Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Ylly ( 30/01/2008 18:35)
Tandremo marina e!
tena miala tsiny ry zareo fa nataoko fanahiniana ny handefasana an'ity eto mba hampitandrina antsika rehetra, @ teny frantsay izy io ka tena miala tsiny fa lasa miova ny fototry ilay voalaza raha nava... tohiny
novalian'i XxxX ny 02/02/2008 08:52
zamanoro ( 30/01/2008 16:09)
Ny fototry ny fahantrana
Ny fanilihana sy ny tsy fanajan'ny fitondrana mifandimby ny Malagasy tompontany. Ny fanomezana tombon-dahiny lava izao ny vahiny eo amin'ny seha-pamokarana misy. ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 03:46
emi ( 30/01/2008 13:37)
Zanak'Iarivo Voninavoko
Mba mangataka ny tono-kira ny Voninavoko Zanak'Iarivo azafady o! Misaotra Tompoko... tohiny
Levy ( 30/01/2008 12:37)
Rebika....toa hoe.................?
Izaho ve tsy naharaka vaovao sa toa hoe namoaka album vaovao lerony, tsy mbola nahazo fanampimbaovao ny tenanay...atsipatsipazo vaovao... tohiny
novalian'i raents ny 07/02/2008 20:17
ronaldo09 ( 30/01/2008 12:25)
Toran-kovitra izay mahita ilay jiro manga sy aloka mainty !!
Tany amin’ny tanàna iray any amin’ny kaominina Marokarima, distrikan’i Mananjary no niseho ny zavatra hafahafa mampihoron-koditra ny mponina. Rehefa tonga ny eo amin’ny 12 ora alina ka hat... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 04/02/2008 13:11
migl ( 30/01/2008 12:21)
Nahoana ary ny lehilahy no tia tena e?
Adidintsika lehilahy no manentana ary koa mamela ny vehivavy hisokatra sy hivelatra eo anivon'ny fiaraha monina, na amin'ny asa ihany koa.Ny fifampitokisana no tena zava-dehibe!!!... tohiny
hery ( 30/01/2008 11:01)
Hira mety hatao raha hanao hanao fety kely?
Mba tohizo hoe ity lisitra vitsivitsy eto ambany ity? Hira ho azo hiraina sy handihizana amin'ny fety gasy tsotsotra. Fety mety hoe atomboka 21h ka hatramin'ny 1h du mat. Fety tsotra fotsiny fa tsy h... tohiny
Angolaina ( 30/01/2008 09:59)
mitady hiran'i mahaleo Embona sy Hanina
Salut ! mba mitady ny tononkiran'ny tarika mahaleo ilay embona sy hanina za sao mba misy namana ! Misaotra mialoha e ! ... tohiny
timon007 ( 30/01/2008 08:34)
za marary
mba mangataka an'le hiran'ny samoela iny zeafaka manome ô!... tohiny
hery ( 30/01/2008 07:52)
Fanesorana dinika
Alohan'ny hanoratra eto amin'ny forum, alohan'ny hanontany hoe naninona ny dinika napetrako no voafafa, sns... dia http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy Raha tsy hita ao ny valiny ... tohiny
novalian'i kiadi ny 14/02/2008 16:44
rooj ( 30/01/2008 07:27)
mangataka tononkiran'i sandra sy Aina Cook
Mahafinaritra be lé hiran'i sandra vaovao "Ataovy mety" dé lé hiran'i Aina cook "Izy nisaona". Mélancolique fa m'lay!!!! Ireo hira ireo no mba angatako,mila valiny haingana... tohiny
novalian'i rooj ny 06/02/2008 06:43
fetrakens ( 30/01/2008 05:54)
Vokatry ny karajia!
Misaotra anareo tsy dia manao resaka tsy ampiheverana loatra ato @forum serasera, tsy te -haheno aho mantsy oe nakatona koa hono! nefa vazivazy izany fa "liberté d'opinion" sy demokrasia no manjaka a... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 08:08
LazaDaddy ( 29/01/2008 23:18)
mety ho iza ravehivavy?
"Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijanga... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2008 21:18
gosrina ( 29/01/2008 23:17)
mangataka tonokira KTKT
mba mangataka tonokiran'ny KTKT-rombao!... tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2008 23:41
bazylou ( 29/01/2008 22:49)
ka na b na c
ny gasy anie tsy handroso mihitsy e:!! ny ady hevitra mandeha ihany fa izay tsy matanty mibontsina e!!:-P:-P:-P... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 11:06
sakaizakely ( 29/01/2008 20:52)
video
1 aza mba be resaka ihany http://www.koreus.com/video/oiseau-fiente-bouche.html... tohiny
novalian'i mitia04 ny 06/02/2008 07:52
gosrina ( 29/01/2008 19:25)
amaf-didy vaovao
manaona daholo! mba mangataka anio tononkira io azafady! "amaf-didy vaovao"... tohiny
kallie ( 29/01/2008 18:15)
"namana"
lasa ihany ny eritreritro oe manin ar tsika vhv no tsy afaka manarina anle réputation oe "manao resa-behivavy" mintsy... fa d mifampialonalona kely eo d mifanaratsiratsy kely eo d mifanopanopa kely e... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/02/2008 14:06
rdanyl ( 29/01/2008 17:20)
sitiringy
Ary efa henonareo anga le sipa roa niara nikapa taany anaty hazo? toy izao ny fandehany: -nifampijery ireto mpinamana ka velom-panontaniana ny iray raha nahatsikaritra zavatra hafa kely;ary maninona... tohiny
novalian'i rdanyl ny 29/02/2008 18:19
ari.malala ( 29/01/2008 14:22)
avia hanaraka ahy...
Mahalasa saina ahy ny fomba niantsoan'i Jesoa andry Piera sy André... teo am-panjonoana de hoe ndao manaraka ahy d lasa, d amzao fotoana izao, ankoatry ny relijiozy izay manokana ny fiainany @ fanara... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 09:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.658