ny biby fihinana sy ny tsy fihinana
1. mpanarivo
(
25/01/2008 14:52)
iza no mety hanome fanazavana ho ahy ny @ fomba hihinananreo kristianina ny biby tahaka ny (kisoa).
ary aiza ny porofonareo fa azo hanina ny (kisoa)
ianareo v izany mamorona sa tsy miraharaha ny tenin'Andriamanitra! raha izany dia inona no hanarahanareo baiboly.

répondu par LazaDaddy le 09/02/2008 06:31
7. xxx
(
25/01/2008 15:57)
mpanarivo,
Tamin'ny andron'ny Deotoronomia tokoa dia nanome lalàna Andriamanitra, ary dia nanaraka sy niaina an'io lalàna io ny zanak'Isiraely nandritra an'izay fotoana rehetra izay.
Fa rehefa tonga kosa i Jesoa, dia "triatra ny efitra lamba". Tsy miaina ambanin'ny lalàna intsony hoy Izy, fa miaina amin'ny Fahasoavana. I Paoly indray, raha tsy diso aho, niteny hoe : rehefa hiaina amin'ny lalàna ianareo dia ataovy tsy misy hokianina mihitsy manoloana ny lalàna. Araho tsy misy tomika na kely aza. Dia tsy maintsy mifora zany ohatra, tsy mahazo mihinana crevette, tsy mahazo mihinana ganagana, sns ...
Sinon raha hiaina amin'ny Fahasoavana dia "il suffit de" manaraka ny fitarihan'ny Fanahy. Raha ny fanakianana azon'i Jesoa momba ny tsy fanarahany lalàna ange ka raofina amin'ny sobika.
Momba ny sakafo, dia mbola i Paoly ihany koa raha tsy diso aho no niteny hoe : raha te-hifady ianao tsy maninona, raha tsy te-hifady tsy maninona, kanefa aza mahatonga fanafintohinana. Izany hoe : aza mifanakiana fahatany ny mpifady sy ny tsy mpifady kisoa; dia aza mora tohina koa (ohatra hoe tsy tokony hanafintohina mihitsy ny teny hoe "kisoa" atao anaty fonon-teny na tsia) ;-)
Noho izay tsy maha-voafetran'ny lalàna izay indrindra, dia afaka ho kristiana soa aman-tsara na olona mifora na tsy mifora, na ny sinoa koa aza (izay mihinana ny biby rehetra mitodika any amin'ny masoandro ny lamosiny, na saka na alika na voalavo na kadradraka na lalitra na moka sns)

8. rabilabila
(
25/01/2008 16:04)
Mpanarivo >>>
Anisan'ny "reforme" nataon'ny tao amin'ny TV mba hisintonana ireo tsy Jiosy hiditra ao amin'ny Kristianisma , efa noresahiko maimaika tany ambadika tany fa ity notsimponiko ity ny votoatiny :
Raha toa moa ka mahaliana ny ankapoben-dresaka dia :
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m477c0ed9e0ccf

Avy eo dia nisy ny TV izay niandohan'ny Kristianisma ( izay d'origine juive ),izay mbola tsy dia tena lavorary ( pré-christianisme )mandra-pahatonga an'i Paoly ..
Inona no tena fenitra ?
Ny hanaparitaka ny fivavahana amin'ny olona ankoatran'ny Jiosy (ireo gentils sy ny helleniques ) ary ny firenena hafa.
Ahoana no fomba nahalavorariana an'izany ?
Nanomboka nanao remise en question ny traditions juives ry zareo (ohatra ny fanafohanana ny famoràna ho an'izay tsy jiosy te-ho kristianina ,ary ny tsy maha-voatery ny hifady sakafo ) sy ireo tatitra rehetra momba an'i Josoa (izay ampatsiahiviko fa nirahin'andriamanitra hitondra ny zanany ho any Kanana ary nandringana zaza amam-behivavy eny fa na dia ireo vao minono aza teny amin'ny toerana rehatra nandalovany....) ; saingy kosa tsy afaka nitsipaka tanteraka ,na nanohitra tanteraka satria ny filiation-n' Jesoa dia miala hatrany amin'ny TT (Davida) ary eo koa ny "didy folo " ............( fanazavàna maimaika ary amin'ny ankapobeny io ary azo tovonana amin'ireo boky marobe mikasika ny tantaran'ny Jiosy sy ny fisarahan'ny kristianisme sy ny judaisme )
Raha toa moa ka mahaliana ny ankapoben-dresaka dia :
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m477c0ed9e0ccf
9. Veloo
(
25/01/2008 16:05)
Fa rehefa tonga kosa i Jesoa, dia "triatra ny efitra lamba". Tsy miaina ambanin'ny lalàna intsony hoy Izy, fa miaina amin'ny Fahasoavana. I Paoly indray, raha tsy diso aho, niteny hoe : rehefa hiaina amin'ny lalàna ianareo dia ataovy tsy misy hokianina mihitsy manoloana ny lalàna. Araho tsy misy tomika na kely aza. Dia tsy maintsy mifora zany ohatra, tsy mahazo mihinana crevette, tsy mahazo mihinana ganagana, sns ...
raha miaina @ fahasoavana isika dia tsy arahina intsony zany ny didn'Andra? Tsy ny momban'ny zavatra ho hanina no tiako lazaina an....
mahazo mangalatra, mahazo mamono etc... zany zao?
11. hery
(
25/01/2008 16:24)
mpanarivo > http://baiboly.katolika.org/boky/Asa/10/9-16
9 Nony ampitso, raha mbola teny an-dàlana ireo iraka ireo, ka efa mby akaikin'ny tanàna, Piera kosa niakatra teo ambonin'ny tampon-trano mba hivavaka, tokony ho tamin'ny ora fahenina. 10 Rahefa izany, dia noana izy ka te-hihinana; kanjo, ny olona nanao nahandro ho azy, izy azon-tsindrimandry. 11 Nahita ny lanitra nisokatra izy sy zavatra anankiray toa lamba lehibe nifatotra tamin'ny zorony efatra, nidina avy any an-danitra ho ety an-tany. 12 Ary tao anatiny nisy ny biby rehetra manan-tongotra efatra, sy ny biby mandady etý an-tany, ary ny voro-manidina. 13 Dia nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Piera; mamonoa ka mihinàna. 14 Fa namaly Piera ka nanao hoe: Sanatria, Tompoko, tsy mbola nihinan-javatra fady sy maloto aho. 15 Fa hoy indray ilay feo taminy: Aza ataonao ho maloto izay efa nodiovin'Andriamanitra. 16 Intelo no naverina natao izany; dia nakarina tany an-danitra niaraka tamin'izay ilay zavatra.

