Mbola mandova ny toetsaina napetrakiny fransay ny ato!!
1. badboy
(
02/02/2008 11:06)
- Aza maka lagy hoy ny "zen attitude": dikany de hoe aza mitady lavitra na mamaky loha f'izay lazaiko no izy ary za ihany no izy!
- Aza mitady hanome lesona ny olondehibe sy ny mpitondra hoy ny "paternaliste" : dikany de hoe refa tanora de mifitsaka fa tsy mila mipelipelika satria tsy ampy fahalalana (be ny tsy nataty ny nahalany an'i tgv vokatr'io fotsiny)
- Aza mitady ny hahay teny hafa ankoatry ny teny gasy hoy ny "choviniste" : dikany de hoe aza mitady fahalalana fa aleo ho an'izay efa mahay.
Dia mbola be ny milaza aveo fa tsy mpandova ny toetsaina napetraky ny frantsay ny tenany!! Aoka zalahy , mba misokatra sy mivelatra ty toetsaina fa tsy ho anaiky abadoin'ny milaza mahay!!

novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 03:42
2. Jeankely
(
03/02/2008 07:05)
Ianao sy ny tarikao no mihevitra ny sasany ho bado ka atoro ny lalana haleha. Izahay milaza fa tsy ny teny Frantsay no mahalasa alavitra na tsia satria be ny mampiasa teny hafa afaka manamboatra tetehezana, manao lalana ary mahavita tranobe mijoalajoala izay hafa manaraka ny toetr'andro. Ny famporisihana ny Tanora Malagasy hivelatra no hataonay fa tsy manampempo azy mihintsy. Milaza hatrany izahay fa mivoatra i Madagasikara rehefa miezaka daholo. Tsy ny Politika izay mitomany hitondra fanjakana avy eo mitetika hanimba no tokony ho izy aminay fa ny fandraisan'ny tsirairay anjara mavitrika amin'izay manandrify azy. Tsy mandova izay Frantsay hitoeranao mihintsy raha ny sahala anay aloha.
3. ainaheri
(
03/02/2008 07:32)
Aza valina fotsiny izy d zay fa tsy ho resinao lahatra eo io,atsy ambadika manao resaka aller retour;tsy misy idiran'ny;andriana tsy mpanjaka .. lay resaka!! Eto ndray zvtr hafa!! En+ aza entina ankatezerana raha mamaly fa ny fihevitro tsy fihevitrao,donc na zakanao na tsia ny ny havalin'ny tsi11 aza asiana ilay(:twisted::twisted::twisted:),tsy fanehoana hevitra io amiko,ary na izany na tsy izany valio ampitsikina f'aza mivatravatra sy be wawawa