Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
todisoa2 ( 25/01/2008 12:45)
sipan'ny fianara
Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo? Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy. :lol::lol:. Mila valiny haingana e.... tohiny
novalian'i comptezo ny 06/04/2008 12:54
jolizoli ( 25/01/2008 11:21)
hery a! miala tsiny alo za a!
miala tsiny za fa miara miasa zay sy ilay prince de bel air iny; de izy manao zvt tsy mety fona ngamba ; de za kou lasa tsy tafiditra miaraka aminy; mifona re tompoko milela-paladia ra avy am le joe-e... tohiny
vahiny2004 ( 25/01/2008 10:21)
vidina ordinateur any M/Car
Sao mba misy afaka manampy ahy misy fianakaviako any M/car, mail no mba hifandraisanay, dia @ izao fotoana izao maty ny ordinateur-ny, dia malahelo be izy fa tsy mifampita vaovao intsony aminay. Mb... tohiny
ravatorano ( 25/01/2008 09:26)
FIFANINANA BLAOGY
WEB Elle tourne, elle tourne, la bilaogasyfera ! momba ny fifaninanan blaogy malagasy manararaotra miarahaba n'i ra jentl na i jentilisa izany fa nahazo fankasitrahana izy tamin'ny blao... tohiny
novalian'i sipagasy ny 22/04/2025 16:20
tontavao ( 25/01/2008 08:53)
tokony atao teny gasy daholo ny fanaovan-draharaha
Teny atsipy ho an'ny Academie Malagasy ity tsy fantatro na mba mijery itony forum itony fa tsy mahazo laka mihits ny teny gasy. Tokony atao teny gasy daholo ny any amin'ny birao rehetra any fa io no ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 03:24
niry2007 ( 25/01/2008 07:20)
Taxi be mandreraka!
Manaôna daolo eh!:D Asa nareo na efa tojo ity zavatra lazaiko manaraka ity! nandeha taxi be zà t@ maraina 147 mampitohy Ambatomaro -67ha, 3364 TAE le fiara, nasain'ilay receveur natambatra ary ny ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/02/2008 04:48
niryna ( 25/01/2008 06:53)
Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny F. manohitra ny nofo
[b]13[u] Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana hianareo[/u], ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifanompoa amin'ny fitiavana. 16 Fa hoy izaho: ... tohiny
jolizoli ( 25/01/2008 06:52)
hery a! tsy tafiditra chta ndray ne za e!
jolizoli:ps za nefa de farak ze tena hendry b mits!... tohiny
endrika01 ( 25/01/2008 06:47)
VARATRA MITRITRA ORANA MIKIJ
Efa lohahevitra napetrako tato @dinika ihany izy \'ty tamin\'iny volana Déc lasa teo iny.Mbola betsaka ny fanotaniana mahaliana ahy,ka dia averiko eto indray satria ilaiko ny fanampianareo namana.HON... tohiny
xxx ( 25/01/2008 02:11)
Fanontaniana kely ho an'ny vehivavy tsy manam-bady
Mitazona ny zanakareo ve ianareo ra bevohoka tsy nifanarahana t@ olona tinareo nefa izy tsy vonona ny hanohy ny fiarahana na inona na inona decision raisinareo?? Tiko ho fantatra fotsiny ny décision... tohiny
novalian'i tashaa ny 15/02/2008 14:29
penina ( 25/01/2008 00:02)
hira mavesatra
Ianareo kay sao dia mahafantatra hira malagasy mavesatra ohatra an'ito? http://www.dailymotion.com/video/xmx3a_les-wampas_music :wink:... tohiny
ds ( 24/01/2008 23:26)
Smooth Jazz
Rehefa manketo aho, dia mihaino RVG na Smooth Jazz. Misy hira ankafiziko miverimberina foana tato ho ato : [b]Blake Aaron - Bumpin' on the Wes Side[/b] (kapila Desire). Tsy nahafantatra oi tary io... tohiny
betroka ( 24/01/2008 21:03)
perikopa 27 janoary 2008
Miarahaba amin'ny anaran'ny Tompo, Tsy azoko tsara ny perikopa voaraiko ny amin'io alahady io : I KORINTIANA 1.10 – 13,17 Raha azoko tsara dia toko 1°, and. 10 à 13 + Toko faha 17 Tsy misy tok... tohiny
badboy ( 24/01/2008 18:43)
Dia ahona ndray ary zany!
[quote]: tsikera = fanonganana [quote] Sao de kosa oe tsikera = fisarihantsaina (ho an'ny manantsaina mazava ho azy)??... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 05:11
tezitra ( 24/01/2008 12:22)
TSONGA président
TSONGA a donné une bonne raclée à NADAL à l'open d'australie, il est au final ca aussi c'est fort, c'est la force du melange de couleur, vazaha-gasy, cotier-merina,etc... On va defon... tohiny
makezaka ( 24/01/2008 12:12)
mila fanazavana haingana
Salut! Ny vehivavy v ry zala ra mbola virjiny tsy tokony hisy hanakana kely farafaharatsiny rehefa miditra ny filahina (misy mantsy tsisy hymen hoy ny docteur), sa hoe tena excité be izy de malalaka... tohiny
midjoh ( 24/01/2008 11:36)
Avy aiza ny ratsy ?
Heverina fôna mantsy h@zay fa avy amin'ny devoly ny ratsy. Ka iza ary no nampanao ratsy ny devoly na satana ??? :-w Tsara ho marihina fa Andriamanitra no nahary izao rehetra izao ary Izy tsy Hamor... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2008 22:49
diamondra27 ( 24/01/2008 11:15)
fampirafesana ps
ahoana ny hevitrareo aminy fampirafesana ps, tato ato tena misimisy le izy an, zany we le olona iray ihany no mitondra ps maromaro :-D:-D tsara ve sa ratsy:-P:-P ny sasany moa dia mampirafy ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2008 10:56
Jeankely ( 24/01/2008 11:05)
Ho an'i badboy momba ny fanalanjaza raran'ny fiangonana
Satria tia hisonanika hilalao Ra-badboy avy eo ny zazavavy no asainy hanalazaza tsisy bedy. Efa ara-tsiantifika ary hain'ny Malagasy rehetra fa aleo votsorana Ra-badboy sy ny mpampanala zaza rehetra f... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 13:57
xxx ( 24/01/2008 10:26)
Manjaka Vahoaka
Manjaka tokoa ny vahoaka, Demokrasia ara-bakiteny. :roll: http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=1105 [quote=Midi][color=#000000] Any amin’ny toerana ant... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 10:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8813