"Ny fiverenan'i Kristy?" Indro ,avy faingana Aho?
1. niryna
(
10/01/2008 07:11)
Ary indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity.
Indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany.:roll:
13 Izaho no Alfa sy Omega, ny Voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.=D^:^
14 Sambatra izay manana ny akanjony mba hananany fahefana amin'ny hazon'aina sy hidirany amin'ny vavahady ho ao an-tanàna.:D
15 Fa any ivelany ny alika sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpijangajanaga sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay rehetra tia lainga sady mandainga.:cry:
Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe:Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin'ny ranon'aina.
Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy;

novalian'i niryna ny 12/01/2008 04:25
2. xxx
(
10/01/2008 09:04)
Lazaindry zalahy fa mampitahotra o indray ianao ry nirina , fa mba hoa an'izay te hikaroka dia mba vakio tsara ary dinihoa anie io voasoratry nirina io e! indrindra ilay voalohany
5. fahamarinana
(
10/01/2008 11:57)
:arrow:Za aloha tia an'ilay izy na rediredy aza ho an'ny xxx.Merci niryna a(l)
7. niryna
(
10/01/2008 18:21)
xxx:
Lazaindry zalahy fa mampitahotra o indray ianao ry nirina ,
:D:D inona no tsara,miteny ny zava-misy sa ilay fampitahorana ikaky be sola ao ambanin'ny fandriana:D
fa mba hoa an'izay te hikaroka dia mba vakio tsara ary dinihoa anie io voasoratry nirina io e! indrindra ilay voalohany:-*:-*
8. niryna
(
10/01/2008 18:22)
prime:
niryna> Misaotra mampatsiahy ny amin'izany teny mamy izany...:)
tsy misy fisaorana prime a
9. niryna
(
10/01/2008 18:28)
xxx:
makaleo ny rediredinao farany
:cry: izay no mankaleo anao? ilay tenin'Atra farany sa ilay nanoratra farany fa samy mamy daholo ireo,sa izy roa mitambatra?
Rehefa any an-danitra anie ry xxx tsy zavatra mankaleo izany intsony e,tsy misy intsony ny aretina,ny fitadiavam-bola,ny fankahalana olona fa dia mihira ry avia ry mino hifaly sy hihoby.
:D manontaniana tena hoe maninona re izaho ity no leo ny tenin'Atra e.Dia hianao ihany dia mety mahavaly an'izany
10. niryna
(
10/01/2008 18:29)
fahamarinana:
:arrow:Za aloha tia an'ilay izy na rediredy aza ho an'ny xxx.Merci niryna a(l)
:D izay tia baolina dia mijery baolina izay tia ny tenin'Atra dia mamaky sy mitia ny tenin'Atra
12. tontavao
(
11/01/2008 13:53)
Tsy fomba ny maniratsira olona fa mba te-hanamarika fotsiny aho hoe: RESY LAHATRA TANTERAKA IANAO amin'io boky io,IZA KAY NO NANORATRA SY NANDRAFITRA AZY IO TANY AMBOALOHANY TANY? - Mino aho fa tsy Andriamanitra KOSA ALOHA no nanoratra an'io fa olombelona tahaka anao ihany é.
Betsaka ny tsara ao antin'izy io, ary betsaka koa ny zavatra ratsy ao anatiny, ka ianao efa mahalala ny toko sy andininy be dia be io ve tsy mba afaka mamorona ho antsika dia mba ho eken'izao tontolo izao sy sady ho an'ny tarana-tsika.
Satria marihiko fa tsy ratsy ilay izy fa an'olona nindramina.

14. niryna
(
12/01/2008 01:48)
tontavao:
Tsy fomba ny maniratsira olona fa mba te-hanamarika fotsiny aho hoe: RESY LAHATRA TANTERAKA IANAO amin'io boky io,IZA KAY NO NANORATRA SY NANDRAFITRA AZY IO TANY AMBOALOHANY TANY? - Mino aho fa tsy Andriamanitra KOSA ALOHA no nanoratra an'io fa olombelona tahaka anao ihany é.
Ny fanahin'Atra no nomeny sy nahazo tsindrimandry avy amin'Atra ireo olona marrrrrobe e ,izany tokoa no maharesy lahitra ahy satria raha iray fotsiny mantsy no nomeny dia vao maika mandositra ny olona fa tsy hino.
Atra no nanome,niresaka,niseho,nanome famantarana ,fahitana ho an'ireo olona izay nanoratra ny baiboly ireo.
.
Betsaka ny tsara ao antin'izy io, ary betsaka koa ny zavatra ratsy ao anatiny, ka ianao efa mahalala ny toko sy andininy be dia be io ve tsy mba afaka mamorona ho antsika dia mba ho eken'izao tontolo izao sy sady ho an'ny tarana-tsika.
Izay zavatra namboarin'Atra rehetra dia tsara avokoa.
