesel za ,de ny blem aminy izao de ny CLIGNONTANT sy ny DETRESSE tsy mandeha fa atosika tanana , ny ESSUI GLACE tsy mety mandeha rehefa elaela ,de ny AIGUILLE eo @ jauge-ny gazoil mihets... tohiny
shyan1 ( 10/01/2008 15:58)
menopause, inona ny atao raha mandeha ra tsy mety mijanona
Mba managataka fanampiana rey azafady fa tena tsy azoko intsony ilay izy. Efa ho 12 jours zao, mandeha ra (règle) fona mamanay ary betsaka ihany , normal ve zany raha menopause? ary tena vizaka be ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2008 06:29
hery ( 10/01/2008 15:32)
Mitady mpiasa ny serasera
Ny serasera.org dia miantso namana vitsivitsy handray anjara amin'ny tetikasa vaovao izay hataony manomboka amin'ity 2008 ity. Ny namana ilaina dia: - Mpikambana eto amin'ny serasera - Manana f... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2008 19:29
masofahatelo ( 10/01/2008 15:09)
Ny lehilahy sy ny masturbation
Mahagaga fa maro ny tanora lahy @zao no mirona any @ resaka "masturbation" zafady fa tsy dia haiko loatra ny ilazana azy @ teny gasy. maro mantsy ny cof boy akama no henoko ary fantatro... tohiny
novalian'i tess ny 17/02/2008 12:34
xxx ( 10/01/2008 14:23)
Anti-palu sy moustiquaire
Misy moka ve any dago ny volana juillet (ao tana) ? mila mimpiasa moustiquaire ve ? nareo ve nihinana fanafody anti palu ? de inona le fanafody ? tsy mavesatra be ve hoan'ny ankizy ? misaotra mial... tohiny
novalian'i xxx ny 11/01/2008 08:30
bebylavie ( 10/01/2008 13:47)
Omeko anao
mitady ny tonon-kiran'i Alain sy Malala ilay hoe "Omeko anao" svp ... tohiny
novalian'i cutie ny 16/01/2008 16:54
ronaldo09 ( 10/01/2008 13:07)
Barack Obama sa Hillary Clinton
Ndao mba hitety an'izao tontoloizao ara-politika isika ,somary milamindamina aloha izao ny ao Dago ary mafotaka ny any amerika indrindra eo amin'ny antoko Demokraty : I Barack Obama sy i Hillary Cli... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/01/2008 02:33
xxx ( 10/01/2008 10:25)
Manana olana aho ka mba misy afaka hanoro hevitra ve?
Zah ry reto manana olana kely a! efa mba feno taona ihany aho e! nefa zah tsy mbola manana sipa, zah koa indraindray te hanao firaisana mafy, tsitako mihitsy izay tokony ataoko e!? mba ampio e!... tohiny
novalian'i mmmhh ny 25/01/2008 13:54
kelly13 ( 10/01/2008 09:45)
death sentence
efa hananako fa tsy nanampotoana nojerevana azy aho!raalina surement. iza no efa nahita? i penina, efa nahita v ianao? ho anareo ze nomeko ilay lien, mety tsara v? juste un conseil, une fois vita n... tohiny
novalian'i kelly13 ny 16/01/2008 20:00
peugeot ( 10/01/2008 08:45)
METY VE NY TOKATRANO MASO?
mety tokoa ary ve ny manao tokatrano maso ,misokatra ny adihevitra ho antsika... tohiny
Bocassa ( 10/01/2008 08:12)
Hatsikana bobaka be
Titre1: moramanga Nisy groupe de garçons avy any toamasina, hande hiazo an\'Antananarivo. Rehefa tonga teo moramanga dia nijanona kely teo ny fiara. Teo am-pijanonana teo no nisy ankizi... tohiny
news2dago ( 10/01/2008 07:56)
Hanao défi @tsika hono ny sinoa
Loza ny asahin’ity sinoa iray ao @ orina’asa afa-kaba izay sahy nilaza ampahibemaso mihitsy oe:”Andao ianareo malagasy rehetra eto ianareo 17 millions mipetraka eto madagasikara tsy misy anj... tohiny
niryna ( 10/01/2008 07:11)
"Ny fiverenan'i Kristy?" Indro ,avy faingana Aho?
[b]Ary indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity. Indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asan... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2008 04:25
xxx ( 10/01/2008 07:00)
EPIC et PIP ?????
Mba afaka manampy ahy ve nareo amin'ny fanazavana momba an'ireto: 1) EPIC (Etablissement Public à caractère Industriel et Commercial). Inona no tena dikan'io statut io? Inona no fiantraikany? Reh... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/07/2008 13:20
xxx ( 10/01/2008 06:03)
VIRGINITE & RAPPORT SEXUEL
Faly miarahaba antsika vehivavy tratry ny taona. Fanontaniana avy hatrany no mba apetrako. FIRY ANDRO AORINAN'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY NO TSY TOKONY HANAOVANA RAPPORT DE METY TERY NY VAGIN... tohiny
novalian'i Ajnal ny 13/07/2017 07:47
fijo ( 09/01/2008 21:54)
famalemana fiara
ô ry zareo an,ankoatry ny bogie sy ny batery inona no mety ahasarotra velomina ny fiara vao maraina??? fiara diezel,ny bogie vaovao ny batery koa.nefa rehefa velomina lery dia velona kely dia maty ,... tohiny
novalian'i rakapy ny 21/01/2008 00:41
raozy ( 09/01/2008 20:32)
rija ramanantoanina
Manao ahoana daholo Sao dia mba misy manana ny tonokira ny "mama" an'i rija ramanantoanina misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i tashaa ny 19/01/2008 13:27
tontavao ( 09/01/2008 19:50)
TSY HO LASA LAVITRA I BAREA
Raha toy izo foana no ifantenana ny mpilalao ao amin'ny Barea dia nofy izany mba ho lasa lavitra izany. BAREA d'ANALAMANGA no misy eto fa tsy BAREA DE MADAGASCAR mihitsy akory. MBA MILAZA HOE IANARE... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 21/01/2008 11:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.7213