ny any amintsika

41. ikaretsaka ( 29/01/2008 17:17)
nha ika tsary mahazo mivanivany rakaroka.. izao tontolo izao sy olon'izao tontolo izao no hasoavina sy mifanasoa amin'ika koo:-D:-P
42. fijo ( 29/01/2008 22:39)
ilay mopera any mahajanga tsy mihira ka.efa tafaraka avion tamiko lery iny ka tena olona misokatra fa tsy le tery saina be toa ilay lavavolo ao fianarantsoa io.() iny.

ilay resaka hery arabolan'ny katolika,hialako tsiny fa ankoatry ny rafitra katolika izay efa tsara rindra noho ny hafa,dia misy resaka tsy mazava momba ny resaka politika sy ny varotra erantany ao.(nisy papa iray izay naika hanafoana sy hanameloka ny mafia ,tsy vita fa herinandro dia novitaindry zalahy)tao vatikan izy no maty ary tsy nisy olon ahafa tafiditra tao hafatsy ry zareo tao.ka iza no namono azy tao????

ny sekoly ,dia tsara ny fampianarana katolika.ka hanankinan'ny olona ny zanany.
43. ikaretsaka ( 29/01/2008 23:10)
izay mihitsy.. fa ny ahy na buzn na tsy buzn letsy rehefa mahasoa olona dia fakan-tahaka aby a
44. rakaroka ( 30/01/2008 17:56)
ikaretsaka:

nha ika tsary mahazo mivanivany rakaroka.. izao tontolo izao sy olon'izao tontolo izao no hasoavina sy mifanasoa amin'ika koo:-D:-P


'zay mihitsy anie ny "mahafinaritra ahy amin'ilay Ika e: "exceptionnel" mihitsy koa izy amiko ka!
Sady tsy hoe izay masina anie dia tsy mivanivany e
Fa indraindray misy conception de concentration vers "Dieu" tahaka ny any am-piangonana, ny monastère,sns toa mihantsy fiatrehana sy fifantohana
arahana endrika "matotra" ho azy izany
45. fijo ( 30/01/2008 22:31)
raha tsy hijery hafatsy ny soa ataony amin'ny mahantra aloha,dia mitovy fijery isika roalahy ry ika.za koa dia mahita fa ny kato no mijery bebe kokoa ny mahantra.fa ny zavatra ao ambadik'izay,azy iny ka tsy aferako
46. ikaretsaka ( 30/01/2008 23:28)
ka ny ahy ange tsy vie monastique rakaroka e, sady tsy monastere foana ny fiainako!

=D marina ny an'drakaroka hoe concentration vers "dieu"! fa mila havahana koa io fa misy karazany 2. izay betsaka ny manafangaro azy

Ilay concentration mankany--->dieu anaty taratasy na priere na fiangonana, monastere na meditation (io lazain'ialahy io)
ilay concentration mankany---> dieu par ce qu'ila a cree sy nataony hohasoavina=izany heo ny manodidina .

i Razezo aza nanao an'io matetika, misy fotoana manasoa olona izy; mirevy miaraka @ apostoly sy ny mpanota sns... misy fotoana izy mandeha any an-tendrombohitra !



47. fijo ( 30/01/2008 23:41)
ie,sady lery tia dovay ohatra ahy ko
48. ikaretsaka ( 31/01/2008 02:40)
tsssssss
49. fijo ( 01/02/2008 22:37)
kozy e,raha tsy izany ve izy hamadika ny rano ho lasa divay.
50. ikaretsaka ( 02/02/2008 14:08)
efa navadiny ho ra-ny aza ilay izy ko
51. fijo ( 06/02/2008 21:35)
ka izay no mba tiako tamin'i lery anie e
52. ikaretsaka ( 06/02/2008 23:32)
mahery koa iny bandy inyan
53. fijo ( 07/02/2008 22:56)
rehefa azon'io rany io izy de mahery ka;za aza eo tia azy ary lasa mpianany mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7982