iza no tena mpandova???
1. fijo
(
06/02/2008 21:40)
mifanaritaka sy samy milaza ho tena mpanaraka azy aby ny mpino kristianina,ka hoy ny mpitazana,iza aminareo no tena mpandova azy e????
novalian'i LazaDaddy ny 09/02/2008 21:38
2. ikaretsaka
(
06/02/2008 21:46)
amiko ilay tsy manao izay tiatiana ihany:
Raha izay tiatianao @ momba Azy ihany no inoanao sy ekenao sy arahinao fa izay tsy tianao sy tsy azoazonao dia odianao fanina na tsy rararahiana.. dia tsy Izy intsony ny inoanao sy ny arahinao fa ny tenanao...
HO'zy ilay Olomasina izay!
karemy ny andro dia aoka samy handinin-tena e

4. rakapy
(
07/02/2008 00:37)
Za aloha de mpitazana koa e! aleoko mikatsaka lova hafa fa raha ireo izay hitako eto an-tany ireo ihany koa no mbola hiaraka handova ny lanitra miaraka amiko dia tsy hahazo fahasambarana ny tenako. Sady ilay toerana any koa ve tsy efa hiboka? lasa fara-dabilio eo indray:-D:-D:-D. Ny tany an-tsekoly sy tany am-piangonana fahiny aza efa tsy fidiny!:-D:-D:-D
6. rakapy
(
07/02/2008 02:00)
Ka le mpivarotra billet ry Andrianina1 toa indraindray hita fa mivarotra billet sandoka:{:{:{
8. LazaDaddy
(
07/02/2008 02:33)
rakapy:misy tokoa io mpivarotra billet io. Fa izao rakapy ah, izay mpivarotra billet rehetra dia sandoka daholo satria tsy vidiana vola ilay tapakila :)
Ka le mpivarotra billet ry Andrianina1 toa indraindray hita fa mivarotra billet sandoka:{:{:{
10. ikaretsaka
(
07/02/2008 03:32)
ka na tsy vidiana vola aza ilay tapakila... misy manera fople... milaza fa nahita taksi borosy sy saofera hafa ankoatran'ilay nomena lakile..
Lery no lalana de le boay nomena lakle no saoferan'ny taksi brosy fa tsy misy olona hafa

11. cutie
(
07/02/2008 03:49)
misy hira zay ahatsiarovako an'io lazain'i Ika io :-D
"I speak in the name of God...........I am a priest, I am a vicar, if you want to go to God, you have to come through me, because my God is bigger than your God, my God is the only way ....."

12. rakapy
(
07/02/2008 03:56)
Laza> Tena gratuit tokoa no nahafantarako io tapakila io taloha fa tato aoriana va tena tsapako fa tsy gratuit.Satria ry zareo"mpiandry varavarana" dia mitaky saosy.Tsy tafiditra ny varavarana ianao raha maloto lamba.Nefa ny mividy lamba dia efa lafo tokoa ho an'ny olona maro. Tsy maninona fa omeko anareo ny anjara lovako any raha misy anjarako any. Zarazarao tsara fa aza miady.:-D:-D:-D
14. cutie
(
07/02/2008 04:14)
ny ahy alou eto an-tany ihany ny paradisa fa tsy mila mitetika hitady billet zany e :-D
15. niryna
(
07/02/2008 06:15)
ikaretsaka:
amiko ilay tsy manao izay tiatiana ihany:
Raha izay tiatianao @ momba Azy ihany no inoanao sy ekenao sy arahinao fa izay tsy tianao sy tsy azoazonao dia odianao fanina na tsy rararahiana.. dia tsy Izy intsony ny inoanao sy ny arahinao fa ny tenanao...
HO'zy ilay Olomasina izay!
karemy ny andro dia aoka samy handinin-tena e
tsara tokoa ilay manao karemy fa mbola tian'Atra isika hanaraka ny didiny sy hihaino ny hafany io no tena zava-dehibe aminy
22 Fa hoy Samoela: Sitrak'i Jehovah moa ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa alatsa-drà mihoatra noho ny mihaino ny feon'i Jehovah? He! ny manafaka no tsara noho ny fanatitra , ary ny mihaino no tsara noho ny saboran'ondrilahy.
23 Fa ny miodina dia toy ny heloka amin'ny fankatovana, ary ny ditra dia toy ny manompo sampy sy terafima. Satria nandà ny tenin'i Jehovah ianao, dia nolaviny tsy ho mpanjaka kosa.
1 Sam 15:22-23
16. prime
(
07/02/2008 10:36)
fijo:... fa tena tsy te-ho any marina moa fijo?
mifanaritaka sy samy milaza ho tena mpanaraka azy aby ny mpino kristianina,ka hoy ny mpitazana,iza aminareo no tena mpandova azy e????
17. ikaretsaka
(
07/02/2008 15:10)
tsara tokoa ilay manao karemy fa mbola tian'Atra isika hanaraka ny didiny sy hihaino ny hafany io no tena zava-dehibe aminy
22 Fa hoy Samoela: Sitrak'i Jehovah moa ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hafa alatsa-drà mihoatra noho ny mihaino ny feon'i Jehovah? He! ny manafaka no tsara noho ny fanatitra , ary ny mihaino no tsara noho ny saboran'ondrilahy.
23 Fa ny miodina dia toy ny heloka amin'ny fankatovana, ary ny ditra dia toy ny manompo sampy sy terafima. Satria nandà ny tenin'i Jehovah ianao, dia nolaviny tsy ho mpanjaka kosa.
1 Sam 15:22-23
niryna> na ny karemy dia fandinihanao ny situation anao amin'ireo zavatra voalaza ireo.
ho aiz aho aiza ianao par rapport @ ireo lazaina sy henoina ireo...
18. fijo
(
07/02/2008 22:21)
prime ,za moa haninona hoany????omeo ahy eto ny ahy fa rehefa manga ny lanitro eto dia faly aho.
laza an,iza no antenain'ny kristianina holovana kay???

19. prime
(
08/02/2008 10:18)
fijo:... fiadanana sy fifaliana ary fahasambarana mandrakizay no any... tsy tianao ve izany?
za moa haninona hoany????
20. LazaDaddy
(
08/02/2008 11:54)
fijo:io no anontaniako anao fa raha ny fandraisako ny nanokafanao an'ito adihevitra ito dia hoe "handova an'i Kristy"...ka raha izay no tianao anontaniana dia tsy anisany aho...izaho mpiray lova aminy fa tsy mpandova azy :)