VIRGINITE & RAPPORT SEXUEL

1. xxx ( 10/01/2008 06:03)
Faly miarahaba antsika vehivavy tratry ny taona.

Fanontaniana avy hatrany no mba apetrako.

FIRY ANDRO AORINAN'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY NO TSY TOKONY HANAOVANA RAPPORT DE METY TERY NY VAGIN ?

MOA VE MITOVY NY HATERIN'NY VAGIN T@'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY SY NY FAHAROA ?

AZO LAZAINA VIRJINY VE NY VEHIVAVY IRAY RAHA TOA KA TSY TAFIDITRA NY FILAHIN'ILAY LEHILAHY SAINGY ROVITRA KOSA NY HYMEN ?

TSY MAINTSY MANDEHA RA VE REHEFA MANAO RAPPORT VOALOHANY ?
novalian'i Ajnal ny 13/07/2017 07:47
2. xxx ( 10/01/2008 10:19)
Zah lou bandy fa tsy sipa e! mba liana foutsn aho @ le resaka: efa tsy virja tsony 'zany vô rovitra e!
3. hery ( 11/01/2008 08:52)
Arakaraka ny tena handraisanao ny dikan'ny hoe virginité. Ny virginité ve midika hoe tsy fanaovana firaisana sa présence physique-n'ny hymen?
Mety ho rovitra vokatry ny zavatra hafa mantsy io.

Ny fanontaniana hafa tsy dia hitako loatra ny havaly azy.
4. xxx ( 11/01/2008 09:38)
xxx:

FIRY ANDRO AORINAN'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY NO TSY TOKONY HANAOVANA RAPPORT DE METY TERY NY VAGIN ?

MOA VE MITOVY NY HATERIN'NY VAGIN T@'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY SY NY FAHAROA ?


??? Tery foana io , eritrereto hoe misy zaza mivoaka aza eo dia mikatona vetivety io

xxx:

TSY MAINTSY MANDEHA RA VE REHEFA MANAO RAPPORT VOALOHANY ?


Tsy voatery

Mifono tsy fatokisana olona iray izany fanontanianao rehetra izany :-w:-w


5. tsoupou ( 12/01/2008 06:13)
Za bandy an :D
Samy manana ny notion de virginité ny olona :
- Amiko refa rovitra ny hymen d'efa tsy vièrge zay.
- Ny faharovitan'io nefa mety ho nitaingina bisikileta, nisasa, sns
- Afaka considérer-na ho vièrge ko nefa raha mbola tsy nisy bibi... niditra tao
MOA VE MITOVY NY HATERIN'NY VAGIN T@'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY SY NY FAHAROA ?
Toy ny tenda io, tsy hoe refa mihinankanina fona akory enao na manao telimoka aza dia hitatra ny tenda, membrane souple io ka miverina am laoniny refa avy eo. Tena marina zany an, refa elabe (usure du temps) vao mihitatra kely io fa tsy lasa babangaona be ko anefa.
Zay ??? :-w :-w :-w
6. kiadi ( 12/01/2008 12:22)
tsy "usure du temps" ry tsoupou fa usure mecanique an
7. xxx ( 21/01/2008 06:57)
xxx:

FIRY ANDRO AORINAN'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY NO TSY TOKONY HANAOVANA RAPPORT DE METY TERY NY VAGIN ?

MOA VE MITOVY NY HATERIN'NY VAGIN T@'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY SY NY FAHAROA ?



mataotra ny ho tratra anga leaza!!!:-w:-w:-w

sasao @ katrafay de tery fôny hono io e!!!!:b:b
8. migl ( 30/01/2008 12:24)
Matetika mitovy foana:oops:
9. jacquinoricas ( 03/02/2008 06:23)
Fa inn kay alou ny mampatahotra anao @ resakao io ?
10. parazy ( 04/02/2008 11:09)
efa tsy any tsony zany neny a!
11. Blob ( 16/02/2008 05:36)
xxx:

Faly miarahaba antsika vehivavy tratry ny taona.

Fanontaniana avy hatrany no mba apetrako.

FIRY ANDRO AORINAN'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY NO TSY TOKONY HANAOVANA RAPPORT DE METY TERY NY VAGIN ?

MOA VE MITOVY NY HATERIN'NY VAGIN T@'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY SY NY FAHAROA ?

AZO LAZAINA VIRJINY VE NY VEHIVAVY IRAY RAHA TOA KA TSY TAFIDITRA NY FILAHIN'ILAY LEHILAHY SAINGY ROVITRA KOSA NY HYMEN ?

