Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jeankely ( 04/02/2008 05:02)
Fa "nationalisme"ahoana no lazainao Ra-badboy sy "zamanoro"?
Mitomany ho vazaha ary rehefa tsy mahay miteny Frantsay dia tsy izy hoy ianareo. Mitokona ao Frantsa ary mitaona ny sasany ho any mba ahita ity hoe fandrosoana. Mifanohitra amin'izay tampoka fa misaka... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 13:07
LazaDaddy ( 04/02/2008 03:34)
Fivoarana sy fivelarana hono...
Taloha na mpino na tsy mpino dia notandrovana fatratra ny maha virijiny ambara-panambady. Ankehitriny kosa efa betsaka ny tokatranomaso...Fivoarana sy fivelarana hono... Taloha dia taratry ny fahen... tohiny
xxx ( 03/02/2008 23:07)
ts azoko
ono oa rereto mba misy tsirony ve le masturbation eee!... tohiny
novalian'i stinguyo ny 16/09/2017 20:51
ainaheri ( 03/02/2008 20:36)
St Valentin
Ho atsy ho atsy ny fankalazana ny St Valentin,apetraho eto ny tonokalom-pitiavana,ny aingampanahinao,raha manan-talenta an'izany ianao... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/02/2008 19:37
xxx ( 03/02/2008 20:17)
marna tokoa ve
ono oa ry zala marna toko ve fa ny bandy de tsy maintsy mimasta ra votonga ny age de puberte?... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2008 06:37
mamiah ( 03/02/2008 18:29)
Mitady asa eto Paris!!!
Miarahaba anareo rehetra, mba mangataka toro hevitra aminareo aho fa mitady asa mafy fa tsy mety mahita mintsy . Ny tena moa tsy mba manana pap's dia sarotra be ka mba mangataka fanampiana aminareo za... tohiny
novalian'i annick ny 30/12/2015 19:49
tiaraj ( 03/02/2008 17:05)
Efa mba nosaininao?
Efa mba nosaininao ve hoe inona no karazampitiavana tsy mapijaly? Ilay kobonina k ahatao izay hahafaty azy ve sa ilay zaraina ka maty ho azy rehefa avy niredareda? Sa misy karazany hafa. Valio raha si... tohiny
novalian'i tiaraj ny 08/02/2008 21:04
xxx ( 03/02/2008 15:30)
trano(namana)
:arrow:misy nenitoako efa antitra ka mila namana fa mataotra mipetra-drery ,tsy mpiasa akory fa namana tsy angina irery valo ambindimapolo taona izy io,ao ankazomanga izy no mitoetra sao mba mety amin... tohiny
novalian'i ainaheri ny 19/02/2008 12:32
badboy ( 03/02/2008 12:08)
Ilaina ve ny mively mpianatra mba hisin'ny fanajana?
Toa otran'ny tsy de mitroatra loatra ny ray amandreny rehefa maheno hoe novelesin'ny mpampianatra t@ "règle" ny tanan'ilay zaza!! Ny vokany anefa dia lasa tsy tia fianarana le zaza, tsy mivoatra tson... tohiny
novalian'i ANARIM ny 10/03/2008 07:17
niryna ( 03/02/2008 07:01)
Fa maninona ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy?
Maninona tokoa ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy? Tsy ny rehetra a,fa amin'ny ankapobeny hono dia tsy mitovy ny vavy ny lahy.:D... tohiny
novalian'i niryna ny 05/02/2008 07:59
niryna ( 03/02/2008 06:15)
Afaka mahafantatra ny fihavianao ve ny olona?
Rehefa mandeha ny resaka dia miafara amin'ny hoe avy aiza no fihavianareo.Dia miteny foana ny tena hoe avy any Afrika.Aiza? Madagasikara,Aiza izany ?.... Inona marina ry reto ny tena razambeantsika a... tohiny
novalian'i niryna ny 18/02/2008 06:57
xxx ( 02/02/2008 20:48)
bassin etroit rehefa hiteraka
ahoana kay le hoe bassin etroit de tsy maintsy atao cesarienne de mety misy fiantraikany ve rehefa avy mididy sa tsy misy atahorana ... tohiny
bazylou ( 02/02/2008 19:40)
odoy e!! mpandainga
Addis-Abeba Ravalomanana évoque l'exemple malgache Marc Ravalomanana (à dr.) lors du sommet de l’Union africaine à Addis-Abeba. Le président Marc Ravalomanana a expliqué à ses h... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/02/2008 05:38
kenworth ( 02/02/2008 15:58)
misy blèm ve?
Androany asabotsy hariva tsy tafiditra chat mitsy,za rery ve??de naika hilaza momba ny blèm de connexion koa fa tena mijaly le faible débit otranay e,asa misy fika ve hanamaivanana an le site fa otr... tohiny
kelly13 ( 02/02/2008 14:22)
vita tompoko
http://fr.news.yahoo.com/afp/20080202/tpl-sarkozy-presidence-mariage-2elead-ee974b3_1.html... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/02/2008 09:23
vivi ( 02/02/2008 13:48)
ho antsika
sao d mba misy manana anio tononkira io? any do rajonhson ! misaotra mialoha e... tohiny
tezitra ( 02/02/2008 12:47)
MEURTRE DE CECILIEN: POURQUOI?
Les gens simples posent la question [b]Par qui ?[/b] Réponse par sa femme. Les gens moyens [b]Pourquoi ?[/b] Réponse : crime passionnel Et Les intellos : La logique dans tout ça ? Car i... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:08
kelly13 ( 02/02/2008 11:24)
ndryyy
oul fantatro izy reo, d sanatria tokou v d ho expulsés hono??? :evil: http://www.humanite.fr/2008-01-30_Societe_Aux-parents-de-Scotty-la-patrie-pas-tres-reconnaissante... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 12:38
badboy ( 02/02/2008 11:06)
Mbola mandova ny toetsaina napetrakiny fransay ny ato!!
- Aza maka lagy hoy ny "zen attitude": dikany de hoe aza mitady lavitra na mamaky loha f'izay lazaiko no izy ary za ihany no izy! - Aza mitady hanome lesona ny olondehibe sy ny mpitondra hoy ny "pat... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 03:42
anniejo ( 02/02/2008 08:58)
CONVERSE
Tianareo ve raha misy magasin CONVERSE ALL STAR misokatra ao Antananarivo? ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.86