Anjaran'ny manantsaina sy ny tsy mpino indray izao
21. ikaretsaka
(
17/01/2008 18:32)
ny azo lazaina manko, dia be ny tsy resy lahatra @ ireo rapporter-nareo ireo, ary be ny scientifique mino,
mety aby io @ le 2 sens
ka dia itondrasy hevitra, na farafaharatsiny reflexion de bon sens, fa ny copié-collé, darwnisme sy ny bing-bang, dia tsy dia lojika loatra
betsaka kao anie no manao copie colle andalana notsimponina tatsy sy taroa t@ le boky naravon'ny kaonsily iny ato dia iny passages iny no atao tsianjery sy diska loaka be ato e:-D
ny tiako ahatonhavana dia hoe toa samy manao io resaka dika plaggia io fa tokony tsy hifanilihana:wink:
22. fijo
(
17/01/2008 22:46)
izay mantsy.ny tsy hitovizan afotsiny wa dia izahay tsy mino ilay tsy mbola nisy nahita ianareo mino izany.ary averiko fa tsy misy azo disoana isika eto fa samy amin'ny azy
23. rabilabila
(
17/01/2008 23:30)
non tsy izany rabilabila, fa ireo voalazanao, darwinnisme, etc... dia efa fantatra, na tsy hamadika pejy,
Siora ve ianao fa efa fantatra ? Fantatr\'iza ? Fantatrao angamba ( sambatra ianao izany )fa mbola betsaka no miteny hoe \" l\'homme descend du singe \" , mbola betsaka ny miteny hoe 6 andro no nanaovana ny tany sy ny lanitra sy izay rehetra eo aminy , mbola betsaka no milaza fa ny homosexualité dia avy amin\'ny devoly ,..........Ary ireo olona rehetra ireo dia milaza daholo fa ny azy no fahamarinana.
rapporteur ihany angamba no nataonareo rehetra,
Mazava ho azy fa rapporteur satria Rabilabila no anarako fa tsy Friedmann na Lemaître na Gamow na Alpher na Mather na Smoot .
Samihafa angamba ,hoy aho, ny rapporteur fe rapporteur ( izay lazainao hoe copié-collé ) izay effectivement tsy lojika loatra ,sy ny rapporteur toa ny mpampianatra rehetra nampianatra antsika tany am-pianarana ary nahay nampita tamintsika ny fahalalàny sy izay valim-pikarohana rehetra misy ,ka afaka manampy amin\'ny fisokanan-tsaina ho tia kitikitika .
kisendrasendra tokoa ve izany lalana feno izany
Raha ny resaka kisendrasendra indray dia azo ivalamparana lavitra dia lavitra ,raha ilay kisendrasendra = hasard no tianao holazaina
ny azo lazaina manko, dia be ny tsy resy lahatra @ ireo rapporter-nareo ireo, ary be ny scientifique mino,.
Ny ahy indray dia tsy ny handresy lahatra no handraisako anjara eto ( Ny tsy mpino (na AT) ,ankoatran\'ireo AT ideologika , dia tsy ny handresy lahatra akory no mivoy azy , fa ny fampatsiahivana ,na ny filazàna fa misy fomba fijery ,..... fanazavàna hafa ankoatran\'ny \" efa voasoratra fa...\" na ny \" hoy X hoe ,amin\'ny anaran\'i Y ,......\"
Marina dia marina tokoa ilay \"be ny siantifika mino \" , tsy azo lavina mihitsy .
Ary efa nolazaiko tary ambadika tary :
Ny scientifique mino ,rehefa manao ny fikarohana izy , dia tokony tsy mametraka ny maha-mpino azy alohan\'ny maha-siantifika azy .
Rehefa mahita izy dia miezaka manazàva na mampifanojo iny zavatra hitany iny amin\'ny finoany .
Ary rehefa mivavaka izy dia tsy mametraka ny maha-scientifique azy alohan\'ny finoany .
Ny scientifique \"tsy mpino \" dia mametraka fotsiny \"mbola tsy hita ny valiny \" fa tsy hoe \"tsy misy valiny \".
na farafaharatsiny reflexion de bon sens
Inona no atao hoe \"bon sens \" kay ?
24. ikaretsaka
(
18/01/2008 00:17)
za kao gaga @ ny tian'ilay ao ambony lazaina @ io reflexion du bon sens io
25. niryna
(
18/01/2008 05:38)
[quote=rabilabila]
" l'homme descend du singe " , http://www.teddybearfriends.co.uk/images/teddy-bears/large/gund-teddy-bear-mambo-monkey.jpg
http://www.cartoonstock.com/lowres/jtr0383l.jpg
http://www.cartoonstock.com/newscartoons/cartoonists/ena/lowres/enan90l.jpg
:miam::miam:

26. rabingogilabanga
(
18/01/2008 19:14)
Samihafa angamba ,hoy aho, ny rapporteur fe rapporteur ( izay lazainao hoe copié-collé ) izay effectivement tsy lojika loatra ,sy ny rapporteur toa ny mpampianatra rehetra nampianatra antsika tany am-pianarana ary nahay nampita tamintsika ny fahalalàny sy izay valim-pikarohana rehetra misy ,ka afaka manampy amin'ny fisokanan-tsaina ho tia kitikitika .
valimpikarohana rehetra misy
io indrindra no maha rapporteur an-drabilabila, tsy ny rehetra misy mihintsy no oentinao, fa ny thèse evolutionniste ihany, oento koa ny antithèse de ho hita eo ,
de ny anjaranao no manao synthèse, izay le bon sens , fa tsy mandeha ilà, na copié-collé fotsiny
je fais pas te faire la methodologie blabla quand même

27. ikaretsaka
(
18/01/2008 20:47)
bingo> dia mba omena ny antithese raha tsy mahadiso hoe?
velabelaro ilay heo tsy copy paste ..sns.... anaovy example... aiza no manovo ilay fahalalana izany?
velabelaro ilay heo tsy copy paste ..sns.... anaovy example... aiza no manovo ilay fahalalana izany?
28. rabilabila
(
19/01/2008 00:02)
Tsy azoko loatra ny tian'i Rabingogilabanga ( tsleeee ovay nama ny pseudo-nareo fa tena lava loatra a!!) holazaina amin'io famelabelarany io .
Valim-pikarohana angaha moa ny filazàna fa misy ilay "plan" -n' Atra ,sy ilay Architecte nanao ny lanitra sy ny tany nandritry ny 6 andro ?( evolution Vs création )
Mba omeo ohatra an'izany antithèse izany aho hoe ? fa fohy tokoa angamba ny fisainako hatramin'izay ka tsy dia nahatakatra loatra izany methodologie izany !! Fa mba ampio raha tsy mahadiso e!!Mba tsy hitenintenenana foana amin'ny manàraka. Misaotra.

29. ikaretsaka
(
19/01/2008 00:33)
hatraty no miandry an'io antitheses sy ohatra @ io reflexion du bon sens io!
Mba hianaranay @ fararano e!:wink:
Mba hianaranay @ fararano e!:wink: