Ireo mpiompy sy tia Alika
21. kelly13
(
11/02/2008 15:18)
ny beauceron, (bosseron, ...) tsy haiko tsara ny fanoratra azy, kou race de chien tsara sady matanjaka no mahery mihazakazaka tsy mahalala vizaka! ny dogue allemand sy ny dogue de bordeaux kou tsara, saingy tellement ry zareo gladiny b lôtra d tsy d mahavita miahazakazaka (manenjika mpangalatra ohatra). ny anay aty dogue de bordeaux fa alika mahafinaritra sady b calins (no b rarakivy hihihi) saingy izy d alika dominant ka ra tsy voataiza tsara d hum hum
tess>ié, za kou tena gaga, tonga d hitako le resak'alika :°)
tess>ié, za kou tena gaga, tonga d hitako le resak'alika :°)
22. ikaretsaka
(
11/02/2008 15:41)
kelly> za efa manana beauce sy rotweiler fa any @ tanana hafa.
ny any @ Tanana le hangezany kao mikaonty ka, le intimidation...
ny any @ Tanana le hangezany kao mikaonty ka, le intimidation...
23. kofbay
(
12/02/2008 15:08)
voaraiko letsy ny mail ialahy ry ikaretsaka ka hovaliako ialahy avy eo! fa izao, tsidiho ny http://alika.i-love-dogs.com tonga dia manorata ao raha mitady adiresin'alika, mbola eo ampanamboarana aloha fa angamba efa ho vita tsy ho ela! na dia izany aza misy azo vakiana ihany ao! merci e!
24. ikaretsaka
(
12/02/2008 15:43)
kelly13:
ny beauceron, (bosseron, ...) tsy haiko tsara ny fanoratra azy, kou race de chien tsara sady matanjaka no mahery mihazakazaka tsy mahalala vizaka! ny dogue allemand sy ny dogue de bordeaux kou tsara, saingy tellement ry zareo gladiny b lôtra d tsy d mahavita miahazakazaka (manenjika mpangalatra ohatra). ny anay aty dogue de bordeaux fa alika mahafinaritra sady b calins (no b rarakivy hihihi) saingy izy d alika dominant ka ra tsy voataiza tsara d hum hum
tess>ié, za kou tena gaga, tonga d hitako le resak'alika :°)
ary any M/kara ve misy mpiompy dogue de bordeaux
26. ikaretsaka
(
13/02/2008 00:56)
enganie.. fa misaotra na izany az ary kelly ..
tsara ange le alika be rarakivy ireny e.
sady le intimidation no tena ilaina @ le alika gladiny anie e..
ne beauceron no asaina manenjika na ny alikakely dia ny alikabe asaina mitazona mandra oahatongan'ny tompony

27. zamanoro
(
13/02/2008 20:06)
ikaretsaka:
Tsy haiko raha ato no afaka asiana an'ity na aiza:
fa aiza tokoa ny toerana aleha raha mitady ireny "chien de race" ireny any Madagasikara e?
misy manana adiresy ve?
ny any manko ilay hoe mivarotra alika de na izy izay matetika Chien coton de tulear "hono" na berger"
Ito leitsy ry Ika no fividianana alika an, io no manana karazana be indrindra aloha, na efa voabaiko na tsia
Dia eny Amboasary-Antsahavola indray ny mpivarotra Toliara
http://www.animalsos-madagascar.com/ourpro.php
28. ninii
(
13/02/2008 20:39)
kofbay:
salut daholo e! Betsaka ny olona mivarotra chien de race eto amin'ny tanana, ny prix fotsiny no samihafa be fa tsy dia misy cours fixe, lazao fotsiny hoe inna ny race tianao fa omeko adiresy tena sur ianao, izaho koa aloha mivarotra fa saingy tsy misy disponible aloha ato amiko izao, Berger Allemand, dogue allemand (Grand Danois)ary Amstaff no misy ato amiko, ary ilay Amstaff izao no mety hisy disponible fa mbola amin'ny mois de juin. Ny particulier no moramora kokoa nohon'ny any amin'ny eleveurs, satria ny an'ny eleveurs dia tena antom-pivelomany mihintsy io ary efa tena societe mihintsy ka tsy betsaka loatra ny masokarenany (personnel, local, infrastructure, sns...) ho an'ny particulier dia tsy maintsy assurena tsara mihintsy fotsiny ny maha race pure azy, satria koa ny mpamitaka feno!Afaka manampy aho amin'io lafiny iray io satria tena fahafinaretako ny alika!
Za koa ve kofbay mba afaka omenao adiresy??ny ahy indray rott weller no mba tadiaviko sao mba misy any aminao dia misaotra betsaka
29. ikaretsaka
(
13/02/2008 20:55)
ny rott efa manomboka feno mpiompy any @ tanana ka...!
ny ahy mastif no tadiaviko koa ry kofbay
ny ahy mastif no tadiaviko koa ry kofbay