vita tompoko
1. kelly13
(
02/02/2008 14:22)
http://fr.news.yahoo.com/afp/20080202/tpl-sarkozy-presidence-mariage-2elead-ee974b3_1.html
novalian'i Jeankely ny 13/02/2008 09:23
2. ainaheri
(
02/02/2008 14:44)
arabaina lery zany ko,fa lainga² fa te ho vedety zany razoky io:roll:
6. ikaretsaka
(
02/02/2008 23:46)
fiainany io tompoko..
aza midikiditra @ fiainan'ny olona...
rehefa tsy mahatanty ny hidiran'ny olona @ fiainana
aza midikiditra @ fiainan'ny olona...
rehefa tsy mahatanty ny hidiran'ny olona @ fiainana
8. Jeankely
(
05/02/2008 09:55)
Ka tsisy mahaliana ny fiainany. Sady mety ahitany vokatsoa ny manadihady an'io. Mahagaga
9. kelly13
(
12/02/2008 15:18)
fa iza no niditra t@ fiainany? filazana fa vita ny mariaziny no nalefako teto kou "fiainany io tompoko" sns aôna? sa nisy nidirako ny fiananareo? oadrayyyy
