Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
rakapy
(
16/01/2008 23:07)
Jesosy, Ikelimalaza, Allah, Boudha...no anarana mampiady ny
Ireo anarana ireo no mampifandripaka sy mampiady ny olombelona matetika satria dia samy milaza ny azy ho marina avokoa. Ka nefa hatram'izao dia A/tra iray ihany no mbola hinoana dia ilay tsy Toha Nah...
suite
répondu par soanja le 18/01/2008 00:52
fijo
(
16/01/2008 22:16)
fahotana ve?
hoanareo mpino,moa ve fahotana ny mitovy hevitra amin'ny tsy mpino????raha vao mitranga mantsy izay ato,dia avy ny mpino sasany manenjika mafy ilay namany....
suite
répondu par fahamarinana le 21/01/2008 19:52
rakapy
(
16/01/2008 21:46)
Mino an'i Jesosy ny kritianina satria matahotra no sady kamo
Ialana tsiny eto ampiandohana raha toa ka manafintohina ny voakasika ilay lohanteny. Raha mandinika ny ankamaroan'ny mpino kristianina ny tenako dia mahita sy mahatsapa fa TAHOTRA sy AKIVINA ary ny AK...
suite
répondu par rabaribe le 05/02/2008 08:00
ra8si2000
(
16/01/2008 19:25)
ti fandrosoana v ny gasy? sa ti zava-baovao fotsiny?....
mba misy olo-panjakana(mpanatanteraka) mijery v ty serasera ty sa d avela fotsy rora eto fotsiny ry jeankely sy ry Rahiratra sy ny tariny?:lol:
"Ra tena malala-tsaina ze ptondra ao(n'izaniza) tokony ...
suite
répondu par Jeankely le 29/01/2008 02:58
kiadi
(
16/01/2008 18:06)
ferrari
t@ enzo ferrari maty zany hono dia i andriamanitra mintsy no nitsena azy teo ambavahadin'ny lanitra niaraka t@ anjely bedebe ! natao hotrany fandraisana filoha_mpirenena tonga mitsidika ireny mintsy i...
suite
répondu par Vitsikakely le 20/01/2008 14:46
xxx
(
16/01/2008 17:59)
Izay tsy mamaly de VAKY atody!
:lol:
Sao de mba misy manana ny hiran'izany Tafita ( Fianar.)izany re ianareo eh?
Izany nampalaza be azy izany no tena mbô tiako ho re!
'Ze mamaly de VOKY atody
8O...
suite
midjoh
(
16/01/2008 16:14)
Otrany nilay ihany ny fiainana raha tsy nisy vevavy an !!!
Ny vevavy aloha hatramin'izao dia OLANA manokana ho an'ny bandy rehetra, satria :
1) - Tsy maintsy kôtina vao mahalala mitia.
2) - Tsy maintsy tambatambazina vô tamana
3) - Tsy maintsy hampihaing...
suite
répondu par anja123 le 30/01/2008 11:43
Alpine
(
16/01/2008 15:33)
Mitady transitaire
Manao ahoana e,
Sao dia mba misy afaka hanoro transitaires ao Frantsa azafady? Mba te handefa ny fiarakodia ho any Dago ny tena nefa tsy manan-kevitra mihitsy. Dia inona avy ny taratasy ilaina amin...
suite
répondu par krady le 10/09/2009 07:03
rabingogilabanga
(
16/01/2008 15:21)
Anjaran'ny manantsaina sy ny tsy mpino indray izao
Ny mpino foana no attaquer-na tato ho ato, normal izany satria, izy ireo no mitarika ny olona hanaraka azy, fara faharatsiny izany, mba anontaniana izy hoe: [b]inona no inoanareo?[/b]; misy ny rsy lah...
suite
répondu par ikaretsaka le 19/01/2008 00:33
soanja
(
16/01/2008 13:07)
Ny Zafindraony
Aiza ao Mada no mba misy tarika mpihira Zafindraony malaza sy azo ifandraisana? sao mba misy mahalala azafady. Na hiram-pivavahana na amin'ny hira amin'ny fiandrasam-paty sy ny hiran-drazana sns ireny...
suite
répondu par ikaretsaka le 01/02/2008 14:34
rurik
(
16/01/2008 12:30)
entana mihoatra lanja
Dia faly miarahaba anareo rehetra. Misy fanotaniana kely mba saika apetrako .
