Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 26/01/2008 17:43)
Misongadina ny Gasy! Hafa ihany ny antsika.
Miarahaba an'i Jacky Razafiniaina nahazo ny tompon-daka eran-tany 2008 tamin'ny dihy country tany Nashville Tennessee USA. Misaotra amin'ny lantsin-tanana e! Afapo tanteraka! Tehaka mirefodrefotr... tohiny
novalian'i ikalamako ny 31/01/2008 22:03
badboy ( 26/01/2008 15:58)
Consommation : Invasion de produits périmés
De zay ve sisa no iafaran'ny gasy tsy ampy sôsy?? Mividy sy mihinana sakafo lany daty tokony hatsipy any anaty fako satria io no takatry ny vola antanana? Dia efa amambolana no ivalamparan'io varotra... tohiny
novalian'i meva2 ny 28/01/2008 08:52
tslem ( 26/01/2008 15:58)
Kally
[url=http://www.dailymotion.com/video/xw601_kally_music][b][i][size=15px]kallie[/size][/i][/b] ve ilay sipa iray amin'ireto e? [/url] ... tohiny
zamanoro ( 26/01/2008 15:13)
Raha vao nanomboka
Tsaroko tsara izao fony faha-Radidy fa raha vao nanomboka dia nanovokovok\\\'izy. Namboarina ny lalana Toamasina-Tana Farafangana-Mananjary, Antsirabe sy Mazanga. Dia namorin\\\'orinasa Siranala... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 14:00
penina ( 26/01/2008 13:13)
Ny ho avy -boaka diego-
Mba mangataka tonony http://sitlo.blaogy.org/2008/01/26/si-fito-ny-ho-avy/ ny feony. Atao ahoana fa tsy dia mahay an'ilay fiteny avy any avaratra eh.... tohiny
gavoaty ( 26/01/2008 11:33)
lasan-ko razana ny tena TIM
Nivadika tanteraka ny fandehan'ny tantara fa ireo olona naongana niaraka tamin-dRatsiraka dia lasa lehibe mpitarika ao amin'ny TIM amin'izao fotoana izao. DINGANA IRAY LEHIBE hafa koa io.Tena sahy ma... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 06:33
LazaDaddy ( 26/01/2008 09:25)
ito misy dingana lehibe
fifidianana izay ho ben’ny tanàna farany teo tao Anosibe Ifanja sy Sarobaratra ao anatin’ny distrikan’i Miarinarivo http://www.madagascar-tribune.com/Mitaky-ny-hanaovana-fampitahana-PV,4384.htm... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 06:48
badboy ( 26/01/2008 09:00)
Consommation : Invasion de produits périmés
De zay ve sisa no iafaran'ny gasy tsy ampy sôsy?? [b]Mividy sy mihinana sakafo lany daty[/b] tokony hatsipy any anaty fako satria io no takatry ny vola antanana? Dia efa amambolana no ivalamparan'io ... tohiny
novalian'i badboy ny 26/01/2008 15:37
ainaheri ( 26/01/2008 08:52)
Mondes sans frontiere
Asa na aoana ny fahazoanareo an'io fa somary,ga² ihany ny tenako,raha naheno we hanao latsabato an'io ny ao @ ONU ;> Tsy ho bordel be v?... tohiny
meeps ( 26/01/2008 08:19)
JEEDAI & FAFAH (MAHALEO):Mba ho toa anie ny teny
Rap ilay izy dia i Fafah no manao ny refrain misy an'ilay hoe:"Mba ho toa anie ny teny ka hihely eny rehatra eny,..."... tohiny
niryna ( 26/01/2008 07:57)
Tsy manome ra,fitiavana ve ? kanefa ny ran'i kristy no ..!!
Isan-taona dia misy fanomezana ra maimaipoana ao amin'ny toeram-piasana.Ny any amin'ny hopitaly moa dia mivoha isan'andro.Misy fianakaviana marary ka tsy mahatakatra ny vidin'ilay ra dia miangavy ny h... tohiny
novalian'i niryna ny 13/02/2008 06:35
apache ( 26/01/2008 07:40)
driver encad
Ombay mitady pilote imprimante "ENCAD CADJET 3D" windows XP [i](marihina fa niala tato an-trano omaly t@ 12ora izy io ary mbola tsy nody hatramin'izao)[/i]:(:(:cry: Tena serieux rey olona fa mba mi... tohiny
novalian'i comptezo ny 31/01/2008 07:58
bozaka ( 25/01/2008 23:19)
salu e
Mba mangataka an lé tonin kira an Mahaleo Salanitra ry reto fa misy cousine kely zay mila an lé izy mafy Misaotre sahady e Bozaka ... tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2008 00:11
betroka ( 25/01/2008 22:23)
Ny dinika "fivavahana sy finoana" no betsaka indrindra
Faly tokoa aho fa ny dinika "fivavahana sy finoana" no mahasarika olona be indrindra (androany : 67942) 2) Ny fitiavana (54574) 3) Hatsikana sy lalao (50211) Mampalahelo fa ny vetso serasera no far... tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2008 22:26
lazounet ( 25/01/2008 17:44)
Diska praiféré Kerimesin'AntanimbarinAndriana
Atolotra ho an'i SHOAN, RABILABILA, SAMOANA ary BADOUDA 1. http://www.dailymotion.com/Lazablues/video/xqdbu_aviavy_music 2. http://www.dailymotion.com/lazablues/video/xq6pp_ta-hody_music 3. ... tohiny
novalian'i lembelo ny 28/01/2008 09:37
ikaretsaka ( 25/01/2008 17:29)
ny any amintsika
Tsy Pub akory fa mba hijerena ny realite. http://fr.youtube.com/watch?v=w7ynqPKBrPg ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2008 22:56
xxx ( 25/01/2008 17:17)
toa mampatahotra ny andraikitra omena raha toa izao
Asa na ahoana na ahoana, na dia ilay hoe miverina ny fomba fitondrana taloha na ahoana marina aloha Fa mpiandraiki-draharaham-panjakana roa izao no efa maty nanaovana habibiana Ny iray ity amin'ny g... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2008 02:29
mpanarivo ( 25/01/2008 14:52)
ny biby fihinana sy ny tsy fihinana
iza no mety hanome fanazavana ho ahy ny @ fomba hihinananreo kristianina ny biby tahaka ny (kisoa). ary aiza ny porofonareo fa azo hanina ny (kisoa) ianareo v izany mamorona sa tsy miraharaha ny te... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 09/02/2008 06:31
ari.malala ( 25/01/2008 14:46)
olona mahay rano
mba nahalasa saina ana hoa, misy marina ve izany olona mahay rano izany e! tys ilay mahay milomano no teneniko eto, fa ilay olona hoe mahay misintona olona lasan'ny rano, na ranomasina io na ranomamy?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/02/2008 14:03
mmmhh ( 25/01/2008 13:30)
maninona kay zà?
Maninona kay zà?? Tena tsy fantatro izay mahazo ahy fa tato ho ato vao mahita an'le olona miaraka amiko zà de tena sorena be, nefa reefa tsy eo izy de malahelo be azy zà, na ny envie sexuelle ko az... tohiny
novalian'i booboo ny 28/01/2008 13:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7735