Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cmbolatiana
(
21/01/2008 10:38)
I fall in love with the DJ
Salut daholo
Sao dia mba misy afaka mandefa par mail ho ahy io hira io, tsy tonokira no tadiaviko fa ilay hira mihintsy audio na mp3 na vcd tsy maninona.
Misaotra mialoha dia ity ilay mail : goglie7...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 05/02/2008 16:02
Jeankely
(
21/01/2008 10:10)
Miandry an'i Badboy,Tezitra, Bazylou sy ny manampahaizana ka
Sahirana ny Malagasy ary na mitady hevitra aza dia ditsoka ka na ny mbola any andakilasy aza efa mahavita manintsy ny mpitondra tsy mahavita zavatra. Tongava dia ampiakaro ny farimpiainan'ny Malagasy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 04:07
ni81
(
21/01/2008 09:10)
Mba managataka ilay tononkira hoe: ANTSOANTSO (Rija R)
Manahaoana daholo! mba saika hangataka ny tononkiran'i Rija Rasolondraibe manao hoe: antsoantso
Dia misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:35
badboy
(
21/01/2008 08:47)
Mety tateraka ny fiainan'ny gasy, ny mpitondra tsisy kianina
Mety tanteraka hono ny fianan'ny malagasy, ary ny mpitondra tsisy kianina!!
[b]Matoa hono ireo eo dia olona sady tsy vitan'ny hoe manampahaizana[/b] (ny gasy tsy mifidifidy foana), [b]fa olondehibe...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 05:03
niryna
(
21/01/2008 06:59)
Mihazakazaka amin'ny faharetana ny kristianina.
[b] Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia[u] aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin'ny ota izay malaky mahazo ...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2008 18:27
angele
(
21/01/2008 01:04)
namana nahazo bilaogy tsara indrindra
hitanareo ? nahazo ny namama shoan !(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 03/02/2008 12:37
angele
(
21/01/2008 01:02)
kintana ?
nahazo tamin'ilay fanondroana bilaogy tsara indrindra ny namantsika Shoan
faly be dia faly be aho
biz'oroka shoan:-*...
tohiny
novalian'i olomboavonjy ny 21/01/2008 11:41
niryna
(
20/01/2008 23:01)
Izany ve hianao no hoe tsy andao ahy?
Nisy tranga toy izao tamin'ny taona 1560?? ary tany korea no nitranga ny tantara .
Maty ilay vadiny ary bevohoka izy no nilaoazany.Notapahiny ny volony ary nampiarahany taratasy tany am-pasana milaza...
tohiny
novalian'i mitia04 ny 28/01/2008 07:09
tsaralaza
(
20/01/2008 21:08)
iza marina fnona tonga volohany teto Mada
Tena sahirana hoa zah t@ nanontaniany lay professeur nay tany @ Univrsite hoe fa iza fnona tonga voloany teto Mada? dia nolazaiko hoe kritianina dia nolazainy hoe:inona profona manamarina anzany dia ...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/02/2008 15:51
ra8si2000
(
20/01/2008 18:03)
Dialekta ny teny gasy fa tsy Langazy......
[i]"Anisan'ny singa iray afahana mampivoatra ny toekarena ny fiteny"[/i]
Tsy haiko nareo na mahatsikaritra fa mbola tsy hita ao @ lisitry ny fiteny @reny google na hotmail na yahoo reny ny teny mal...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 11:25
lldd
(
20/01/2008 16:27)
AUGMENTATION DE LA VIE
tonga ndray ty ny fevré le (volana)2dangé sady masosotra no mapmé.jereo ny vidi-piainana fa monté.
niakatra 8500ndray ny thb
de in tsony no revena? sa kosome clou isakin mamonjy bar....
ra mb...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 12:46
danih
(
20/01/2008 14:53)
hangataka tononkira
bonjour! mba mangataka ny tononkiran'ny NY VONINAVOKO hoe RAOZY MAVOKELYsy TSIRIRY ROA ary ny tononkiran'i RAMILISON BESIGARA zay misy.Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:34
lldd
(
20/01/2008 13:15)
tsy ay!
aona kay ny fametahana le sarysary kely reo kozy ra aiko maintsy...
tohiny
novalian'i karinah ny 20/01/2008 23:03
voh
(
20/01/2008 12:37)
Miverena
Mba mangataka ny tononn'io hira Miverena io azafady sy ilay misy hoe "Tsy niverina intsony izy, fa lasa nandeha..."
Misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i yuka ny 20/01/2008 16:03
tsiambaratelo
(
20/01/2008 11:28)
TENA MIFONA MANDADY!!!!!!(SUITE)
NOHON'NY FANGATAHAN'IXXX DIA AFINDRAKO ATY NY TOHIN'NY DINIKA TANY @ANTSON'NY FO,DIA IANAREO IZANY NO ANTENAIKO HANOKATRA NY SEHATRA .DIA AZA ATAO INTSONY HOE IZAHAY MITSAM FA NA IZAHO AZA TSY MIFAN...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 16/03/2008 10:29
badboy
(
20/01/2008 11:19)
Misy manao propaganden'ny fitondrana bobaka be ato!!
Mailo ry nama!!!8)8)...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 04:21
niryna
(
20/01/2008 06:39)
Mitovy ve ny fitsarana ny fahotana? misy lehibe sy kely ??
Rehefa tonga i kristy hitsara ny velona sy ny maty dia izay tsy nibebaka dia ho lasa any amin'ny afobe? Dia hitomany sy hijaly ary ho may ny fanahiny "any no misy ny fitomaniana sy ny fikotroa -nify "...
tohiny
novalian'i prime ny 04/02/2008 13:46
Jeankely
(
20/01/2008 02:37)
Hanitsy ny Mpitondra ve no hanoratana ato @ Forum?
Izaho manokana aloha dia tsy manana fahaizana hanitsy mpitondra ary ny fahitako tampoka ny olona manompa Filohampirenena ary mamazivazy ny Firenena Madagasikara sy manesoneso ny mampahantra ny Malagas...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/01/2008 06:14
niswaza
(
20/01/2008 02:31)
mimoza
tena milay tsara mihitsy io hira io raha mba misy manana ny tonony azafady indrindra o!...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/01/2008 04:58
tafita
(
19/01/2008 21:40)
Mon Père ...Mon Seigneur. mon Dieu n'izy efa-bavy
Tafaraka hono ireto vehivavy efatra samy manan-janaka lahy avy .. Ny iray nidedaka hoe : Ny zanako lahy rehefa mahita azy ny olona de miantso hoe " mon Révérend Père " satria Pretra izy .... Ga...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 23/01/2008 12:23
