Ireo mpiompy sy tia Alika
1. ikaretsaka
(
06/02/2008 18:22)
Tsy haiko raha ato no afaka asiana an'ity na aiza:
fa aiza tokoa ny toerana aleha raha mitady ireny "chien de race" ireny any Madagasikara e?
misy manana adiresy ve?
ny any manko ilay hoe mivarotra alika de na izy izay matetika Chien coton de tulear "hono" na berger"

novalian'i ikaretsaka ny 13/02/2008 20:55
6. ravatorano
(
07/02/2008 04:46)
betsaka ny toerana miompy an'ireny chien de race ireny ra ika eto mada an ! ny tena fantatro izao dia ilay karakarain'ny safetech ery ivandy sy analamahitsy
andraso fa ho jerevako ny adiresy d alefako ho anareo e
andraso fa ho jerevako ny adiresy d alefako ho anareo e
7. ikaretsaka
(
07/02/2008 18:02)
misaotra ravato an...
ny ahy manko aleoko manana ilay alika de race voa dresse tsara be ireny miandry tanana toy izay gardien olona izao kle...:?:?
ny alika no hitako tsy mivadika sy be fitetika... raha samy atao tsara karakara ihany
tsy hoe manalika olona aho sanatria fa dia tsapa izany no mitranga izao.. ny gardien indray no lasa mangalatra...:(
ny alika au moins tsy manao akama amin'ny alika namany dia mamoaka ny fanaka ao an-trano:?

8. Papoose
(
08/02/2008 10:12)
ika, aok'izay ty resak'alika ty!:-P mbola ampiana zato izy? mbo ataovy ol njay! 8-)
9. ravakamalala
(
09/02/2008 14:57)
any amin ny resto sinoa maka renseignement hoe aiza misy alika milay be!:°)
10. ikaretsaka
(
09/02/2008 17:39)
tsy hoanina fa ompiana ka... ny alika hoanina efa haiko ..sady tsara
13. Papoose
(
09/02/2008 23:21)
handeha ho aiza, sao de lavitra fa za bedy raha vao mivoaka lavitra fa tsy mahatokan-dalana:-P sao very any hoy dada!
14. kelly13
(
10/02/2008 19:29)
dogue allemand le anjy mamzelkely, alika fotsy be manga maso zay le izy, hahahaha
15. tess
(
10/02/2008 19:49)
:-D:-D:-D:-D izany hono ry ika misy chien aux yeux bleu an! ary tond" hitanjy ity dinika ho andry ity ry kelly13
16. ikaretsaka
(
10/02/2008 20:19)
kozy ve??? tena mba kozio ny bandy ry mamz amzany rehefa misy zazah ny toto anareo fa interessant be izany an...:):D:D tena resaka serious
"great danes" izany ry tess an... mahavita ny asan'i gardien anay tsara izany! sady tsy mangalatra no tsy mifoka moly no tsy mampiditra sipa ao an-tanana! ny vola lany hiompiana azy sy atao sakafony mitovy ihany...
au moins koa tsy mandeha haka azy eny @ violon koa rehefa mamo!

17. tess
(
10/02/2008 20:22)
toa mbola try hitako mamo aloha izay alikan'i mamz izay fa ataovy ny fangalàna taranaka e! raha manana alika vavy any ho any de tairo ao:wink::-D:-D
18. kofbay
(
11/02/2008 10:37)
salut daholo e! Betsaka ny olona mivarotra chien de race eto amin'ny tanana, ny prix fotsiny no samihafa be fa tsy dia misy cours fixe, lazao fotsiny hoe inna ny race tianao fa omeko adiresy tena sur ianao, izaho koa aloha mivarotra fa saingy tsy misy disponible aloha ato amiko izao, Berger Allemand, dogue allemand (Grand Danois)ary Amstaff no misy ato amiko, ary ilay Amstaff izao no mety hisy disponible fa mbola amin'ny mois de juin. Ny particulier no moramora kokoa nohon'ny any amin'ny eleveurs, satria ny an'ny eleveurs dia tena antom-pivelomany mihintsy io ary efa tena societe mihintsy ka tsy betsaka loatra ny masokarenany (personnel, local, infrastructure, sns...) ho an'ny particulier dia tsy maintsy assurena tsara mihintsy fotsiny ny maha race pure azy, satria koa ny mpamitaka feno!Afaka manampy aho amin'io lafiny iray io satria tena fahafinaretako ny alika!
19. Papoose
(
11/02/2008 12:09)
kofboay, aza omena an'Ika le adiresy fa omeo ahy fa ho ataoko kado ho anazy ihany mantsy le izy dia manjary tsy lasa siprizy tsony:D
sa tsy zany le ika?:-P
sa tsy zany le ika?:-P
20. ikaretsaka
(
11/02/2008 15:11)
Rehefa misy Grag Danois letsy ry Kofboay (na tsy Arlequin aza) dia mba ampandreneso aho an..
za tena tapa-kevitra fa aleoko miompy alika toy izay miompy olona atao gardien ...:?
ny alika tsy mangalatra sy miray tsikombakomba @ mpangalatra le
za tena tapa-kevitra fa aleoko miompy alika toy izay miompy olona atao gardien ...:?
ny alika tsy mangalatra sy miray tsikombakomba @ mpangalatra le