Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tahina119
(
22/01/2008 13:19)
fanehoan-kevitra
Miarahaba antsika rehetra mpamaky ny forum mandray anjara ny tenako momba ny fihaton'ny "KARAJIA" tao @ Radio Don Bosco zay hita fa nahafahan'ny vahoaka naneho ny heviny ankahalàlahana tokoa ka raha ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:31
olomboavonjy
(
22/01/2008 12:26)
acariens
hono hoa efa laniny acariens ve nareo:?:
za matsy de raha tsy voakopako ny fandriana @ maraina iny de tena mandadilady ohatran'ny parasy mitsy ry zalahy mandrtra ny alina :^)
ahoana kay no fomba ata...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 06:00
arson
(
22/01/2008 12:08)
MARARY REIN
mba mila fanampina avy aminareo reto fa misy namako MARARY VOA de mila fitsabona haingana nefa tsy hita izay hatao.Hospitalisé izy amizao fotoana izao,efa vola maro no lany.Ny voany anakiroa to efa m...
tohiny
novalian'i dynar ny 16/05/2015 06:25
jolizoli
(
22/01/2008 11:09)
hery a! ts tafiditra chat mits zay !
tsy tafiditra karajia chat zay ô!
misaotra ô...
tohiny
novalian'i olomboavonjy ny 22/01/2008 18:22
chouket
(
22/01/2008 10:18)
mitady psychiatre ho ana zaza autiste
salut daholo!
sao dia mba misy mahafantatra psychiatre mahay sy indindra indrindra manana traik'efa amin'ny fanarahana zaza autiste ianareo?
na koa mahafantra ny fomba fitsaboana ny autisme?
2 ans ...
tohiny
novalian'i chouket ny 23/01/2008 10:02
raandri
(
22/01/2008 10:07)
Ny lasako (Solo sy Poopy)
Mba omena io hira io e!...
tohiny
novalian'i mpanarivo ny 25/01/2008 14:15
fetrakens
(
22/01/2008 07:25)
KARAJIA
Antsoy daholo ireo mpikarajia @ radio rehetra ireo fa aty indray izao no miresaka e!:?:...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:11
jolizoli
(
22/01/2008 05:59)
tsy mety mits wa!
tsy mety tafiditra karajia chat mits reto ps reto tam ty janvier ty
ps: jolizoli;asnamlay
mba valio ne zay azafady ndrindra e!
de misaotra ô!
...
tohiny
niryna
(
22/01/2008 05:16)
Inona ry ireto ity,biby sa olona ,loza ???
[img]http://img214.imageshack.us/img214/2162/animalmansc8.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2008 06:19
penina
(
21/01/2008 20:55)
vanim-potoana inona amin'izao?
Taloha tamin'ny malagasy ilay hoe: vanim-potoana fiforetana anaty, vanim-potoana mitady ny very ...
Dia lasa ny saiko hoe ahoana ny ankehitriny? Efa hita ihany ve ilay riba malagasy sa tsia?...
tohiny
novalian'i penina ny 29/01/2008 01:00
badboy
(
21/01/2008 16:54)
Contrat de travail : misy ve io any dago???
Otran'ny tsy mbola nahita signature-na contrat de travail mihintsy za tany dago!!
Misy ve io ary misy lalàna miaro ny mpiasa ve???...
tohiny
novalian'i badboy ny 21/02/2008 15:11
fanantenana2003
(
21/01/2008 13:08)
fialonana sy fiatsarahabelatsihy
inona marina no atao hoe fialonana eo amin-tsika olombelona, inona koa no mahatonga ny olona ihatsara velatsihy!
...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 06/02/2008 12:11
xxx
(
21/01/2008 12:55)
"serasera cannot join"
tsy tafiditra karajia chat tsony zay efa ho 15j zay ô! de aona no atao efa napiasa mot de passe sy ps efa voakaly tsara; nanara-dalàna b mits avy aiza ny olana? valio kely oe zay zvt zay azafady ndr...
tohiny
jolizoli
(
21/01/2008 12:36)
fa maninn kay?
za zay efa ela b no tsy mety tafiditra ao am karajia chat mits nefa efa mapiasa teny miafina; ny ps voamarina tsara nefa de tsy mety fona;"serasera cannot join" io no miseho fona; mba valio kely oe za...
tohiny
novalian'i jolizoli ny 21/01/2008 13:54
news2dago
(
21/01/2008 12:01)
aza ampediana ny fjkm sy ny katolika
heno siho dresaka indray tato ato fa ny maha radio katolika ny rdb no namelezana ny karajia oe! dia io no vohizina etsy sy eroa oe mamely ny katolika ny fanjakana satria fanjakana entiny fjkm! gina ny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:14
yonikafopl
(
21/01/2008 11:40)
Mba tena biby mihintsy ny sasany.
[quote]Faits divers
Mananjary
Tanora 4 novonoina tamin’ny fomba feno habibiana
Tena tamin’ny fomba feno habibiana tokoa no namonoan’ny andian’olona ireto tanora efatra mianadahy v...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 26/01/2008 23:17
ronaldo09
(
21/01/2008 11:34)
CAN 2008 any Ghana!
Dia nanomboka omaly iny ny fiadiana ny amboaran'i Afrika eo amin'ny taranja baolina kitra ,omaly no niaka-tsehatra ny avy ao amin'ny sokajy A ,nahitana an'i Ghana mpampiatrano sy i Guinee ,teo amin'...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 15/02/2008 21:12
vale
(
21/01/2008 11:15)
Mère Indienna!!!!!!!
Nifanena hono ireto Malagasy 100% anankitelo, dia hoy ity voalohany, ny anay lety ny dadanay vazah ah, vazah ahoana? menamena ny molony.:-P
Hoy le faharoa ny anay lety mamanay Arabo ah, Fa,fa, Arabo ...
tohiny
novalian'i vale ny 21/03/2008 21:04
vale
(
21/01/2008 10:56)
Ho an'izay Fan an'i Fergie.
Manoràta aty amiko...,caaao!!!:^):-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i vale ny 21/01/2008 14:11
LazaDaddy
(
21/01/2008 10:41)
mpanandro (adihevitra ho an'ny kristianina)
Aleo aloha tsipihina fa [u]naompana ho an'ny Kristianina ito adihevitra ito[/u]
Betsaka ireo "mpanandro" no mitono-tena ho "kristianina" ka dia mahasarika ny "malemy finoana" tokoa izy ireny. Inona...
tohiny
novalian'i soanja ny 10/02/2008 23:33
