Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
news2dago
(
18/01/2008 12:48)
HOFOANANA NY KARAJIA AO @ RDJ
mihemotra ny demokrasia eto madagasikara ary tena manomboka eo @ io kihon-dalàna iray io (ny sivana)no miatomboka ny faharavan’ny fanjakana iray voamarina foana izany na aiza na aiza! satria tsy ta...
suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 05:07
fanantenana2003
(
18/01/2008 12:27)
lolo sy ny tariny
le 1 mars izao indray izany i lolo sy ny tariny no ho ao aminy cigale ka iza avy ianareo no mety mba ho any fa izaho izany dia efa namandrika ny place-ko aloha ! ahatsiarovana ny fahazazana eh...
suite
répondu par Soniamada le 28/01/2008 13:42
LazaDaddy
(
18/01/2008 11:50)
Prophet Muhammad ...
[quote=Susanne Winter]"in today's system" the Prophet Muhammad would be considered a "[b]child molester[/b],"...it is time for Islam to be "thrown back where it came from, behind the Mediterranean."[/...
suite
répondu par fijo le 22/01/2008 22:53
sarikatselatra
(
18/01/2008 11:38)
Don't know much
Saika mba hitady hira efa ela be aho. tonony ny marimarina kokoa hiran'ny Aaron sy Linda Ronstadt izay efa taloha be sady amerikanina lay hoe don't know much!...
suite
répondu par diamondra27 le 19/01/2008 00:36
xxx
(
18/01/2008 10:04)
Filohampokontany!
POLITIQUE
ERIC RAKOTOARISOA
« Le préfet de police équivaut au titre de chef de district »
La nomination des chefs de fokontany par le préfet de police fait l’objet de c...
suite
répondu par Steef le 13/09/2018 05:38
niryna
(
18/01/2008 07:51)
Ny Fanahy izany no tena mandray anjara be @ fiainantsika?
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
6 Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa f...
suite
répondu par niryna le 19/01/2008 11:53
tontavao
(
18/01/2008 07:01)
Ny fahelana eo amin'ny toerana iray dia mitarika fakampanahy
Io no tena mamaritra ny fanoloana olona eo amin'ny toerana iray eto Madagasikara.
Mba tokony ho voakasik'io koa izany ny Filoham-pirenena raha marina io lohahevitra io. Satria mantsy dia matetika mis...
suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 02:28
tanoralalandava
(
18/01/2008 06:58)
tononkira
Manahoana daholo,
Mitady ny tononkiran'ny "Tsaiky Jôby" an'i Mika sy Davis Franklin azafady izay manana.
Misaotra betsaka....
suite
répondu par achrafhanna le 03/02/2008 09:33
rakapy
(
18/01/2008 05:12)
Nanao ahoana ny momba an'i RaPatrisy sy Maria?
Mba nanao ahoana ihany no niafaran'i Ra patrice sy Maria izay? ...
suite
répondu par ikaretsaka le 02/02/2008 00:19
cmbolatiana
(
18/01/2008 05:01)
tia foana
Mba mangataka tonokiran'i Bodo sy Poopy Tia foana zay mba manana ô, misaotra mialoha e...
suite
répondu par cmbolatiana le 05/02/2008 16:03
LazaDaddy
(
18/01/2008 03:01)
Kabary
Efa elaela aho izay tsy nihaino hatsikana fa mba rahoviana indray ravalo no hikabary?...
suite
répondu par tsoupou le 23/01/2008 12:26
LazaDaddy
(
17/01/2008 23:16)
Inona indray no ataoko ankoatr'izay?
Midera an'Andriamanitra ny foko sy fanahiko fa tsy takatra heverina ny fitiavany ahy sy ny famindram-pony...Hihira ho an'i Jehova aho raha mbola velona koa.
Misaora an'i Jehova ry fanahiko, ary iza...
suite
répondu par cutie le 20/01/2008 15:22
xxx
(
17/01/2008 21:09)
Moa va fampihesonana ny finoana kristianina?
Hoy ilay mpandinika Afrikanina iray
"Nasainy nivavaka aho, ary nasainy nikipy sy niondrika, rehefa vita ny amena dia nitraka aho, ka nijery akory ny hatairako fa ny baiboly no teo an-tanako ary ny ta...
suite
répondu par xxx le 27/01/2008 02:26
rdanyl
(
17/01/2008 18:29)
Efa henonareo nga le zé dô sy zaridaina
Indray andro hono nisy bandy kely kamboty notezin-drenibeny tao aminy......................
Nakany @ dokotera izy mianaka fa narary bebe efa antitra be,nony tonga tany moa de nomen'ny dokotera SIP...
suite
répondu par ktsif le 29/01/2008 09:07
niryna
(
17/01/2008 18:29)
Ny kalon'ny fahiny,hira-gasy ary zafindraony
Samy manana ny lanjany avy ireo amintsika malagasy.
Samy misy fananarana amin'ny fiainana avokoa izy ireo e,sa tsy izany sa ....ary samy manana ny hanitra ho azy ihany koa.
Misy hitovizany ve ny tan...
suite
répondu par Cybergasy le 16/02/2008 14:38
enteme
(
17/01/2008 18:09)
AHOANA NY HEVITRAO
indro misy lahatsoratra
azafady fa tena lava be
SUICIDE D'UN MEDECIN.
Par Pike , le 17/01/2008 (131 )
Ce matin dans le commissariat d'Asnières-sur-Seine un homme s'est suicidé en s...
suite
répondu par tsiambaratelo le 23/01/2008 15:40
jaona77
(
17/01/2008 14:38)
Mba mangataka tononkira ô !!
Salama daholo sady miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao fa izao vao mba tafiditra eto !! :lol:
Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'ny Voninavoko hoe "Tsiriry roa" iny amin'izay mba ma...
suite
répondu par achrafhanna le 03/02/2008 09:33
yonikafopl
(
17/01/2008 14:33)
Sharon
Hono tokotrany ho aho ee, nanao ahoana i Sharon, mbola dans le coma sa efa maty sa ahoana, mba nahalasa saina ana kely ...
suite
répondu par LazaDaddy le 17/01/2008 23:24
Bocassa
(
17/01/2008 13:18)
HATSIKANA BOBAKA BE (2è édition)
TITRE1: HAY VE E!
Nandritra ny fampianarana sekoly alahady...
-Mpampianatra: Balita, mba ataovy kely woe ny vavaka nampianarin\'ny Tompo! Haingana elah
-Balita: vavaka nampianarin\'ny Tompo? Tsy ma...
suite
répondu par ari.malala le 18/01/2008 13:02