12. kiadi
(
25/01/2008 16:40)
de aza mifandray @ kristianina tsony aza enao fa mitokana any @ zay misy anao any fa minakinapona ny kristianina eh
13. xxx
(
25/01/2008 17:37)
Didin'ny sakafo
1) Aza mihinana izay avoakan'ny biby sy ny olona
2) Andramo daholo izay ohanin'ny biby
3) Aroray izay mangidy na maisatra an-tenda
4) Andrahoy izay mafy ohani-manta
5) Asio sira izay matsatso
6) Ataovy ritra izay matavy
7) Anaovy saosy hampafilotra azy
8) Aza hanina ambony toko
9) Sasao ny tanana alohan'ny ihinana
10) Mazotoa homana

15. Veloo
(
25/01/2008 20:27)
hery [ Valio ] 25-01-2008 17:24:52
Lohateny : Re : ny biby fihinana sy ny tsy fihinana
mpanarivo > Jereo eto
9 Nony ampitso, raha mbola teny an-dàlana ireo iraka ireo, ka efa mby akaikin'ny tanàna, Piera kosa niakatra teo ambonin'ny tampon-trano mba hivavaka, tokony ho tamin'ny ora fahenina. 10 Rahefa izany, dia noana izy ka te-hihinana; kanjo, ny olona nanao nahandro ho azy, izy azon-tsindrimandry. 11 Nahita ny lanitra nisokatra izy sy zavatra anankiray toa lamba lehibe nifatotra tamin'ny zorony efatra, nidina avy any an-danitra ho ety an-tany. 12 Ary tao anatiny nisy ny biby rehetra manan-tongotra efatra, sy ny biby mandady etý an-tany, ary ny voro-manidina. 13 Dia nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Piera; mamonoa ka mihinàna. 14 Fa namaly Piera ka nanao hoe: Sanatria, Tompoko, tsy mbola nihinan-javatra fady sy maloto aho. 15 Fa hoy indray ilay feo taminy: Aza ataonao ho maloto izay efa nodiovin'Andriamanitra. 16 Intelo no naverina natao izany; dia nakarina tany an-danitra niaraka tamin'izay ilay zavatra.
Dia nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Piera; mamonoa ka mihinàna. 14 Fa namaly Piera ka nanao hoe: Sanatria, Tompoko, tsy mbola nihinan-javatra fady sy maloto aho. 15 Fa hoy indray ilay feo taminy: Aza ataonao ho maloto izay efa nodiovin'Andriamanitra.
dia mazoto mihinana elefanta, ny liona,ny bibilava sy ny fianakaviana izany :roll:
17. Veloo
(
25/01/2008 20:30)
hery [ Valio ] 25-01-2008 17:24:52
Lohateny : Re : ny biby fihinana sy ny tsy fihinana
mpanarivo > Jereo eto
9 Nony ampitso, raha mbola teny an-dàlana ireo iraka ireo, ka efa mby akaikin'ny tanàna, Piera kosa niakatra teo ambonin'ny tampon-trano mba hivavaka, tokony ho tamin'ny ora fahenina. 10 Rahefa izany, dia noana izy ka te-hihinana; kanjo, ny olona nanao nahandro ho azy, izy azon-tsindrimandry. 11 Nahita ny lanitra nisokatra izy sy zavatra anankiray toa lamba lehibe nifatotra tamin'ny zorony efatra, nidina avy any an-danitra ho ety an-tany. 12 Ary tao anatiny nisy ny biby rehetra manan-tongotra efatra, sy ny biby mandady etý an-tany, ary ny voro-manidina. 13 Dia nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangàna, ry Piera; mamonoa ka mihinàna. 14 Fa namaly Piera ka nanao hoe: Sanatria, Tompoko, tsy mbola nihinan-javatra fady sy maloto aho. 15 Fa hoy indray ilay feo taminy: Aza ataonao ho maloto izay efa nodiovin'Andriamanitra. 16 Intelo no naverina natao izany; dia nakarina tany an-danitra niaraka tamin'izay ilay zavatra.
