ny any amintsika

1. ikaretsaka ( 25/01/2008 17:29)
Tsy Pub akory fa mba hijerena ny realite.
http://fr.youtube.com/watch?v=w7ynqPKBrPg


novalian'i fijo ny 07/02/2008 22:56
2. xxx ( 25/01/2008 17:39)
I leiry io no tokony antsoina hoe:
"Raiben'ny fandrafetana sy ny fanatsarana ny tanana (urbanisation et plannification)
3. rabilabila ( 25/01/2008 19:05)
Ampiako kely an'ity !! Tsy pub akory fa ny any amintsika http://www.dailymotion.com/taduckly_/gasy/video/x2xvfx_fitarikandro-mivadibadika-ny-tantar_music
4. ikaretsaka ( 25/01/2008 20:19)
avy mihira ry zalahy ireo dia hanao ringiby zao an!
5. ikaretsaka ( 25/01/2008 21:03)
http://www.youtube.com/watch?v=3G_lbXixZpA&feature=related koa ny nataon'ireo tanora miaraka aminay hanao pelerinazy any @ LD @ JMJ e
6. fijo ( 25/01/2008 22:25)
ireo ve letsy hoany daholo????
7. ikaretsaka ( 25/01/2008 22:30)
20 eo ho eo ny avy any @ "Garbage people" hoany.
fa le vazaha rehetra ireo mankany daholo miaraka amiko raha interesse ialahy hanampy anay !
8. ikaretsaka ( 25/01/2008 22:33)
nb: le" garbage people" tsy endrika fanompana sanatria fa izany no anarana nosafidiany nampiasainy mba ni sensibiliser-na ireo malala tanana vahiny sy avy any dilambato hiantoka ny pelerinage-ny..
fa amintsika dia hoe..
ireo "tanora sahirana tezain'i P pedro eny @ Akamasoa"
9. fijo ( 25/01/2008 22:42)
tsara raha mba misy misolo tena ireo ka.efa zavadehibe izay
10. nandrianina1 ( 25/01/2008 22:53)
tena manao pub mitsy ranga ny fahitako an\'io a!:)
pub ny @zay tokony hanarahana ny diany na ko hanapiana azu
11. ikaretsaka ( 25/01/2008 22:57)
hi motivena ny sasany le izy e
12. nandrianina1 ( 25/01/2008 23:27)
zay mintsy e!
pub: fa le fitiavany alou tena manaka-danitra e! sa aona
13. fijo ( 25/01/2008 23:31)
pub ankolaka io ka.
fa amiko raha ry pedro tsy mila pub fa efa ita mibaribary.
14. ikaretsaka ( 25/01/2008 23:46)
"manaova ohatra azy " angamba ilay izy fa tsy hoe "jereo zahay" ny hafatra tiany atao
ohTRn'ny oloa nahavita be rehetra e..
15. fijo ( 25/01/2008 23:51)
mila ampiana mihintsy lery ka
16. ikaretsaka ( 25/01/2008 23:53)
dia ampiana izy raha izay ny hafatra nampitain'ilay clip taminao
17. fijo ( 25/01/2008 23:54)
any mahajanga any koa misy "moper" gasy kely izay,mba manao raha be,fa tsy aiko ny anarany.
18. ikaretsaka ( 25/01/2008 23:57)
efa tsy any intsony iny fa any Tana... le mihira sa le tsy mihira?
19. niryna ( 26/01/2008 07:24)
ikaretsaka:

avy mihira ry zalahy ireo dia hanao ringiby zao an!

misaotra nizara ika a

20. ikaretsaka ( 26/01/2008 14:28)
tsy sanatria hampiady fa teny atsipy fotsiny an... tsetsatsetsa tsy aritra sy eritrerirta sendra mandalo

fa maninona tokoa kay pere sy masera sy abbe sns.. no tena focused @ ireny asa fanampiana ny mahatra sy fampianarana sy ara tsosialy irenhy kokoa
nohon'ny hoe pasitera sns..

za tsy miteny hoe tsy manao i pasitera akory..
fa maninona no any @ ry mopera no mahavatana olona raha @ io resaka io..?

torak'izany koa ny fampianarana:
maninona no any @ katolika no mifanjevo mandeha ny ankizy "na ny zanaky ny manan-katao na ny tsy manana"
hilofosana mihitsy izany hoe any @ ndry mompera sy ny "katolika"
manana dia manana ny azy tokoa ny finoana sasany an ary misy tsara dia tsara tokoa .. fa maninona rehefa tanana, na aiza io na aiza, na firenena inona na inona... dia ny hoe handeha hianatra any @ Sekoly St (katolika) na Universite St (katolika)...... no tanjona...

Fa ohatra fotsiny any @ tanana... azafady indrindra an... hoe maninona ny RAR sy ny ankizy mifaninana hampiditra ny zanany any @ St michel na Stella na St Jo na tsy haiko aby, nohon'ny hoe any @ Rasalama na ....

mba eritreritra ny ahy hoa iny an.. observation an'ny realite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2867