Hatsikana bobaka be

1. Bocassa ( 10/01/2008 08:12)
Titre1: moramanga
Nisy groupe de garçons avy any toamasina, hande hiazo an\'Antananarivo. Rehefa tonga teo moramanga dia nijanona kely teo ny fiara. Teo am-pijanonana teo no nisy ankizilahy iray nitantara blague. Nihomehy dôly ny ankizy rehetra nahare ilay blague afa-tsy i Lita. Dia notohizana ny dia avy eo...
Rehefa akaiky ho tonga eto antananarivo, dia taitra dôly ny ankizilahy rehetra raha nahare an\'i Lita nikakakaka. Nihomehy tsy nisy ôtran\'izany izy. Tsy naharitra i Bema ka nanontany azy:
-Fa inn l\'ty no mampihomehy an\'elah a!
Lita: Le tany moramanga letsy a!

Titre2: aza ti tena!
Nifampiresaka i Balita sy Lenaivo...
Balita: manana problème kely lesy za ry Lenaivo a! Bevohoka woa le sipa niaraka tamiko iny e! Mba ampio lesy za a! Tiko esorina le zaza ao an-kibo. De ampio lesy e!
Lenaivo: Kay zany fitiavan-tenan\'ty! Tamin\'elah nampiditra tsy mba niantso anah, kou hanala elah vao miantsoantso anah eo. Mbay tany!

Titre3: trondro
Tao @ restaurant no niseho ny film...
-Client: inn avy no laoka ato madama a!
-Mpivarotra: trondro sisa no ao e!
-Client: Tairo fa tsy olana
-Mpivarotra: inty ary tompoko
-Client: Dry! ary tô misy volo zany laoka nomenao ahy zany le!
-Mpivarotra: Oay! Azafady tompoko fa tsy fanahy iniana io. Miala tsiny indrindra tompoko.
-Client: tsy problème zany fa zao e: rehefa mahandro trondro ianareo @ manaraka de mba esory tsara ny volony fa mahakamo!Mazava???
-Mpivarotra: ?????

Titre4: Inn no laoka???
Resaky ny mpivady...
Ramatoa: Avoay tany io saka io rangah ty fa handôtra laoka za zao a! Haingana enao
Rangah: (sady mihoraka)Oé! trondo ndray no laoka marina, matoa asaina avôka ny saka. Trondro...oé....trondro...oé oé oé...
Ramatoa: Aza mirediredy eo enao e! tsy trondro zany no laoka ato.
Rangah: Kou maninn no asainao avôkako ny saka???
Ramatoa: Ka vôlavo no laoka e!
Rangah:????

2. diamondra27 ( 10/01/2008 08:15)
=))=))
3. kiadi ( 10/01/2008 08:40)
i balita sy lenaivo no tena nampimé be anah :-D:-D:-D
4. fahamarinana ( 10/01/2008 19:18)
:arrow:ny ahy ilay titre n°4 no tena nampihomehy ahy ,merci Bocassa!!(l)
5. pissoa ( 11/01/2008 19:17)
Titre1 : =))=))=))

Titre2 : =))=))=))=))=))

Titre3 : :-D:-D:-D

Titre4 : :miam::miam::miam:
6. xxx ( 11/01/2008 19:29)
pissoa:

Titre4 : :miam::miam::miam:

8)

7. pissoa ( 11/01/2008 20:25)
:@:@:@
8. tsoupou ( 12/01/2008 05:39)
=D =D Zay mitsy lé tany moramanga iny, lé tamlé nitady trondro misy volony =D
9. naughtyboy ( 14/01/2008 22:59)
=))=))noroasina atr@ saka fa imotika volavo=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2732