Ny lehilahy sy ny masturbation
61. naughtyboy
(
13/02/2008 14:26)
:roll:za manko lasa saina tsisy hevitra zany fa de tsy mety ra tsy iantsy ady @ oul hafa mbo milaza ny heviny isaky ny mietsika zao fa tsy afaka hiaino
62. Jeankely
(
14/02/2008 09:46)
Iza no miady fa rehefa tezitra dia lasa mi-masta fa mety any no mhasitrana =))=))=))
63. naughtyboy
(
15/02/2008 17:16)
miantsy ady hoa fa tsy miady aza aodina ny kozy :wink:,mahasitrana ahona fa nga lasa dokotera i jenakely no io no mahasitrana ary ny resaka mimasta inn no fantatry jeankely @ io azavao inn aby no maharatsy azy sns ho dinihana ..satria atr@ zao de fantatra fa voajanahary io fa tsisy idirany donto, manalabaraka lhl sns manjary mivoana ny resaka,za @ maha-olona otrany hafa ahy de fantatro tsy ilaiko torohevitra ny momba an'io fa misaotra zay fantatrao lazaina eto eramihaino fa tsy itabataba otrany sinoa very entana:-D:-D
66. naughtyboy
(
15/02/2008 18:39)
=))=))=)):-$ra oh. le resaka mimasta no tsy mahasalama ny sainao eto de ajanoko ny resako fa sao mampitombo ny fahavoazana ,ra oh.ndray efa voajanahary aminao tsy fahasalamana de tsy manenjidresy aho fa torohevitra kely mijereva dokotera sao mahasoa..tsy mahafatiantoka io fa aza mangatak'andro :bary makarary fo 2 ze mimasta fa azy zany fa tsy anao na kely aza:b:b=))=))
68. naughtyboy
(
15/02/2008 23:27)
ka ny monologue ato de zao anie ry tess de mihevitra fa tena ratsy sy mahadonto io =))=))=))=))=))
69. tess
(
15/02/2008 23:36)
kou tsy aleo antsoiny sexologgue raha izany aloha! hanazava ny fandehany:-D
70. Jeankely
(
16/02/2008 01:10)
Raha tsy hainareo dia ny fironana be loatra ary haingana @ resaka, fivaviana, filahiana, masta, sns sy ny fandalinana io resaka sex io no tena tsy mampandroso ny Malagasy. Hainganabe @ resabody. Aza tezitra fa ny faritany malaza misy ny mahay sy malalaka @'io no mahantra indrindra. Tsy misy tsy manao an'io ary tena ilaina io saingy ny an'ny Malagasy io no mivelatra kokoa. Tsy resaka vavaka ny ahy akory fa hita mazava eto fa mihazakazaka ary tsy miala ny maro rehefa manodidina ny ao ambany ao. Kely saina fa kinga vody tokoa ve ny Gasy
71. tess
(
16/02/2008 06:50)
tsy ny vazà ve no tena haingana sy mandroso be aamin'izy io e????? nefa ny vazà firenena matanjaka, mihoatra a'ni madà....
aiza koa aza izany jean kely izany????
tsy resaka izany mitsy ny tsy mampandroso ny gasy ....
aiza koa aza izany jean kely izany????
tsy resaka izany mitsy ny tsy mampandroso ny gasy ....
72. Jeankely
(
16/02/2008 10:43)
Ya, tena milalao an'io ny vazaha fa tsy variana sahala ny Malagasy sasany. Rehefa avy andafy ny Documents hafenina sao mahay izay mahita azy fa ny karazana Porno no zaraina. Rehefa tonga avy ambonivohitra dia mivimbina CD Porno ary manaparitaka. Tsy sahala izany ny vazaha raha tsy hainao. Ny eto ny resabody tena mafana indrindra. Ary miseo ho fatratra avokoa. Ny vehivavy atsy ambadika mitanisa ny halavana sy haben'ny filahian'ny African sy vazaha ny lehilahy miventsoventso ny Masta. Na hono mi-masta na mampirafy. Sao mba resaka sahala ny minambary io ka tsy tokony halalinina. Nefa asakasak'ireo Forinologue sy latakologue ireo. Lazao koa fa ny sexologue ihany no tsy teny ratsy=))=))=))
74. tess
(
16/02/2008 13:07)
tsy aleo tondé milaza oe anakafizoko lay resaka toy izay mody hoe tsy tia mikozy resaka anefa tohizana foana izy 'ty:-P
75. Jeankely
(
16/02/2008 13:48)
Iza no nilaza aminao moa fa sampona tsy manaraka ny fiainana na relijiozy aho. Ny teniko ary mahatonga ahy tsy miala ka lasa sahalan'ny mpankafy dia ilay fironana. Na mankafy anio ianao na tsia mba jereo raha nitondra fivoarana ilay tsenan'ampela sy ny mifanongoa eny antsena?. Ny anao no betsaka tonga sa ny ahy=))=))=))
76. naughtyboy
(
16/02/2008 17:26)
aoka zay ry tess fa manao resaka saka manatody sy akoho lava nify ty akama ty=))=))=))
2 no zv tiko lazaina ,ny rehetra de samy milaza fa firindrana voajanahary ao @ zavamananaina ts1-1 ny mimasta(tsisy namorona fa hay oazy)ny vokany tsy ilaina ny hevitry zankely fa samy makobo ny ts1-1
Jeankely zany @ teny baiko
Jeankely=za no kely(fa tsy ny hafa),
TDM(tonga de mazava)araky ny fanazavany resaka eto,ra alalinina njay oe inn tsy ampy sa misy kely de aleo kalo omena azy vety2 ny sehatra azahoana famaritana misy2,ony wa saode manao anitony :@:@kalo
zankely de afaka ny tsiny eto samy sika rehetra ihany fa aza mikorapaka afaka milaza ny marina =))=))
2 no zv tiko lazaina ,ny rehetra de samy milaza fa firindrana voajanahary ao @ zavamananaina ts1-1 ny mimasta(tsisy namorona fa hay oazy)ny vokany tsy ilaina ny hevitry zankely fa samy makobo ny ts1-1
Jeankely zany @ teny baiko
Jeankely=za no kely(fa tsy ny hafa),
TDM(tonga de mazava)araky ny fanazavany resaka eto,ra alalinina njay oe inn tsy ampy sa misy kely de aleo kalo omena azy vety2 ny sehatra azahoana famaritana misy2,ony wa saode manao anitony :@:@kalo
zankely de afaka ny tsiny eto samy sika rehetra ihany fa aza mikorapaka afaka milaza ny marina =))=))
78. naughtyboy
(
17/02/2008 00:06)
tess:wink: refa miresaka @ manatsaina toa ny oul mihevitena ho marina foana de faharetana fotsiny no ilaina fa azony ihany ny hafatry ny hafa refa ela ny ela taktita mitovy @ le oe tsy taitra tsy maika fa sao tatajaitra:-D
80. Jeankely
(
17/02/2008 06:28)
Tsy handavako ilay "za no kely". Tsy maninona fa resy izay izany e. Dia mirary antsiaka ho lasa alavitrabe hatrany oooo