ito misy dingana lehibe

1. LazaDaddy ( 26/01/2008 09:25)
fifidianana izay ho ben’ny tanàna farany teo tao Anosibe Ifanja sy Sarobaratra ao anatin’ny distrikan’i Miarinarivo http://www.madagascar-tribune.com/Mitaky-ny-hanaovana-fampitahana-PV,4384.html

Gazety Tribune:
Ny ankamaroan’ny birao fandatsaham-bato dia nitarika ny kandida Josoa Maminiafiana, saingy rehefa tonga taty amin’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana, dia lasa ny TIM indray no nandresy.
novalian'i Jeankely ny 27/01/2008 06:48
2. gavoaty ( 26/01/2008 11:26)
Dingana iray lehibe mankany amin'ny 2001-2002 bis.
AREMA BIS; Inona moa no mahagaga amin'izany fa ireo AREMA naongana tamin'izany fotoana izany ihany anie no lasa TIM ankehitriny é sady amin'izay mpanapakevitra daholo indray.

Tsy ireo ihany fa betsaka dia betsaka.
3. xxx ( 26/01/2008 14:06)
Dia mba jereo ny mitranga eo Ambohimandroso Antsirabe, lalam-pirenena faha 7. Moa tsy sahala amin'io va?

Gazety Tribune:
Ny ankamaroan’ny birao fandatsaham-bato dia nitarika ny kandida Josoa Maminiafiana, saingy rehefa tonga taty amin’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana, dia lasa ny TIM indray no nandresy.

[/quote]


4. Jeankely ( 27/01/2008 06:48)
Ny AREMA naongana lasa TIM ary mbola izy koa aza no manoratra sy be resaka ato @'ny Forum. Efa nodoranao angaha ny Karatrao AREMA sa manatsafa ny vahoaka tsy tarik'Atoko?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536