Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hercule
(
12/01/2008 06:51)
mahaleo Tena fitia
tsy nahita aho...
tohiny
tsoupou
(
12/01/2008 06:29)
DIASPORA ANY AMERIKA
Bonjour daoly.
Za ry reto mba mangataka anareo mipetraka any amerika any, raha misy eto, mba hi se manifester fa andefa zavatra eto aho am lundi ka mba mila fanampiana a.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 28/01/2008 06:17
tsoupou
(
12/01/2008 05:59)
Sekoly taloha
Misy site iray zay afaka mba ifankahitana am namana mpiara-mianatra taloha raha toa ka misoratra anarana ao daholy isika [url]www.sekoly.info[/url] ny lien fa mety ahafinaritra raha tsika mifanoratra ...
tohiny
novalian'i rrdo ny 15/01/2008 23:57
niryna
(
12/01/2008 03:59)
Mety mifampitohy foana ,mino an'izany ve hianao,na efa ....
Fiteny foana ny hoe jamais deux sans trois. Raha misy olona izao miteraka roa lahy dia ny fahatelo lahy ihany koa.
Nisy fotoana aho indray andro izay nisy nanome zavatra,tsy krismasy an,andavan'andro...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2008 07:04
niryna
(
12/01/2008 03:29)
Ny niandohana:1/3,2/3 ary ny 50/50 teo @ fananan'ny mpivady.
Fahiny hono nisy rangahy tsy dia nanana ny ampy izy ary dia nila vonjy tamin'ity ramatoa mba hialokaloka teo aminy.Nanaiky ny hipetrahany tao an-tranony ity ramatoa ary hoy izy mantsy an-drangahy hoe ...
tohiny
novalian'i Levy ny 25/01/2008 17:17
niryna
(
12/01/2008 03:19)
Fahatezerana:fiantraikany @ fo ,vatana ary ny saina ?
Hoy ilay olona izay hoe :Tezitra ny lehibe-ko dia aty amiko izy no manapatra izay hatezerany.Tonga tany an-trano aho dia ny vadiko no anamparako ny ny hatezerako.Nihazakazaka eraky ny trano ny ankizy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2008 04:31
Jeankely
(
12/01/2008 02:39)
Fisainana Afrikanina hono ny hafa no mahatafita azy?
Raha mijery ry zalahy vahiny dia mahatsapa fa miandry ny hafa ny afrikanina ary mihevitra hono ny Afrikanina fa ny vola ampaosin'ny hafa no ahatafita azy. Mitombona ve izany ho an'ny Malagasy? Ny foto...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/01/2008 01:43
melody
(
11/01/2008 15:53)
Niahotra ihany aho
mba mitady io tononkira io izay manana o, i Rija Ramanantoanina no mpihira, misaotra bdb:-*...
tohiny
novalian'i melody ny 19/01/2008 15:58
sechat
(
11/01/2008 14:46)
Mpanjaitra
Aiza ry reto no misy mpanjaitra mahay ao Tana ? ...
tohiny
novalian'i tashaa ny 19/01/2008 12:52
rafangotsohana
(
11/01/2008 13:17)
mba mitady tononkira
Sao dia mba misy mahay ilay hiran'iLudger, Ossy,Romule, tsy dia tadidiko loatra ilay izy fa ny refrain misy hoe " nyloha efa sola, tsy afa-midola, toy ny zaza vao miana-mandeha". Misaotra mialoha e...
tohiny
paris10
(
11/01/2008 13:12)
ahoana no fahitanareo an'ity ?
[img]http://img253.imageshack.us/img253/4580/kambanahp2.jpg[/img]
Maternité. Des naissances peu ordinaires, les médecins et sages-femmes de la maternité de Befelatanana en ont vu beaucoup. Mai...
tohiny
novalian'i nandrianina1 ny 12/01/2008 03:54
Aino
(
11/01/2008 12:34)
Bonanif booboo
Heureux Anniversair booboo!!:-*:-*...
tohiny
novalian'i booboo ny 12/01/2008 22:26
lapine
(
11/01/2008 10:55)
tam3
mba mangataka le tononkira an'i FAKR reto za a! le TAM3 iny ra misy.omeko bisou zay manome ahy voalohany .alefaso amiko ra mety.LAPINE...
tohiny
novalian'i bongomaso ny 07/11/2012 01:25
booboo
(
11/01/2008 10:54)
Perline Razafiarisoa
hay ve efa lasana vao haingana koa i Perline Razafiarisoa e ? Ilay ramatoa mpihira @ Tarika Ramilison Be Sigara - isan'ny mpanao Hira Gasy malaza - izany ho an'izay tsy mahafantatra :°)
http://www...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 18/01/2008 05:04
Valala
(
11/01/2008 10:45)
Bon annif booboo
Bon anniversaire i booboo d enga anie hitondra soa sy fahasalamana feno tanteraka ho anao izao fetinao izao, d enga anie ho tratry ny taona mitsingeringerina.
:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/01/2008 07:04
Jeankely
(
11/01/2008 10:41)
Tsy dia mila mirehareha raha vao manomboka
Samy nana ny lazany tamin'izay nampalaza azy avy ireo mpitondra firenena na tompon'andraikitra saingy ny lazany teo loha tsy midika fa mbola nalaza izy rehefa avy niala ny fitondrana. Tao ny ambonibe ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/01/2008 02:29
peta123
(
11/01/2008 09:27)
Slt daoly e!!!
za zany tsy d manana namana fa vao nifindra taty Mada d mafinarta ana ra mety namako sy ipapote amiko nareo ra mety ;-)...
tohiny
novalian'i HESHA ny 11/01/2008 11:36
LazaDaddy
(
11/01/2008 00:44)
Jerosalema
[i]“Ary amin'izany andro izany Jerosalema dia hataoko vato mavesatra ho an'ny ny firenena rehetra, ka haràtra dia haràtra izay rehetra mivesatra azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetr...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 30/01/2008 12:27
cneldoda
(
10/01/2008 21:58)
Ako
MBA MANGATAKA NY TONON4NY HIRA HOE "AKO" RAININDIMBY...
tohiny
sipagasy
(
10/01/2008 20:07)
fiara mora indrindra!
Miarahaba ny rehetra!
Indro misy rohy mety hahaliana ny maro fa dia ho mora tokoa moa izany e!!!! sady ny marque TATA efa tsy zoviana @ malagasy intsony @ ireo camion be mpitatitra entana ireo!
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/01/2008 17:50
