death sentence

21. kelly13 ( 15/01/2008 06:47)
:°):°)
22. penina ( 15/01/2008 21:03)
za tsy efa nitennny? 8-)
23. kelly13 ( 16/01/2008 09:08)
inn no noteneninao teo? laozanao midegôba pfffffffff, manamaimbo trano tsss
24. penina ( 16/01/2008 13:31)
tsy tadidiko

fa mbola tsy hitako foana aloha ilay flim eh, fa ohatra ny tsara hono.
25. kelly13 ( 16/01/2008 14:14)
serieusement, tsara! tataraiko @ ambangovangony: nisy namono ny zanany lahy, izy irery no temoin nahita le namono ny zanany, d aveo anefa 3 taona de prison fotsiny no ho azon'io namono ny zanany io, d ni decider ni hi se venger izy, d "death" no "sentence" hitany
26. penina ( 16/01/2008 17:59)
Mitovy amin'ny "the punisher" izany. Eo fa hojereko dia horesadresahana. :°)
27. kelly13 ( 16/01/2008 20:00)
ié, fa aleoko death sentence toy zay the punisher :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1601