Hono hoa raha mitondra entana makany mada ka mihoatra ny lanjany de eo @ ohatrinona par kg no aloha eo @ airoport?
...
suite
répondu par rurik le 27/01/2008 16:08
tontavao
(
16/01/2008 12:17)
MIHA-LO NY TANANA FA MANJAKA NY TONTAKELY, OMEO VAHAOLANA...
Tena tsy tahotrta tsy henatra intsony ny an'ny Jiolahy fa dia efa sahy mangarona biby andavaka ry zalahy izao. Jereo fotsiny ilay omaly fa dia Poste de police no tafihan-dry zalahy ka inona intsony no...
suite
répondu par Jeankely le 21/01/2008 12:44
Ylly
(
16/01/2008 11:49)
Mivavaka: Inona no ilana azy?
[b]Mivavaka: Inona no ilana azy?
Mahery sy mahomby ny vavaka.[/b]
Rehefa mivavaka amin’ilay Andriamanitra Tsitoha izay nanao ny lanitra sy ny tany isika: dia toy ny mandeha mihitsy any amin...
suite
répondu par veromahefa le 18/01/2008 10:57
ravatorano
(
16/01/2008 10:32)
tena sahy maty ny jiolahy amizao an
satrai defa ny paste avancé an'ny polisy tetsy antsalovana mihitsy no notafihin-dry zalahy ary nahafaty ilay brigadier en chef anakiray ary nandratra polisy sy sivily iray hafa koa araky ny filazan'n...
suite
répondu par endrika01 le 08/02/2008 11:05
mivoary
(
16/01/2008 09:55)
hitady tonon-kira
Salut daholo,
Saika mba hitady tonon-kiran 'i Rebika le hoe miredareda .
De misaotra mialoha e...
suite
répondu par mivoary le 16/01/2008 12:53
angele
(
16/01/2008 09:24)
Bilaogy malagasy tsara indrindra
:Dmanahôna dahôly isika djiaby ô !
:)efa hitantsika rehetra angamba fa tafiditra finaliste ny bilaogin'NY namana SHOAN
Mbola mila mifidy isika rehetra mba hampitombo lanja ny fitsaràna
amin'iza...
suite
répondu par SHOAN le 03/02/2008 12:39
lapino
(
16/01/2008 09:21)
Tondrom-peo
Sady tohin'ity fitarainana ity ihany : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4784e5d4e0e6c
no sady fangatahana kely :
Mampisy olana ve raha atao editable ny tondrom-peo ? Farafahara...
suite
répondu par lapino le 16/01/2008 10:55
saibakoly
(
16/01/2008 08:24)
mbo omeo tonokira e
tena azafady ry zareo fa tena tiko be mihitsy lay hira nihirainy bodo sy malala iny hoe efa fantatrao angaba sao mba misy tonony iny any azafady fa mbo hiraiko @ mariazinilay cousinyko zay
nitady at...
suite
répondu par hery le 16/01/2008 09:06
midjoh
(
16/01/2008 07:51)
AMIN'IZA MARINA KAY NO TOKONY HIVAVAHANA ???
Tsy haiko intsony hoe iza no tena Finoana Marina fa otrany ndraindray marina, ndray ndray otrany BUSINESS ny egliz !!! :evil:...
suite
répondu par prime le 25/01/2008 13:48
droopy
(
16/01/2008 06:16)
Bezoro
Mbo tairo an le tonokiran le vahombey hoe , Bezoro e...
suite
répondu par hery le 16/01/2008 09:03
