Karemy
21. niryna
(
07/02/2008 06:20)
pissoa:
fa ny tsy fihinana kaly 40 andro tsy hanadinoana ny finoana n'i jesoa ngamba.
raha hanadinoana ny finoana an'i Jesoa io dia tsy ho ataon'ny Kristianina ! :-D:-D:-D
:roll:
Hoy ny teny tsara kokoa ny mihaino sy manaraka ny sitrapon'Atra noho ny manao fanatitra.
ikaretsaka:
amiko ilay tsy manao izay tiatiana ihany:
Raha izay tiatianao @ momba Azy ihany no inoanao sy ekenao sy arahinao fa izay tsy tianao sy tsy azoazonao dia odianao fanina na tsy rararahiana.. dia tsy Izy intsony ny inoanao sy ny arahinao fa ny tenanao...
HO'zy ilay Olomasina izay!
karemy ny andro dia aoka samy handinin-tena e
niryna:
tsara tokoa ilay manao karemy fa mbola tian'Atra isika hanaraka ny didiny sy hihaino ny hafany io no tena zava-dehibe aminy
22 Fa hoy Samoela: Sitrak'i Jehovah moa ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa alatsa-drà mihoatra noho ny mihaino ny feon'i Jehovah? He! ny manafaka no tsara noho ny fanatitra , ary ny mihaino no tsara noho ny saboran'ondrilahy.
23 Fa ny miodina dia toy ny heloka amin'ny fankatovana, ary ny ditra dia toy ny manompo sampy sy terafima. Satria nandà ny tenin'i Jehovah ianao, dia nolaviny tsy ho mpanjaka kosa.
1 Sam 15:22-23
23. pissoa
(
07/02/2008 17:07)
niryna : mianara teny gasy fa otran'ny tsy mahazo resaka foana refa miforum :roll::roll::roll:
25. ikaretsaka
(
07/02/2008 23:57)
samy manaiky heo mihira ny atao saingy ny hira mahaleo nefa ny azy rossy..
raha hoe resaka hira de manaiky aho hoe ao tsara fa mihira izy..
fa le hira hiraina izy no tsy ao
raha hoe resaka hira de manaiky aho hoe ao tsara fa mihira izy..
fa le hira hiraina izy no tsy ao
27. ikaretsaka
(
08/02/2008 00:05)
ka ty efa voafaritra hoe le otsots'zap no resahina sy hiraina fa tsy le otsots zao
30. ikaretsaka
(
08/02/2008 22:06)
io iznay ilay hoe tsy jerena hoe lasantsy izy ty fa atselatra foana ny afo??:roll:
31. soanja
(
09/02/2008 02:46)
simplex:
Fa ahoana aloha ny tsonjo no azo pehana fa ny hena tsy azo pehana ee? :)
tsy mitovy ihany ve? :P
Ny nanazavan'i Mopera iray izay anay tamin'ny mbola kely dia hoe Izay mahazatra no tsy hanina amin'io fotoanan'i Karemy satrai mba mihafy zany ny vatanao satria izay mahazatra anao no takin;ny vatanao matetika.
De ny trondro moa tsy dia mahazatra ny gasy loatra fa ny hena lerany foana matetika. Ka raha toa ka mpihinana tsaramaso loatra ianareo ohatra hoy izy taminay dia mba avela ndraika iny fa mba voantsiroko indray hanina.
De io aloha no fahafantarako ny karemy hoe miala ny amin'ny mahazatra ary mandray ny tsy dia mahazatra. Ny fifadian-kanina moa no tsara indrindra saingy ny gasy mifady hanina tsy fidiny matetika ka sao dia hamparary indray ilay tena takiana aminy ara-panahy!
Izany rehetra izany anefa dia sariny daholo fa ny ao anaty no tena tokony ho KAREMY mafotaka!
