Bon annif booboo

1. Valala ( 11/01/2008 10:45)
Bon anniversaire i booboo d enga anie hitondra soa sy fahasalamana feno tanteraka ho anao izao fetinao izao, d enga anie ho tratry ny taona mitsingeringerina.
:-*:-*:-*
2. ftma ( 11/01/2008 11:12)
Bonne anniversaire akia booboo de mirary ny soa de aza adiny ny anjara cadeau-ko rahariva an :-*:-*
3. penina ( 11/01/2008 11:23)
:-*
dia bonane koa ftma
4. endrika01 ( 11/01/2008 11:27)
Arabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao!!!
5. endrika01 ( 11/01/2008 11:28)
Arabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao!!!
6. bilakarenjy ( 11/01/2008 11:36)
de mbola tratran'ny taona nahaterahana koa zany ,de ho manitra fahasoavana sy fanambinana hatrany ny fiainanao e! .:-*:-*:-*:-*.Masaka be !
7. hery ( 11/01/2008 11:52)
Mirary taona 1 vaovao hikaliana indray e.

Vive le motikization.
:miam::miam::miam:
8. simplex ( 11/01/2008 11:58)
bonannif eee
:-*:-*
9. kelly13 ( 11/01/2008 12:19)
joyeux anniversaire ankia ndry ry booboo sady bonne annee kou an, :-*:-*:-*
10. booboo ( 11/01/2008 12:25)
hu !

merci Valala :-*, merci Ftma :-*, merci Penina :-*, merci Endrika01:-*, merci Bilakarenjy :-*merci Hery :-*, merci Simplex :-*, ary merci Kelly13 :-*

dia vive le nouvel ère de motikazation hu hu hu

Misaotra indrindra zareo dia salamà beeeeee hatrany aby.

:-*
11. Bafota ( 11/01/2008 12:29)
Saika tara a,soa fa mbola misy anjarako:Bonina aniverseza akia Colonel a!Mirary soa ngeza sy sy lavabe ho an-dry koa izahay,de enga anie ka mba tsy ho takona indry rehefa mandalo aho.De ahoana am'le fambolen-kazo?ho avy?
12. vale ( 11/01/2008 12:47)
Valala:

Bon anniversaire i booboo d enga anie hitondra soa sy fahasalamana feno tanteraka ho anao izao fetinao izao, d enga anie ho tratry ny taona mitsingeringerina.
:-*:-*:-*
booboo: bon'annif akia ndry ah,:-*:-*(l):-*(l):-*:-* d manaova fety sambatra...Seulement,moramora am le raha iraika iry..zay tsin tsy nahazo invit' fa fantatso fa andry irery zao le 12portions:lol::-D:-D:-D::D
bisou B,:-*
Vale(l):D



13. Aino ( 11/01/2008 12:48)
Hay ve efa nisy fa tsy nijery tsar any maso!!!

Bonanifff toi booboo:-*:-*:-*
14. karinah ( 11/01/2008 12:53)
Aino: lôzan-ndry mifaly avanja ary am sary fotsiny!aah
15. sakaizakely ( 11/01/2008 13:19)
[size=13px]Booboo[/size]

16. Ralay ( 11/01/2008 13:42)
Dia arabaina izany ianao ry booboo :-*
17. Samoana ( 11/01/2008 14:03)
Arabaina ouz:-*
18. ftma ( 11/01/2008 15:39)
penina :-*: bonne année ko :wink:
miandry ilay adiresy hihinana mofomamy rahariva sisa :-*
19. melody ( 11/01/2008 15:50)
bonanif booboo:-*:-*
20. tywa68 ( 11/01/2008 17:27)
bon anniv booboo a ! mirary soa mitafotafo e :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2535