Sekoly taloha

1. tsoupou ( 12/01/2008 05:59)
Misy site iray zay afaka mba ifankahitana am namana mpiara-mianatra taloha raha toa ka misoratra anarana ao daholy isika www.sekoly.info ny lien fa mety ahafinaritra raha tsika mifanoratra lava reto no hifankahita hoe niara-nianatra kay taloha.
Sa ahoana ??? :-w :-w :-w
novalian'i rrdo ny 15/01/2008 23:57
2. Ilitakely ( 13/01/2008 14:14)
milay le izy klou fa vistivitsy iany le pikambana d maakamo b
3. rrdo ( 15/01/2008 23:57)
Mazava ho azy aloha fa mbola tsy misy mahafantatra ny sekoly.info, ny olona tia mikarokaroka ihany aloha atramin'izao no nahita azy (google, rohy any am site hafa sns...) sady tsy mbola nisy doka-pub natao(ny antony, mbola misy zavatra mmaromaro atao ao).

Na dia izany aza anefa dia miha maro ihany no mahafantatra azy :D

www.Sekoly.info
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9425