Satria ilay izy fisainantsika dia hoy Izy hoe ,ny fihevitro tsy fihevitrareo,ary ny fisainako tsy fisainanareo.Amintsika mety ho ratsy fa amin'Atra misy antony daholo no nanaovanay azy.
Mijaly hianao,misy fahoriana? Ireo mahazo anao ireo no mety hamohazany anao hanatona Azy.
Mety hiteny koa angamba hianao hoe maninona izy no nanao an'i satana e.
9 Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin'ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy
Anjely maro no nataon'Atra ,ireo no nataony voalohany raha mbola tsy niforona izao rehetra izao,saingy namitaka an'i Eva izy ka nandainga hatramin'ny voalohany ka dia niforona teo amin'izay satana:roll:
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MPITORITENY&toko=3&andininy=1-6&dika=
Ny zavatra rehetra dia misy lafitsarany sy ratsy avokoa, ary raha misy ny mazava,misy ny maizina,raha misy ny mifaly misy ny mitomany,raha misy ny maraina ,misy ny alina.Raha misy ny tsara ,misy ny ratsy,ary raha misy ny mpino an'i kristy,misy ny tsy mpino azy.Faly hianao ,mbola hitomany rahampitso.Ory hianao,mbola hanana rahampitso.Misy fetrany sy misy fotoanany daholo ny zavatra rehetra.
Satria marihiko fa tsy ratsy ilay izy fa an'olona nindramina.
Dia ahoana? Ny nanoratra dia ny olona ary marina fa tsy hary ho voasoratra daholo.Ataovy ohatra hoe nisy zavatra nitranga ka hitan'ny masonao.Nitantara an'iny hianao ary dia avy ny iray izay nihaino mitantara amin'ny olona ihany koa ,tsy hitovy velively ny teninao sy ny tenin'ilay iray.Saingy ny votoantin'ilay resaka dia iray ihany fa ny fomba fitantaran'ny hafa no tsy mitovy.
:D
Finoana io e,mino hianao dia hiasa ao aminao Atra.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=HEBREO&toko=11&andininy=1-11&dika=
1 Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita.
2 Fa izany no nahatsara laza ny ntaolo.
3 Finoana no ahafantarantsika fa tenin'Andriamanitra no nanaovana izao tontolo izao, ka dia tsy izay zavatra miseho no nanaovana izao zavatra hita izao.
16. niryna
(
12/01/2008 04:25)
niryna:
Dia ahoana tokoa ny mitranga rehefa tonga i kristy?:roll:
16 Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin'i Kristy no hitsangana aloha;
Rehefa tonga izany ilay fotoana dia ny tenan'i Kristy no hidina avy any an-danitra
Avy eo ireo izay mpino Azy ka efa maty dia hitsangana
1 kor 15:35
17 ary rehefa afaka izany, dia isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin'ny rahona hitsena ny Tompo any amin'ny habakabaka; dia ho any amin'ny Tompo mandrakariva isika.
Avy eo ny velona izay mpino Azy ihany dia hakarina hoeny amin'ny rahona ka hitsena Azy ary dia hiaraka amin'ny ho mandrakizay.
Ary dia efa nahafantatra daholo izany izao isika ary dia efa samy notoriana ny tenin'Atra,nasiana nibebaka,mamela ,ary mino fa any amin'i kristy irery ihany no misy ny fiainana ,ka dia anjaran'ny tsira1 no mieritreritra
18 Koa dia mifampionona hianareo amin'izany teny izany. 1 Tes 4:16-18
Io izany no voalazan'ny SM fa kristy no hidina aloha dia hitsangana ireo izay maty ao amin'i kristy na ireo mpino Azy ka maty.
Izay mpino Azy ka mbola velona no manaraka ary hiakatra hiaraka aminy any amin'ny fiaianana mandrakizay.
Dia ahoana indray izany ,moa ve izao vatantsika izao no andeha hiakatra eny amin'ny habakabaka?
51 Indro, zava-miafina no ambarako aminareo: tsy hodi-mandry avokoa isika rehetra,52 fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra;
ity nofotsika ity izany dia hiova ary ao anaty fotoana fohy izany
fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lo intsony, ary isika hovana.
Ny vatana izay lasa vovoka sy lo dia tsy lo intsony :roll:
Iza aloha no hitsoka ny trompetra eto e? Ny anjely no fahalalako azy sa iza hoy hianareo?
57 Fa isaorana anie Andriamanitra Izay manome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. 1 kor 15
io izany dia mbola manamafy indray ny SM ny fanomezan'Atra ny Zanany izay Tompo sy Mpandresy ary Mpanavotra antsika tsira1 ka asakasak'izay mahalala izao na mbola mandaha sy miala pas ihany.
Efa notoriana aloha ny teny,sarotra ilay izy fa mivavaha mba omeny hery hino ny fahamarinana
(l)niryna