Ny lehilahy sy ny masturbation

1. masofahatelo ( 10/01/2008 15:09)
Mahagaga fa maro ny tanora lahy @zao no mirona any @ resaka "masturbation" zafady fa tsy dia haiko loatra ny ilazana azy @ teny gasy. maro mantsy ny cof boy akama no henoko ary fantatro fa manao io toetra iray io nefa ohatran'ny resaka fitiavan-tena sy filana diso tafahopatra loatra izy amiko raha izay no azoko lazaina aminy.
Marihiko eto koa anefa fa tsy hoe ny tanora ihany fa na ny efa olondehibe aza de mbola hitako misy manao ihany ry reto a! ary ny mampihomehy sy mampaslahelo dia izao ry zareo reo dia manambady sy efa niteraka ka izay no tiako hanontaniana anareo hoe ahona no mba hevitrareo amin'izany ary inona no torohevitra entiny hialana @izany?
masofahatelo
novalian'i tess ny 17/02/2008 12:34
2. kelly13 ( 10/01/2008 15:27)
:) tsara atao any @ dinika manokana ngamba ô?
3. sipagasy ( 10/01/2008 15:51)
eny hoa ry kelly e!
4. hantapiso ( 10/01/2008 18:43)
tsy mitovy hevitra @nao aho.Ny "masturbation",na lahy io na vavy dia toe-javatra naturel amiko.Dieny zazakely ny olombelona dia manao an'io,naturellement, mahay manao izay mahafinaritra ny teneny ny olombelona .Fa ny fombafomba sy fadifady nentin'ny fivavahana ,sy ny interpretation'ny olona ny soratra masina ,no nampisy hevitra maloto ,sy marikoriko @ masturbation.
Fomba fatao irery kanefa io , araka ny anarany, tsy tokony idiran'iza n'iza ,anao samirery .Amiko tokony avela ny ankizy manao an'io , fa irery ,izy samirery ,fa manampy azy mahafatatra ny tenany sady manampy azy @ fifandraisany @olona.Ary na manambady aza,mbola afaka mitohy,tsy misy hidirany @fitiavam-bady,rehefa hainao ny mitia ny tenanao hainao ny mitia ny hafa
5. tess ( 10/01/2008 22:10)
tsy fitiavan-tena kosa io fa raha tsy manana partenera ilay bandy tsy aleo ve manao anzay toy izay miampanmapana am vehivavy tsy hay fiaviana dia ho tratra ny sida eo! tsy misy maharatsy an'io ouz!:-D
tsy mampalahelo sy mahgaga izany e! raha oul efa manambady ndray dia mety tsy mahazo tsirony intsony am partenera izy fa io no azahoany plaisir kokoa dia manin anefa:-P
ary enao manana maso fahatelo matoa mahita anzany reetra izany an! :^)- hoy ianao:Marihiko eto koa anefa fa tsy hoe ny tanora ihany fa na ny efa olondehibe aza de mbola hitako misy manao ihany ry reto a!
6. apache ( 11/01/2008 05:47)
izany no antony tsy hihinanako lasary voatabia any aman'olona.:lol::lol:
7. fasaly ( 11/01/2008 06:07)
:roll::-Dfangah ny olona tsy hisasa tanana rehefa avy teo
8. sarobidy ( 11/01/2008 07:56)
Tsy azoko le idiran'ny lasary voatabia am le resaka :lol:
9. Jeankely ( 11/01/2008 08:17)
Tsy manaiky fa tia haverina ary zahavina asisika foana fa tsara ny masturbation. Raha tsara mainareo io dia ataovy foana fa aza ny olona no resena lahatra sy hamoronana fa tsara izany. Ny zazalahy mienjana ho azy ny maraina ary raha tsy misy izany sampona fa tsy izany no hilazana fa manao na nanao masturbation ilay zaza. Ho an'izay tsy maharitra fa manao izany satria lavitra ny vadiny dia azy ny azy fa aminiko raha variana amin'ny zavatra hafa tsy lasa any mihintsy ny saina. Olona manana ny ampy angamba ary misy fotoana mipetrapetraka ka handany andro amin'ny masta. Ny fotoana tsy ampy, ny asa hisainana, io aza tsy firy kapoaka hiasana koa inona no anipazana azy etsy sy eroa. Mahereza dia manova betsaka fa ny olona matotra tsy mila izany.
10. volana1 ( 11/01/2008 08:55)
Aza misy mifanome tsiny fa samy manana ny tiany e ! ary raha azoko tsara dia ny olona manakiana anie no nampiditra ny resaka e ! samia manao izay tiany, tsy mampalahelo mihitsy zany amiko, ary ny mboma an'i lasary voatabia dia na tsy manao an'io aza ny olona maloto foana ny tànany fa sasainy, ary na io aza anie lelafina rehefa tonga ny andron'izany e ! lol
11. xxx ( 11/01/2008 10:37)
avia ary nonoy ny ahy refa tsy azo atao io e!!!
12. lazounet ( 11/01/2008 10:41)
Mihamafàna mihisy ny dinika @ izao fotoana izao.:lol:
13. kelly13 ( 11/01/2008 13:07)
oadray :?:o:?:o8O8O
14. tess ( 11/01/2008 14:24)
kelly tara za fa ts teo tson layiz
15. kelly13 ( 11/01/2008 14:52)
tess>juste io ambony soratan'i lazounet io ka
16. fasaly ( 11/01/2008 18:33)
kelly: hay ve tsy hitako pfffffff! tsy ande tapahany any ny azy refa tsy vita karakara ny vadiny:°):{
17. fasaly ( 11/01/2008 18:35)
xxx:

avia ary nonoy ny ahy refa tsy azo atao io e!!!


andeha asaivo tsaingohan'ny akoho refa mangididy na tapako refa tsy misy mpikarakara:{ beurkkkkkk


18. Jeankely ( 12/01/2008 03:09)
Misaotra anao fa tena midika ho olona tsy alehany ny manao anio. Raha resaka bandy indray raha manana sipa maro izy tsy ampy aza fa hinanana izao rehetra izao noho izany tsy misy anovana masta. Raha tia ny vadiny dia mazava fa tsy hatsipy any ivelany sy hiasa irery sahala ny adala. Lehilahy KONDRANA no mpanao anio. Raha mitondra fingontra ve ny Miaramila anady na ny Gadra dia izay no hilazana fa tsara ny mi-masta? Mitory tsy fahafenoana ara-tsaina io fa fahafenoana tary ambany. Jereo fa nivadika xxx satria DONTO manao hevitra taingina.=))=))=)).Ataovy in-telo isan'andro rehefa mety aminao fa izahay tsy milaza io ho tsara izany.
19. penina ( 14/01/2008 05:11)
Tsy mety kosa izany ry xxx fa valio io ah, lazainy fa kondrana ialahy.
20. Jeankely ( 14/01/2008 10:59)
Raha tsy hainao hoa dia avy amin'ny Milalao Penis ny Milalao penina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3549