maninona kay zà?

1. mmmhh ( 25/01/2008 13:30)
Maninona kay zà?? Tena tsy fantatro izay mahazo ahy fa tato ho ato vao mahita an'le olona miaraka amiko zà de tena sorena be, nefa reefa tsy eo izy de malahelo be azy zà, na ny envie sexuelle ko aza tena nihena be. Rah ny satriko de tsy manao izany mintsy zahay fa ny fatahorako azy hiodina de aleo hekena.
Nihevitra zà hoe bevohoka de efa nanao test de grossesse zà nefa négatif le izy, tsy haiko e, hitako hoe tsy normal mintsy zany, sa tokony ande docteur zà? Mba efa nisy nanana cas ohatr'zany ve ny vehivavy ato? de mba ilazao ny nataonareo nanalàna an'zany !!! De mba toroy hevitra ry zareo a,
novalian'i booboo ny 28/01/2008 13:33
2. sedra ( 25/01/2008 14:38)
salut! fa efa vadin- dry ve oi olona io sa tsia
fa raha za aloha dia aleoko tsy manao firaisana aminy intsony mazotoa kia de valio za fa afaka manampy an-dry za
3. Veloo ( 25/01/2008 15:12)
Ny ao an-tsainao no miady fa tsisy marary izany ianao.(psychologika)
Izao ilay izy, na dia malahelo ary ianao fantatrao fa tena tsy te-hanao mihitsy ianao ary frustree amin'izany ianao dia izay rehetra ataonao sy jerenao dia kiriko daholo.
Amboary ny saina, na ho tia azy na hiala aminy raha ohatra mbola tsy manambady ianareo.
Ary aza matahotra izany oe ho very izy raha tena bandy tsara izy dia manaja ny zavatra irinao..
Ka essayeo (arak'ilay lazain'i sedra io) aza manao dia ho itanao fa otran'ny afaka daholo ny sorisory rehetra.
4. diamondra27 ( 25/01/2008 16:50)
nisy zavatra naha deçue anao taminy tao de lasa tsy misy feeling tsony

fantaro io we inona
5. sipagasy ( 25/01/2008 18:09)
fa maninona kay raha tonga dia teneninao izy e!!! miresaha ianareo kouuuh!!!
6. nandrianina1 ( 25/01/2008 23:43)
mangala lou ki recule kely a! de any ndry mandinin-tena sy mamaly io fantanin-dry io!
ary so de lasa routine be ko ny fiarahanareo de leo b njy?
za ko lo dakaoro @ sedra sy veloo e! essayeo toko lo reo
7. ainaheri ( 26/01/2008 09:11)
Ny tena marina ny sainao no tena voa fa mankanesa any @ psy,ny fakana recule tsy midika in ,fa otran'ny oul misy blem miboboka toaka io,refa miafana d io ndray lay blem,ny tsara d manaova carte sur table,fa raha itanao mbola mitohy ilay olana ,mankanesa any @ psy fa ilaina io raha tojo otr'zany!!

Ny olana amintsika gasy ,raha vao maheno we mankanesa any @ psy,d lazaina fa adala zay,non et non!!
Otran'ny zavadrehetra ihany io atidoha io,ka mila reparation otran'ireny machine en pannne ireny ee
8. majakely ( 26/01/2008 09:30)
ny tena marina de manque de communication no misy ao aminareo 2 io,raha azoko tsara...Aza matahotra azy zany fa olo-tinao izy de resaho aminy otrany firesakin-dry azy aminay zao no resaho aminy !!¨ho hitanao fa na izy ara hitady solution hiaraka amin-dry ...Sao de hanenina ndry mantsy avy eo knoooo:!:,nefa le olona tsy au courant akoriny ny olana misy nefa haka recule ah haka recule,raiso ny courage de miresaha miresaha miresaha ampilaminana aminy ...:)
9. xxx ( 28/01/2008 06:41)
Lehilahy a fa hanampy anao
Fa efa mivady ve nareo no manao firaisana e !
Mba matotra, fa ny bandy sasany refa lany tsiro ianareo de mitady hafa raha mbola tsy vita soratra.
Koa ny tokony ataonao de ny manao zay aha ara-dalana anareo (vody ondry, soratra, mariazy) de milamina @ izay.
Mirary soa
10. baraingo ( 28/01/2008 08:23)
Sô D tsmavou maketsy alou lery e !!!, nvevavy manko ...!!!!:twisted:
11. mmmhh ( 28/01/2008 09:18)
Misaotra ny rehetra nanome hevitra, hiresaka aminy an'io zvtr io ary za, de ho hita eo ny tohiny. Fa rah mbola tsisy vahaolana de mankany @ psy zany ko !!
xxx:
Koa ny tokony ataonao de ny manao zay aha ara-dalana anareo (vody ondry, soratra, mariazy) de milamina @ izay.

eo indrindra isika zao fa aza taitra xxx, eo am-panomanana, fa tsy avy am'zay lôtra kosa angamba no mampisy ny olana e, de aza masiaka moa e!
12. booboo ( 28/01/2008 13:33)
sao dia miviaka ny hormones dia zay no mampiviaka ny humeur-nao ? (sao ho avy ny red red ? :°))
sao reraka ny vatana sy saina ka mila miova rivotra kely ?
sao manao depression saisonnière ?
sao mihinankinam-poana fa tsy sakafo ara-pahasalamana no hanina (tsy ampy Mg e, tsy ampy fer e, sns)

Zany pistes tsara jerena aby ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2048