Karemy

1. simplex
(
06/02/2008 15:07)
Fa ahoana aloha ny tsonjo no azo pehana fa ny hena tsy azo pehana ee? :)
tsy mitovy ihany ve? :P
novalian'i ikaretsaka ny 09/02/2008 02:51

2. simplex
(
06/02/2008 15:09)
le hena voalaza eto ve omby ihany sa ny akoho sy voron-tsiloza, kisoa tsy voakasika? :P

3. lapino
(
06/02/2008 15:25)
Aleo mihitsy hanazavan'ny vezetariana azy e : http://youtube.com/watch?v=o1nFSF-sUaE :D

4. pissoa
(
06/02/2008 15:34)
Simp : satria vezetarianina ny Pope ! :-D:-D:-D
Laingako zany fa tsy haiko ny valiny. :-D
Lap : kiii, io koa lesy tsy azo jerena otran'le motion kle ! :( miandry ivelan'ny toeram-piasana indray :-D:-D:-D

6. ikaretsaka
(
06/02/2008 16:48)
fijery tsotsotra ny itondrako azy an.
Ny hoe "mifady hanina" aloha dia misy dikany anankiroa.
Raha eo amin'ny fijerin'izao tontolo izao dia matetika sakafo io , fa eo amin'ny lafiny ara-pinoana dia mety ho zavatra rehetra io.
Amiko manokana Ny anton'ilay fifadiana dia ny fahafantarana hoe iza no mitazona ny control : ianao sa ilay zavatra fadianao!
misy koa ilay ao amin'ny asan'ny apostoly hoe tsy mihinana zavatra nalatsaka ra (Asa 15: 29 na 30 ngamba izy izay.. za mo tsy mahay mitsimpona) dia ny hena kao moa lafo rahateo,
manaraka izany .. izany hoe mihinan-kena izany (na sens propre io na figure):-D:-D dia zavatra milay.... dia mba mi sacr zavatra milay eee
(Rom. 8:16-17, 1 Pet. 2:21)

7. pitoussy
(
06/02/2008 16:52)
to efa tsy d resaka hena firy intsony @ zao fa le fanaovana sacrifice kely
oh elah izao raha tsy misotro bex mitsy mandritra ny karemy d efa nanao karemy kely izay :-D:-D:-D

8. ikaretsaka
(
06/02/2008 16:56)
yup.. rehefa izay no ataon'ialahy sacrifice kely sy hanampy an'ialahy mivavaka bebe kokoa

9. pissoa
(
06/02/2008 16:58)
pitoussy:
to efa tsy d resaka hena firy intsony @ zao fa le fanaovana sacrifice kely
oh elah izao raha tsy misotro bex mitsy mandritra ny karemy d efa nanao karemy kely izay :-D:-D:-D
sali njy :-*
atoroko karemy milay be zany nareo sy simp : tsy manao eseky :-D:-D:-D

10. simplex
(
06/02/2008 19:31)
hery,
efa tao antsaiko fotsiny ka... mety hoe fampianarana henoko taloha sa ao anaty katesizy kely ve? :)
divay ndray zao ry zala ny ady kle fa mampangoza kibo be le bex a :lol:
otran'ny danza be ihany le manao sakrifisy kle tsy hita ze zavatra tena hoe azo leferina :roll: aleo ihany miketrika veg :P

11. fijo
(
06/02/2008 20:18)
adalana io mifady io ry zareo an.saina ihany no mitondra an'io.tsy ny fifadianao hena na bex akory no hampiova inona.

13. rabingogilabanga
(
06/02/2008 20:30)
ny mifady anie tsy toute l'anée eh! sa diso aho,
maintenant ny mifady hena idray mandeha isambolana, ao anatin'ny iray taona, pkoi pas? nyaretina azo @ fihinana hena be loatra angamba mety ho resy, sa?
sady mba mamela n hena sy ny omby hiaina kely

14. fijo
(
06/02/2008 20:32)
tsssssss enao no tsy mikaly fa ny mihinan amihinana foana ,fa tsy hiaina izany ny omby e

15. pissoa
(
06/02/2008 20:36)
fijo:
adalana io mifady io ry zareo an.saina ihany no mitondra an'io.tsy ny fifadianao hena na bex akory no hampiova inona.
mitondra inona fa tsy azoko ... :roll:

16. fijo
(
06/02/2008 20:44)
inona no tsy azo,raha mifady hena ianao de hanova ny finoanao ve izay????sa raha mikaly be de hiova ny finoana?

17. pissoa
(
06/02/2008 20:54)
Hay ve izay e ! :-D:-D:-D
Tsy ny finoana ihany no mety ovain'ny fifadiana hena fa ilay olona mihitsy, arakaraka ny antony hifadiany. Raha amin'ny resaka finoana dia samy manana ny fomba hitaizany sy hanehoany ny finoany ny tsirairay. Isany ny fifadiana hena rehefa izay no heveriny fa manampy azy hanatona an'Andriamanitra !

18. ikaretsaka
(
06/02/2008 20:55)
fijo:
adalana io mifady io ry zareo an.saina ihany no mitondra an'io.tsy ny fifadianao hena na bex akory no hampiova inona.
mampiova letsy e... ny foifadiana manao boules elaela izao ohatra mampivila tanana:-D

19. fijo
(
06/02/2008 21:02)
fa ny tsy fihinana kaly 40 andro tsy hanadinoana ny finoana n'i jesoa ngamba.
za izao tsy mino,de raha niditra fiangonan ave aho tamin'ny fatin'i mamanay de holasa mpivavaka sanatria ohatra

20. pissoa
(
06/02/2008 21:58)
fa ny tsy fihinana kaly 40 andro tsy hanadinoana ny finoana n'i jesoa ngamba.
raha hanadinoana ny finoana an'i Jesoa io dia tsy ho ataon'ny Kristianina ! :-D:-D:-D