Anjaran'ny manantsaina sy ny tsy mpino indray izao
1. rabingogilabanga
(
16/01/2008 15:21)
Ny mpino foana no attaquer-na tato ho ato, normal izany satria, izy ireo no mitarika ny olona hanaraka azy, fara faharatsiny izany, mba anontaniana izy hoe: inona no inoanareo?; misy ny rsy lahatra, misy ny misalasala...
anjaran'ny tsy mpino indray izao(satria à l'aise foana manko ianareo raha mi-critique, ka dia anjaranareo indray no anontaniana):
Iza no namboatra antsika,ny tany, ny lanitra?
nahoana isika no velona,nahoana isika no maty?
aiza isika rehefa maty, aiza ireo olona nandao antsika?
Raha tratran'ny accident grave ianao, dia ho hitanao, fa ny loha, ny vatana, ny ratsambatana, ny tanana, ny ankihikely, ny ankihibe, ny kibo, ny vava... dia miara-miasa, baikon'ny atidoha hiasa ho an'ny tenanao, ny omby natao hitondra proteine ho anao, ny ahitra natao hitondra sakafo ho an'ny omby, ny tain'nomby natao hitondra zezika ho an'ny zavamaniry, ny zezika niforona avy @ intervention ny masoandro , izay mila ny intervention ny rivotra, izay mila ny intervention ny hazo, izay mila zezika, avy @ omby, dia mihodikodina...
Kisendrasendra tokoa ve izany, fa tsy nisy namorona?
hazavao!

novalian'i ikaretsaka ny 19/01/2008 00:33
2. niryna
(
16/01/2008 18:50)
rabingogilabanga:

=D=D^:^
3. ikaretsaka
(
16/01/2008 18:56)
efa film in 100000000 nandeha tato ity
dia teto no voaborika
dia nisy namaly hoe alefa lalindalina ary:
Iza no nanamboatra ilay nanamboatra ny nanamboatra! dia ahoana no nahalalana hoe iny lazaina heo nanamboatra iny tokoa no nanamboatra!
Farito mazava ilay hoe "isika"
ny jiro kao manko mety sady velona no maty!
andramo apetraka @ solosaina hoe io?
(izay ilay hoe farito mazava ny tiana lazaina @ ilay hoe "isika")
raha tsy voafaritra manko ireo dia tsy hazava ity raha ity na efa niverina in 100000 tato aza:-D
Izao fotsiny atao an-tsaina na mpino na tsy m,pino e... iza no namorona ny "namorona"
"qui a cree le cree"?:wink:
rehefa hainao ny valiny dia miverena..
raha mbola tsy hay na tsy te hivakl @ izany dia na minoa na aza mino!

4. rabingogilabanga
(
16/01/2008 19:57)
Iza no nanamboatra ilay nanamboatra ny nanamboatra! dia ahoana no nahalalana hoe iny lazaina heo nanamboatra iny tokoa no nanamboatra!
Merci aky nyrina
mety mitombina, raha ny temps, na fotoana no entinao atao libellé mamaritra ny existence, raha tsy izany kosa dia tsy mitombina ny fanontaniana
-nefa handeha ho raisina ny raisonnement-nao ny demarche scientifique, dia mi-agir par recurrence, iza aloha no namorona, hita izay valiny izay vao hoe ny namorona+, sy ny ++ sy ny++++, à l'infini, fa tsy antratra tsy lavo dia hoe: avia koa raiben'ialahy
Ary, aza avadika, ny manampahaizana sy ny tsy mpino, no ametrahana fanontaniana, sy tokony hamaly fa aza ny mpino intsony, efa namaly ry zareo, naha-fapo na tsia, asa fa efa namaly aloha ry zareo.
bye ika..
5. ikaretsaka
(
16/01/2008 20:39)
ka na mana-pahaizana na nytsy mpino anie ry bingosinisisa afaka handramantsika hijolojana daholo ny akanjony e
"put yourself in their shoes" hono rehefa te hahalala ny momba azy sy ny fijeriny

6. fijo
(
16/01/2008 21:17)
voalohany aloha,izahay tsy mitarika olona hanaraka izay hinoanay mihintsy.famoahana ny hevitray no ataonay eto.
iz ano nanao antsika.valiny tsotra be,ny dada sy mamantsika.
mankaiza isika rehefa maty:valina tsy lavitra alevina dia vita.
nahoana isika no maty:rehefa antitra ny sela dia vita daholo isika.
iza no nanao ny tany.eo no tsy mampitovy antsika.ianareo mino fa andriamanitra,izay mino fa zavatra nitranga tamin'ny fomba hafa io.samy tsy misy azo disoina isika eto.

7. rabilabila
(
16/01/2008 21:35)
Ka i Rabingogilabanga vô haingana no tonga kou!!:-D:-D:-D
Efa flim nandeha efa elabe teto io fa zahao any rehetra any fa misy resaka Darwin any ,misy resaka big bang ( fipoahana hoy i Ika izay :wink:),misy resaka dopamine any ,misy resaka endorphine any ,misy resaka ... hou!!! efa lavabe mihitsy .Ka avadibadio aloha ny pejy dia miverena amin\'izay raha mbola misy fanontaniana hafa ankoatr\'ireo .

