AUGMENTATION DE LA VIE

1. lldd ( 20/01/2008 16:27)
tonga ndray ty ny fevré le (volana)2dangé sady masosotra no mapmé.jereo ny vidi-piainana fa monté.
niakatra 8500ndray ny thb
de in tsony no revena? sa kosome clou isakin mamonjy bar....
ra mbà ratsiraka zao no flou de mety tsy andoavam-bola ny car sab-nam talo be reny ahahahah
sa aona ry mec?
novalian'i Jeankely ny 21/01/2008 12:46
2. xxx ( 20/01/2008 16:33)
tu connais pas le MAP?
3. badboy ( 20/01/2008 18:39)
lldd:

tonga ndray ty ny fevré le (volana)2dangé sady masosotra no mapmé.jereo ny vidi-piainana fa monté.
niakatra 8500ndray ny thb
de in tsony no revena? sa kosome clou isakin mamonjy bar....


Ekeko tateraka ilay miadirima. Milay be!!8)8)
Misy adva Rado!:-P:-P
4. badboy ( 20/01/2008 19:31)
Raha noana andana misakafo, raha tsisy mofo tsony dia minana brioche, raha lafo loatra ny beks midina grade misotro whisky:@:@, raha tsisy vola ividianana de chèque na cartte bancaire ampiasaina. :-$:-$
Izay moa zany zao le fiainan'ny malagasy???:wink::wink::wink::wink:
Mampitsiriritra ny mponina erantany f'aza aderadera!o^oo^oo^oo^o
5. karinah ( 20/01/2008 22:41)
lldd:

tonga ndray ty ny fevré le (volana)2dangé sady masosotra no mapmé.jereo ny vidi-piainana fa monté.
niakatra 8500ndray ny thb
de in tsony no revena? sa kosome clou isakin mamonjy bar....
ra mbà ratsiraka zao no flou de mety tsy andoavam-bola ny car sab-nam talo be reny ahahahah
sa aona ry mec?
zah aloha tsy mec fa mba te hamaly fotsiny.volana de danger ahoana moa izany fa tsy azo? révéillon sinoà ny fahafantarako anazy aloha eh!
de zao ihany koa , le fiainana mi-monté
6. karinah ( 20/01/2008 22:50)
badboy>d zay zany!!!!:-P:-P:-P
7. karinah ( 20/01/2008 23:11)
xxx:

tu connais pas le MAP?

inn ty lazain'ty!hihih

8. Jeankely ( 21/01/2008 12:46)
Averono ary dadatoa e=))=))=))Efa akaiky hiseho ny tiana ahatongavana ve ooo?=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.082