Perline Razafiarisoa
1. booboo
(
11/01/2008 10:54)
hay ve efa lasana vao haingana koa i Perline Razafiarisoa e ? Ilay ramatoa mpihira @ Tarika Ramilison Be Sigara - isan'ny mpanao Hira Gasy malaza - izany ho an'izay tsy mahafantatra :°)
http://www.madagate.com/modules.php?name=News&file=article&sid=1094
asa na nipoitra na tsia sinon cf g**gle :°)
2. jemimah
(
11/01/2008 16:50)
tankina koa zah hoe maty kala pe tena namako be mandriam-piadanana akia pe a!
3. cmbolatiana
(
18/01/2008 05:04)
izy aloha dia tena olona tsotra be sady tia mifandray amin'olona e, nampalahelo reto a, t@ iny 2007 iny aloha dia tena enjana ny inventaire-na artiste tao ambony tao e
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0462