Ny lehilahy sy ny masturbation
42. kelly13
(
18/01/2008 10:56)
hay v ka 13cm ny fandraisanao le 13 @ le ps-ko e? hahahahahahaha! ketrina marina! tsy ampy marina enao ty ka miteniteny fôna sisa! indrisy, mampalahelo loatra
43. Jeankely
(
18/01/2008 11:02)
Mpi-MASTA ianareo noho izany hanianianay satria manalabaraka lehilahy
47. Jeankely
(
18/01/2008 11:18)
Hahahaha tsy haiko satria ny loha-hevitra hoe ny lehilahy sy ny Masta sady tsy hisainako hoe vehivavy manohana izany hevitra izany
48. kelly13
(
18/01/2008 12:27)
za nga nanohana na nitsipaka ilay hevitra kou? mba mamakia tsara fa aza manome fanafitohinana oul ry anona a
49. Jeankely
(
19/01/2008 02:49)
Dia izay zany ry anona ity a. Omeo mofo izy fa aza avela hi-masta=))=))=))
51. Jeankely
(
20/01/2008 02:42)
Izay fohinao haniny omena fa aza avela handry fotsy izy fa sao lasa adala mi-MASTA. Tsy nipoitra intsony koa ny Mpi-Masta fa lasa izaho sy ianao no mifanazava. Tsy hamaly intsony aho fa aleo ry mpi-masta sisa handahatra. Aza variana milalao lataka sa rehefa masturbation dia tsy teny ratsy?=))=))=))
53. kofbay
(
21/01/2008 09:39)
Ny mast dia zavatra voajanahary izay mandalo ihany, ka mitranga eo amin\'ny fitomboana na ara-batana na ara-tsaina, ary na biby aza dia mandalo io stade io fa samy manana ny endriny, ny alika ohatra na lahy na vavy rehefa eo @ 6mois eo dia mihanika dia mipompy rivotra, endrika masturbation io na dia tsy atao tanana aza, toy izany koa ny zazakely raha milalao io izy tsy miheritreritra firaisana akory fa mahita fahafinaretana fotsiny, io fihetsika io no manaitra ny instinct hoe ity zavatra ity izany no ampiasaina rehefa hanao taranaka. Fomba iray hahalalany ny vatany koa io sy hivelaran\'ny sainy, anisan\'ny manaitra ny instinct manavaka ny tsara sy ny ratsy ary ny mahamenatra.
Kanefa raha ara-boajanahry dia tsy tokony hitohy rehefa lehibe io zavatra io, indrindra fa raha efa eo amin\'ny taona tokony hanaovana firaisana. Hafa mihintsy mantsy ny endriny aty aoriana satria lasa mivadika ho fantasme ilay izy ka sady miheritreritra zavatra maro (vehivavy, taovam-pananahana,olona manao sns) ka mety hihitatra @ tsy fahaizamionona ka mahatonga viol, tsy mifidy hiraisana (havana, zanaka, biby sns, ho an\'ireo malemy saina),tsy fahafahana manome na mahazo fahafinaretana amin\'ny vady,mampihena ny fahamatorana ara-tsaina sy ny fananana faharetana ka mahatonga ny sasany tsy mifidy toerana himastena (birao, wc,douche, sns)izay tsy ho tsapan\'izay mpimast mihintsy! tsy voatery hoe rehefa vita hatr@ farany io vao antsoina hoe mast, afaka manao an\'io en couple koa anefa, iza moa no efa nanao ka milaza fa tsy mbola nilalao ny an\'ny partenaireny? azo ampiasaina amin\'ny fomba fanaovana firaisana io toy ny fellation sy ny sodomie (arakarak\'ilay couple). Ny safidy moa dia an\'ny tsirairay na kristiana izy na tsy, tsy misy vokany ara-pahasalaman\'ny vatana io (ankoatry ny ampoule Lol) saingy mety misy risika ara-tsaina (vicieux,manque de concentration, impatience, manque de discernement, gout du risque deplace; viol, mamely havana sns)
Tsy miteny aho akory eto hoe ratsy na tsara ny mimast ary tsy amporisika na hanakana izay tia an\'izany fa mampahafantatra fotsiny hoe inona no mitranga rehefa tsy eo amin\'ny stade\'ny tokony himast ara-boajanahary intsony ny olona, ary mino aho fa ny tsirairay izay mimast dia mahatsapa fa misy fotoana tsy miraharaha intsony izay mitranga, sy izay prioritaire intsony rehefa te himast, na tsy mahansry tanana ka mandeha mitady izay ho arapaka! jereo fa misy olona tena tsy tonga any an-trano instony fa mahavita miaraka @ sipa tsy milay akory kanefa dia mahafoy volabe (revy, chambre, frais sns)kanefa na mofodipaina iray aza tsy tongany ho an\'ny vadiny (io ilay effet tsy fahaizana manavaka. Tsy voatery ho toy izany daholo kosa anefa izay mpimast, misy tena mpimast kanefa dia normal tsara ny fiainany ary ny mifanohitra amin\'izany mihntsy aza no hiainany! kanefa toy ny zavatra rehetra io e! misy ny risika dia misy koa ny tombotsoa fa ny tsirairay no mahita izany fa ts ny hafa akory, ka dia samia misaina izay mety aminy e!

55. naughtyboy
(
04/02/2008 17:34)
diso fanantenana njay za t@ jeankely teto fa nga tsy manana zo ilaza ze heviny tsony ny hafa no tsy maintsy ze lazainao no marina sa revina anarchist njay no malaza..:roll:
56. Jeankely
(
11/02/2008 06:22)
Tsy afaka hanakana anao tsy hi-masta aho fa mamporisika aza. Ataovy indimy isan'andro.
57. naughtyboy
(
11/02/2008 17:55)
zay ve no tena vahaolana tsara ndrindra itanao eto sa mbola misy hafa koa:roll::-D:-D
58. Jeankely
(
12/02/2008 03:14)
Efa nomeko teo ambony koa hoe ampio impolo ary mijereva fitara dia mieritreta an'Adriamanitra hoe tsara ity mi-masta. Fa ny tanora aza amporisihana ho variana @ resaka mandanderoka.
59. naughtyboy
(
12/02/2008 19:34)
=))=))=))zany a :-$efa oe tsisy zany mamporisika sy amporisihana zany ry jeankely fa aza mamorona a=))=))
valaka ahy t@ iny fa ozy za inn ndray ny hevitra tsara ndrindra hitany jeankely:-$ sa adika teny hafa ko vo mazava:-P

60. Jeankely
(
13/02/2008 09:27)
Izaho tsy manana hevitra. Amiko tsy ny resaka masta no mampandroso. Tsy variana mi-masta ny lehilahy fa tokony hiasa ary mianasoa ny tokatrano avy eo tsy manipy voa any amin'ny fariana maloto=))=))=))