death sentence

1. kelly13 ( 10/01/2008 09:45)
efa hananako fa tsy nanampotoana nojerevana azy aho!raalina surement. iza no efa nahita? i penina, efa nahita v ianao?

ho anareo ze nomeko ilay lien, mety tsara v? juste un conseil, une fois vita ny telechargement ny film d ajanony ds le disk dur 2 a 3 jours le film fa aza tonga d esorina, ms sure aho fa efa kobonareo le fika e :)
novalian'i kelly13 ny 16/01/2008 20:00
2. kiadi ( 10/01/2008 11:22)
in doly zany fa tsy koboko! zah injay ve no tsy nahazo lien? sa resaka lien de parenté zany? :-D:*:-D:-D
3. kelly13 ( 10/01/2008 12:02)
ze nangataka rehetra naazo! zany refa tsy t angataka :°)
4. kiadi ( 10/01/2008 12:06)
tsssss
5. xxx ( 10/01/2008 14:09)
kelly13> izay avy jerenao ange ka tsara dia tonga dia mba omeo ilay lien hijerenay azy koa :oops::oops:

izany hoe tsara ny sary sy feo. Misy tsy dia tsara sary.
6. kelly13 ( 10/01/2008 15:24)
xxx>en qualité dvd ny ankamaroan'ny films ao @ ilay lien ka
7. vale ( 10/01/2008 15:53)
kelly13:

efa hananako fa tsy nanampotoana nojerevana azy aho!raalina surement. iza no efa nahita? i penina, efa nahita v ianao?

ho anareo ze nomeko ilay lien, mety tsara v? juste un conseil, une fois vita ny telechargement ny film d ajanony ds le disk dur 2 a 3 jours le film fa aza tonga d esorina, ms sure aho fa efa kobonareo le fika e :)
bjr ndry,zah akia tsy manana fa mba omeo le lien ah:-P,non, tena marina, raha efa voasoratra any amb azafady fa tsy mahavaky ny valiny retraretra aho:-D:-D:-D:-D:D
miccci an!(l)


8. penina ( 10/01/2008 23:12)
mbola tsy nahita aho.:?
Fa ilay Saw IV sy Harry Potter no tena tiako jerena fa mbola tsy nanam-potoana mihitsy. Nefa efa miha-lany andro ihany.:twisted:
Ary ilay The Simpsons movie? tsy dia nampihomehy akory. :°)Tokony mba misy Southpark movie koa izao.8) Angamba mahay tsianjery teny * variraraka.
Raha gasy nefa izao no manao an'ireny efa voakiakiana mihitsy hoe izay ilay gasy izay. :°)
9. kelly13 ( 11/01/2008 09:30)
penina>ié, za no vôlohany hanakiana ra gasy :°)

:oops: za kou manana saw IV fa tsy mbola nojereko, harry potter tsy tiko 8), the simpson movie tsy nojereko (kou ra tsy penina za kou) :°)
10. penina ( 11/01/2008 11:27)
Fantatro nge ianao fa ilay style "Amelie" ireny ihany no tena tianao eh, hahaha :°)
11. kelly13 ( 11/01/2008 12:15)
odoié
12. penina ( 11/01/2008 20:51)
f'hita
13. kelly13 ( 12/01/2008 17:25)
tena tsra le film ry zareo an, tataraiko? mdrrrr!!
14. penina ( 13/01/2008 19:56)
tantarao,
ataovy prochainement mampangitakitaka mihitsy. :°)
15. kelly13 ( 14/01/2008 07:19)
aiza ny rakitra klou fangà misy fitatarana gratuit zany tsony zao e? hé hé hé

ary efa nahita ilay sweeney todd??? hihihi, mampimé b ahy io film io!
16. penina ( 14/01/2008 11:07)
eo moa fa kelly13 moa namako oh!
17. kelly13 ( 14/01/2008 14:57)
ountsss, kou ra tsy misy oe akamako akamako tsony @ zao kou :°)
18. penina ( 14/01/2008 18:10)
Mbola misy kah, be vava ery ao amin\'ny antson\'ny fo. :°)
19. kelly13 ( 14/01/2008 18:48)
vava io kou, :°)
20. penina ( 14/01/2008 19:12)
Dia alefaso amin'izay ary ilay vava hoe jerena, io fa tsy sahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5416