Ny dikan'io dia nanomboka nitory tany @ jentilisa ny apostoly Piera, satria talohan'izay dia limite tao @ jiosy fotsiny ny fitoriana ny Tenin'Andriamanitra.
Ny jentilisa dia zavatra maloto (unclean)ny fi-consideren'ny jiosy azy ireo. Izany no dikan'io nofo io.
18. xxx
(
25/01/2008 20:31)
Veloo:
Fa rehefa tonga kosa i Jesoa, dia "triatra ny efitra lamba". Tsy miaina ambanin'ny lalàna intsony hoy Izy, fa miaina amin'ny Fahasoavana. I Paoly indray, raha tsy diso aho, niteny hoe : rehefa hiaina amin'ny lalàna ianareo dia ataovy tsy misy hokianina mihitsy manoloana ny lalàna. Araho tsy misy tomika na kely aza. Dia tsy maintsy mifora zany ohatra, tsy mahazo mihinana crevette, tsy mahazo mihinana ganagana, sns ...
raha miaina @ fahasoavana isika dia tsy arahina intsony zany ny didn'Andra? Tsy ny momban'ny zavatra ho hanina no tiako lazaina an....
mahazo mangalatra, mahazo mamono etc... zany zao?
Ny tohin'io voalaza teo nataon'i Veloo io dia hoe
Sinon raha hiaina amin'ny Fahasoavana dia "il suffit de" manaraka ny fitarihan'ny Fanahy. Raha ny fanakianana azon'i Jesoa momba ny tsy fanarahany lalàna ange ka raofina amin'ny sobika.
Momba ny sakafo, dia mbola i Paoly ihany koa raha tsy diso aho no niteny hoe : raha te-hifady ianao tsy maninona, raha tsy te-hifady tsy maninona, kanefa aza mahatonga fanafintohinana. Izany hoe : aza mifanakiana fahatany ny mpifady sy ny tsy mpifady kisoa; dia aza mora tohina koa (ohatra hoe tsy tokony hanafintohina mihitsy ny teny hoe "kisoa" atao anaty fonon-teny na tsia)
Noho izay tsy maha-voafetran'ny lalàna izay indrindra, dia afaka ho kristiana soa aman-tsara na olona mifora na tsy mifora, na ny sinoa koa aza (izay mihinana ny biby rehetra mitodika any amin'ny masoandro ny lamosiny, na saka na alika na voalavo na kadradraka na lalitra na moka sns)
ka asa raha heverin'i Veloo ho fitarihan'ny fanahy masina ny mangalatra sy mamono etc lazainao na tsia.
Raiso hatrmain'ny farany ny hevitra fa aza tsongatsongaina.
19. menalamba
(
25/01/2008 20:47)
Misy soratra toy izao ao anatin'ilay boky:"Aoka ny mpihinana tsy hiteny ny tsy mpihinana " dia toa izay koa aoka ny tsy mpihinana tsy hitsikera ny mpihinana..
Ary aza variana mitsikera ny hafa fa izay maha-diavolana ny sainao sy fantatrao fa mety himasoana..:°):-P:-P

20. LazaDaddy
(
25/01/2008 20:51)
mpanarivo> izaho tsy mihinana kankana satria tsy tiako ny tsirony :)
"Ny anankiray mino fa mahazo mihinana ny zavatra rehetra izy, fa ny anankiray kosa malemy finoana, ka dia mihinana zavamaniry ihany. Aoka ny mihinana tsy hanamavo ny tsy mihinana; ary aoka kosa ny tsy mihinana tsy hitsara ny mihinana; fa Andriamanitra no efa nandray azy." Romana 14:2-3
"Mahalala sady matoky ao amin'i Jesosy Tompo aho fa tsy misy zavatra maloto ho azy; fa raha misy manao zavatra ho maloto, dia aminy ihany no maloto izany...Fa ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy amin'ny fihinanana sy ny fisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary fifaliana ao amin'ny Fanahy Masina." Romana 14:14,17
Mazotoa ary homana :)