9. rabilabila
(
16/01/2008 21:41)
ikaretsaka:
ka na mana-pahaizana na nytsy mpino anie ry bingosinisisa afaka handramantsika hijolojana daholo ny akanjony e
"put yourself in their shoes" hono rehefa te hahalala ny momba azy sy ny fijeriny
Hep!!Hep!!! Aza mijolojoloka ny akanjon'olona izany ry Ika !! Manjary lasa bermuda ho an'i Ika tsinona ny patalohan'olona , fa Ika lavabe!!!:-D:-D
11. ikaretsaka
(
16/01/2008 21:49)
ka tsy misy mahay mijery ny any ambanivohitra afa tsy ny tambanivohitra anie
de raha te hahalala ny any marina dia manaova mihitsy tambanivohitra kely aloha fa aza variana ny manontany fotsiny..
izay no tiako avoitra

13. rakapy
(
16/01/2008 22:10)
Rabilgoligabanga> Tsy misy fanotaniana matanjatanjaka noho io ve ao ry akama a? ilay fanotanianao mantsy dia irony fametraka @ ankizy 8-15 taona any @ sekoly alahady irony. Na fametraka amin'ny olona tsy avy hivaky loha fa izay zavatra tsy mazava rehetra dia hoe Jesosy sy A/tra no mahay azy:-D:-D:-D
15. ikaretsaka
(
16/01/2008 22:15)
kiiiii
misy manala baraka mpampianatra sekoly alahady indray izany..8O

16. rakapy
(
16/01/2008 23:53)
Rabilogobanga> Ary taiza no nahafantaranao ireo theorie sy intervention notanisainao etsy ambony etsy? Tao anaty baiboly angamba? :-D:-D:-D .Koa raha tsy nisy ireo olona izay nikaroka sy nandinika ireo zavatra ireo izay mbola heverinao fa tsy mpino dia angamba na ny omby mangery aza dia mistery :-D:-D:-D
17. niryna
(
17/01/2008 05:57)
fijo:
voalohany aloha,izahay tsy mitarika olona hanaraka izay hinoanay mihintsy.famoahana ny hevitray no ataonay eto.
iz ano nanao antsika.valiny tsotra be,ny dada sy mamantsika.
mankaiza isika rehefa maty:valina tsy lavitra alevina dia vita.
nahoana isika no maty:rehefa antitra ny sela dia vita daholo isika.
iza no nanao ny tany.eo no tsy mampitovy antsika.ianareo mino fa andriamanitra,izay mino fa zavatra nitranga tamin'ny fomba hafa io.samy tsy misy azo disoina isika eto.
=D:-*:-*:-*(l)(l)
18. niryna
(
17/01/2008 05:58)
rakapy:
Rabilgoligabanga> Tsy misy fanotaniana matanjatanjaka noho io ve ao ry akama a? ilay fanotanianao mantsy dia irony fametraka @ ankizy 8-15 taona any @ sekoly alahady irony. Na fametraka amin'ny olona tsy avy hivaky loha fa izay zavatra tsy mazava rehetra dia hoe Jesosy sy A/tra no mahay azy:-D:-D:-D
:roll::oops::cry::wink:
19. rabilabila
(
17/01/2008 08:43)
ikaretsaka:
ka tsy misy mahay mijery ny any ambanivohitra afa tsy ny tambanivohitra anie
de raha te hahalala ny any marina dia manaova mihitsy tambanivohitra kely aloha fa aza variana ny manontany fotsiny..
izay no tiako avoitra
Azoko tsara mihitsy ka!! Adinon'i Ika tany amin'ny nalehan'i Ika tany angaha ny "sens de l'humour " ?:-P
20. rabingogilabanga
(
17/01/2008 14:34)
rabilabila
non tsy izany rabilabila, fa ireo voalazanao, darwinnisme, etc... dia efa fantatra, na tsy hamadika pejy, rapporteur ihany angamba no nataonareo rehetra, izany aza no nanontaniako hoe, kisendrasendra tokoa ve izany lalana feno izany
ny azo lazaina manko, dia be ny tsy resy lahatra @ ireo rapporter-nareo ireo, ary be ny scientifique mino,
ka dia itondrasy hevitra, na farafaharatsiny reflexion de bon sens, fa ny copié-collé, darwnisme sy ny bing-bang, dia tsy dia lojika loatra
Ka i Rabingogilabanga vô haingana no tonga kou!!.
Efa flim nandeha efa elabe teto io fa zahao any rehetra any fa misy resaka Darwin any ,misy resaka big bang ( fipoahana hoy i Ika izay ),misy resaka dopamine any ,misy resaka endorphine any ,misy resaka ... hou!!! efa lavabe mihitsy .Ka avadibadio aloha ny pejy dia miverena amin'izay raha mbola misy fanontaniana hafa ankoatr'ireo