TSY MAINTSY MANDEHA RA VE REHEFA MANAO RAPPORT VOALOHANY ?

Salut,
miarahaba anao tratrin'taona alou.ny manoratra aloha dia lehilahy fa mahalina ahy ny fanontanianao dia mba tiako ho valiana kely,ny manoratra aloha tsy sexologue fa mba nianatra kely an'io ihany tany ampianarana.
-ny vagin raha nidiran'ny filahiana voalohany dia tsy mitovy intsony ny hateriny t@nanaovana rapport voalohany ra tsy hoe miova ilay lehilahy t@ volohany dia miankina @ angezan'ilay filahina iany io ra kely t@ voalohany de tsy mitovy @ faharoa ra toa ka lehibe kokoa io;
-rahefa rovitra ny hymen dia tsy azo lazaina intsony ny vehivavy iray hoe vijiny intsony na tsy nidiran'ny filahina aza;
-mandeha rà ve rehefa manao rapport voalohany?
ra ny tokony ho izy aloha dia tokony handeha rà satria ny vagin ny vehivavy virjiny dia tery ary misy organy sensible ao dia io mandeha ra raha vao ididiran'ny filahina.
inoako fa mahafampo anao ireo valinteniko ireo


12. xxx ( 20/02/2008 07:34)
mazotoa manao d hita tsara ny elanelany sy ny mahasamihafa azy @ t@ voalohany e!!!d @ fantatrao na mbola virjiny ianao na tsy virjiny intsony d @ be lat manao^^:-D:-D
13. danni ( 05/05/2008 19:47)
Faly miarahaba anao

...tsy vehivavy za fa afaka mamaly ny fanontanianao. Mino aho fa tsy hampaninona anao zany satria vao maika tsara kokoa ny valiteny...

FIRY ANDRO AORINAN'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY NO TSY TOKONY HANAOVANA RAPPORT DE METY TERY NY VAGIN ?

Mila fotoana elaela dia tery io...fehezo ny tenanao zany dia miveriana io. Tsy tena mitovy am le voalohany fa io le antsoina hoe Seconde virginite...

MOA VE MITOVY NY HATERIN'NY VAGIN T@'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY SY NY FAHAROA ?

Mitovy! Tsy fantan'ny kofiboay akory io...en plus raha mody manao marary enao rehefa mitsofoka ny azy...somary sakano kely dia miteny hoe andraso kely fa marary sns...dia ao e!

AZO LAZAINA VIRJINY VE NY VEHIVAVY IRAY RAHA TOA KA TSY TAFIDITRA NY FILAHIN'ILAY LEHILAHY SAINGY ROVITRA KOSA NY HYMEN ?

Non...mety ngeza be ny azy dia tsy tafiditra fa izany tsy midika hoe mbola virijiny le sipa...

TSY MAINTSY MANDEHA RA VE REHEFA MANAO RAPPORT VOALOHANY ?

tsy voatery...kanefa rehefa mamerina dia tsy maintsy maratra.
14. MimiSimply ( 02/06/2008 00:21)
Mba fanontanina inona ko azany zao?ato@internet feno sites mi-expliquer anireo!fa bandy sa sipa io mametraka fanontanina io e? Ra sipa de mba gaga a..
15. Ajnal ( 13/07/2017 07:47)

tsoupou:

Za bandy an :D
Samy manana ny notion de virginité ny olona :
- Amiko refa rovitra ny hymen d'efa tsy vièrge zay.
- Ny faharovitan'io nefa mety ho nitaingina bisikileta, nisasa, sns
- Afaka considérer-na ho vièrge ko nefa raha mbola tsy nisy bibi... niditra tao
MOA VE MITOVY NY HATERIN'NY VAGIN T@'NY NANAOVANA RAPPORT VOALOHANY SY NY FAHAROA ?
Toy ny tenda io, tsy hoe refa mihinankanina fona akory enao na manao telimoka aza dia hitatra ny tenda, membrane souple io ka miverina am laoniny refa avy eo. Tena marina zany an, refa elabe (usure du temps) vao mihitatra kely io fa tsy lasa babangaona be ko anefa.
Zay ??? :-w :-w :-w

Ku no nen sipa zay fa n sipan tariko be entana be zay fa namako iany nefa za ninana anio voloany de in2 ian fa oe gonabe de otran mandano am piscine oe makan e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2376