Ny lehilahy sy ny masturbation
22. Jeankely
(
15/01/2008 02:45)
Inareo samy Mpilalao Pen... ireo fa izahay mahita ny tokony hampiasana azy amin'ny ara-dalana. Rehefa kerisaina dia ny fanaovana Masturbation no Formule tiana hatoro ny namana. Dontobe
24. Jeankely
(
15/01/2008 10:20)
Angaha mifanabaty fa hamporisihana izy hilalao tanana in-telo isan'andro rehefa DONTOBE. Mpilalao Pen... Tsy lehilahy rehetra no manao an'io fa ny hafahafa ihany sao manimba ny hasin'ny lehilahy.
25. lesy
(
15/01/2008 10:29)
tsy aleo ary ve ry zoky manao masturbation ( ho any manam-bady io an ) toa izay mamita-bady dia mitondra aretina ao an-trano (ratsy be ).Indraindray manko madama reraka na tonga fadim-bolana nefa ra baina efa tsy mahazaka miandr intsony.Asa anefa e.Inona no mba hevitry Jeankely amin'izay?
26. Jeankely
(
15/01/2008 12:43)
F'angaha tonga fadimbolana foana ny vadinareo sa tokony hamely intelo isan'andro tsy misy fitsaharana ianareo. Lehilahy hafahafa izany fa tsy ny rehetra koa amin'ny mahafahafa azy dia azony atao ny manao izany fa aza mametraka izany ho Formule ho an'ny lehilahy mihintsy. TOHIZO DIA SADY MIJEREVA FITARATRA NO MIERITRERETA AN'ANDRIAMANITRA REHEFA TSARA. Ny tena lehilahy mahalala ny tokony hataony. Rehefa sarimbavy mbola hotsindronin-dry zalahy ny aorinany=))=))=))
27. penina
(
15/01/2008 23:40)
Ohatra ny misy fahavoazana. Aiza ilay in-3 dia inona ny lokony?
Ary aza manimbazimba ny anaran'Andriamanitra fa sao dia ny serasera no idiran'andro eto.
Ary aza manimbazimba ny anaran'Andriamanitra fa sao dia ny serasera no idiran'andro eto.
28. Jeankely
(
16/01/2008 02:12)
Lalaovy ny Penina-nao dia hisaino Andriamanitra ry MPI-MASTA a=))=))=))
32. kelly13
(
16/01/2008 13:09)
d inn no olanao ra tariky ny mpi masta aho? sa d ze lazainao eto no marina? refa mi-masta ny bandy d dontobe zay, fa refa tsy mi masta ny bandy d vavàna sahala anao? hahahaha! mahonena ty toetranao sady 8-)8-)
33. Jeankely
(
16/01/2008 13:19)
Bandy ngaha. Na Kala aza variana @nareo tsy mahita hafitsoka fa MPI-MASTA=))=))=)). Vao avy NIMASTA angaha izao e?=))=))
35. ikaretsaka
(
16/01/2008 22:57)
tess:
tsy fitiavan-tena kosa io fa raha tsy manana partenera ilay bandy tsy aleo ve manao anzay toy izay miampanmapana am vehivavy tsy hay fiaviana dia ho tratra ny sida eo! tsy misy maharatsy an'io ouz!:-D
tsy mampalahelo sy mahgaga izany e! raha oul efa manambady ndray dia mety tsy mahazo tsirony intsony am partenera izy fa io no azahoany plaisir kokoa dia manin anefa:-P
ary enao manana maso fahatelo matoa mahita anzany reetra izany an! :^)- hoy ianao:Marihiko eto koa anefa fa tsy hoe ny tanora ihany fa na ny efa olondehibe aza de mbola hitako misy manao ihany ry reto a!
rehefa tsy misy mpanasa ny lamba dia atao sasa tanana!
36. Jeankely
(
17/01/2008 05:39)
Avohay boky fa mety io no ahalasa lavitra anareo. Lazao fa tsy hisian'ny fampirafesana ary ady amin'ny SIDA dia manaova MASTA. "NOBEL PRIZE" Penina,kelly13 sy maso fahatelo. Manana hevitra avo milalao ny ambany ny tanora Malagasy sasany an!!!=))=))=))
37. fasaly
(
17/01/2008 06:14)
ikaretsaka : ka fa hita a! izay mitsy no mety fa tsy handeha hitonantonana ho any amizao oul tsy hay fiaviana rehetra izao....:-P:wink:
jeankely::!:
jeankely::!: