Izany ve hianao no hoe tsy andao ahy?
1. niryna
(
20/01/2008 23:01)
Nisy tranga toy izao tamin'ny taona 1560?? ary tany korea no nitranga ny tantara .
Maty ilay vadiny ary bevohoka izy no nilaoazany.Notapahiny ny volony ary nampiarahany taratasy tany am-pasana milaza ny hafatr'ingahy vadiny.
Hoy hianao hoe tsy hisaraka isika roa fa na ho fotsy aza ny volonao dia hiaraka aminao hatrany aho.Mbola tsy mipika na misy fotsy akory anefa ny voloko dia nilazanao aho,mijaly aho,mitady anao aho,te hiresaka aminao aho na dia mibitsika mangina ato anatiko aza hianao,miandry aho ary tsy andriko intsony ka ity ny voloko izay mbola tsy misy fotsy omeko anao,hiaraka ity taratasy fara fitiavako anao ity.
Taona maro taty aoriana ,nanaovana orin'asa ilay toerana nisy fasana ary dia nisy nahita ilay volo sy ttsy ka dia napetraka ao amin'ny museum ilay hafatra izany,ho marika ny fitiavan'ilay ramatoa an'ilay vadiny izay niandrasany fa kanefa tsy niverina intsony.
Ho antsika tsy afaka ny mitia olona isika raha tsy tia ny tenantsika aloha ary raha mitady fitiavana koa isika dia isika no mitia voalohany sy mizara izany dia anatona ny hafa.
Mifankatiava ihany raha mbola velon'aina :-*:-*:-*
(l)niryna

novalian'i mitia04 ny 28/01/2008 07:09
2. niryna
(
21/01/2008 05:28)
Fanampiny ,napetrany teo am-pasana ilay kirary izay vita tamin'ny volony ho mariky ny fitiavany an'ilay vadiny :cry:(l):cry: ary dia nataony tao anatin'izany kiraro izany ilay soratra hoe:" Hoy foana hianao hoe hiaraka amiko foana hianao na ho fotsy aza ny voloko ,ary maninona no nandao tsy niteny ?" ary dia notohizany hoe "tongava ato amiko mangingina "ary nampahatsiahy ilay vadiny izy" na dia mbola te hanoratra aza aho dia ho foanako hatreto amin'izay ." :cry:
4. mitia04
(
25/01/2008 13:50)
za mitia, mahay mitia, fa za tsy hihatsara velatsihy fa ra sanatria ny vadiko maty (enga anie mba tsy hisy zany Andriamanitra), tena tsy tapahako ny voloko ko! so tsy mahazo vady fanindroany eo za ra bory volo!:twisted::lol::-D
5. xxx
(
25/01/2008 14:33)
tsy haiko na izaho no tsy mahay mamaky teny na tsy mahazo resaka fa mifangaroharo be ny zavatra lazain'i niryna e :
kirary sa kiraro ??
iza no nanao hoe tongava ato amiko mangingina
iza no mampahatsiahy an'iza ?
na dia mbola te hanoratra aza aho dia ho foanako hatreto amin'izay ???

6. sakaizakely
(
25/01/2008 14:45)
mitia04>
vady sanatria maty ve dia tsy mba ny fahoriana sy ny fisaonana no atao priorité fa ny fanoloana azy 8O8O8O

7. mitia04
(
28/01/2008 07:09)
o ry sakaiza a!F'angah mou refa hoe tsy manapaka volo dia tsy misaona e, sady ny oul taloha aza mbola asarakorako mintsy ny volo refa misaona ko!:D enao kou, ty! ny vadiko aza tsy tezitra ko enao ndray no mamendrofendro eo!