JEEDAI & FAFAH (MAHALEO):Mba ho toa anie ny teny
1. meeps
(
26/01/2008 08:19)
Rap ilay izy dia i Fafah no manao ny refrain misy an'ilay hoe:"Mba ho toa anie ny teny ka hihely eny rehatra eny,..."
2. penina
(
26/01/2008 13:11)
Mba andefaso ilay hira mihitsy raha mety. Ny an'i Jeedai toa ataony gratos ny hira raha tsy efa niova.
:wink:
3. tsiambaratelo
(
27/01/2008 12:10)
meeps:
Rap ilay izy dia i Fafah no manao ny refrain misy an'ilay hoe:"Mba ho toa anie ny teny ka hihely eny rehatra eny,..."
zaho aloha tsy mahay ♪é,tena lavitra koa mou de tsy maharaka.:oops:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.3905