ny biby fihinana sy ny tsy fihinana
61. rabilabila
(
31/01/2008 02:52)
odry!! f'angaha ny kisoanareo mankany Ambohidepona kle !! Sa ianao ilay "mody fanina":oops::)
63. LazaDaddy
(
31/01/2008 02:55)
rabilabila> na mety hisy hiteny koa atsy ho atsy hoe ny sain'ilay kisoa no mitondra an'io. :)
65. rabilabila
(
31/01/2008 03:04)
oudry!! Fa ny kisoa angaha moa tsy manan-tsaina ? Na hanina aza ry LD?
67. LazaDaddy
(
31/01/2008 03:29)
rabilabila> toa misy saina izy ireny ka...sadi manao fifaninanana hazakazaka... :)
69. rivoS
(
04/02/2008 10:42)
Io kisoa io no biby matsiro indrindra manaraka ny henan'alika. Iza no milaza amin'ingahy faratsy io? Kristianina ve rangahy? Raha kristiana rangahy dia ny baiboly rehetra vakiana fa tsy deotornomia fotsiny. Raha tsy hoe rovitina daholo angaha ny ambiny rehetra fa io ihany sisa no atao hoe baiboly. Ianao izany tena manaja tsara ny didy 10 fotsiny? Ireo folo ireo ihany no asaiko tandremanao dia aza manoratsora-poana intsony amin'ny manaraka.:P
71. LazaDaddy
(
07/02/2008 23:49)
aza mihinan-kisoa kambony ry zareo fa...manjary tsy misy haninay sy Fijo. Ny ahy miaraka @ ravitoto fa ny azy ampiany menaka lamaoria =))
73. LazaDaddy
(
09/02/2008 06:31)
tsy mety amiko ilay tsaramaso raha tsy ilay andro ririnina mangatsiaka be toa an'i Quebec city
