Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ramack ( 07/02/2008 07:31)
ny fahalemeko mahaleo
mba jereo kely azafady o!... tohiny
novalian'i hery ny 07/02/2008 08:02
niryna ( 07/02/2008 07:18)
Ny renikely:misy tsara fanahy kosa sa ratsy daholo?
Maninona no atao fanoharana foana ry ireto ny renikely? Masika toa renikely! Dia masika daholo tokoa ve izy ireny sy manao filana mitanila raha manan-janaka izy no tafiditra ao amin'ilay tokan-tran... tohiny
rabaradaka ( 07/02/2008 06:49)
Misavoritaka ny mpitondra fanjakana
Mampiomehy fa dia tsy mahita tory mihitsy ny mpitondra hany ka na ny conseils des ministres fanaon-dRavalo isaky ny Talata sy Alakamisy aza zara raha misy indray mandeha isam-bolana. Ny TIM koa miady ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/02/2008 14:38
ainaheri ( 07/02/2008 06:01)
Tsy ny soa ihany no azo avy amian'Atra
Maro ireo mpino sasany zary manome tsiny sy manadino,refa tojo fahoriana na fahavoazana eo @ fiainany,ka minia manao Atra tsy misy raha tsy voavaly ny faniriany,raha namaky sy nitazona izy,nahita ilay... tohiny
zamanoro ( 07/02/2008 00:51)
Mpamaritra ny mpitondra nifandimby
Trondron'i Tsiranana faha Tsiranana Fokonolona faha Ratsimandrava Arema (ahitra mpanimba voly vary an-tanety) faha Ratsiraka Le an'i Zafy aho no tsy mahita .. Hay le tetezan'i Zafy any Mampikony (r... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/02/2008 02:23
fijo ( 06/02/2008 21:40)
iza no tena mpandova???
mifanaritaka sy samy milaza ho tena mpanaraka azy aby ny mpino kristianina,ka hoy ny mpitazana,iza aminareo no tena mpandova azy e????... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 09/02/2008 21:38
rativo ( 06/02/2008 19:33)
mitady tonokira e!
miarahaba antsika namana eto amin'ny serasera indray, mirary taona vaovao koa nadia somary tara kely aza, fa tsy maninona fa satria mieux vaut tard que jamais, mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho... tohiny
ikaretsaka ( 06/02/2008 18:22)
Ireo mpiompy sy tia Alika
Tsy haiko raha ato no afaka asiana an'ity na aiza: fa aiza tokoa ny toerana aleha raha mitady ireny "chien de race" ireny any Madagasikara e? misy manana adiresy ve? ny any manko ilay hoe mivarot... tohiny
pepefys ( 06/02/2008 18:08)
tsiriry roa
Mba saika hangataka lé "tsiriry roa"(voninavoko) ry reto ra mbô misy manana any dé alefaso ô!M6 dôly e!:D... tohiny
xxx ( 06/02/2008 15:11)
Mila miandry xx minitra
[quote]Vao minitra vitsivitsy ianao no nametraka hafatra vaovao tamin'io lohahevitra io. Mila miandry 10 minitra ianao vao afaka mametraka hafatra vaovao indray.[/quote] Tsy mety ve raha ny [b][[u] H... tohiny
novalian'i penina ny 09/02/2008 19:12
simplex ( 06/02/2008 15:07)
Karemy
Fa ahoana aloha ny tsonjo no azo pehana fa ny hena tsy azo pehana ee? :) tsy mitovy ihany ve? :P... tohiny
blaby ( 06/02/2008 14:11)
Bye bye ny TGV e
Indro ny AGV :-D:-D http://afp.google.com/article/ALeqM5iK0ARwIWZYlsQDNAOEuv9rOPDk6A ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/02/2008 06:47
mabloo ( 06/02/2008 13:22)
madagascar sur arte
misy fandaharana momba an'i madagasikara mande am'arte zao e! raha mahaliana anareo e!... tohiny
novalian'i ratonga ny 13/02/2008 15:01
rafoko ( 06/02/2008 12:29)
Tafiditra andegilizy ny Mpagalatra
Lahady ny andro samy ao ampiangonana daholo mivavaka ,avy ny fandatsahan-drakotra Fomban'ny vehivavy ny mametraka ny pôketrany eo @ban ,kay ny sasany miandry ny fiodinana makany @alitara. Ami... tohiny
novalian'i catalyn ny 11/04/2009 16:02
galaka ( 06/02/2008 11:40)
Terrain hatao tribonaly
Tena tsy de fantatro aloha izay antony manosika ny fanjakana sy maire @'izy ity fa de anaovana amboletra ny famadihana ho tribonaly ny kianja filalaovam-baolina eto Sab/Nam nefa de tsy misy terrain a... tohiny
novalian'i melody ny 11/02/2008 21:49
endrika01 ( 06/02/2008 08:20)
MBA MISY AFAKA MANAZAVA VE NY NAMANA INONA NO ATAO HOE:
Manao ahoana daholo ndray ary é!Mba misy afaka hanazava ve ny namana we inona no atao hoe\"FETIN\'NY LAVENONA\"CENDRE @teny vahiny!!!Misaotra tompoko!... tohiny
niryna ( 06/02/2008 08:20)
Melkizedeka ? tsy manan-dray, tsy manan-dreny,
Efa namaky ity tantaran'i Melkizedeka ity ve hianao? Ao amin'ny Hebreo 7 no ahitanao izany Fa io Melkizedeka io, izay mpanjakan'i Salema sy mpisoron'Andriamanitra Avy Indrindra, ilay nitsena an'i ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/02/2008 05:35
rafoko ( 06/02/2008 08:12)
JESOSY contra Samoela sy Rakiky
Hono hoa tsimba mahatezitra anareo ve ra ny rainao manana ny lazany no ataon'nireo gafilo hira hotran'ireny ? sa ve le Santima no ambony de tsisy tsony ny reflex... tohiny
domino ( 06/02/2008 07:52)
Mitady tononkira i Mike sy Davis Franklin
Manao aoana daolo ndray tsika e! Mba omeo ny tonokiran'i Mike sy Davis Franklin nge ry zareo ze manana nareo a! Izy retra mitsy : Tsaiky joby, Ravoravo sns... De manantena valiny mahafapo avy ami... tohiny
fetrakens ( 06/02/2008 07:03)
LAPOALYM...
Salut daholo e! Ankamantatra ity, inona no mampiavaka ny lapoalim-behivavy sy ny lapoaly ao an-dakozia!! Valiny @ manaraka!:lol:... tohiny
novalian'i mmmhh ny 23/02/2008 07:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6756