Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
06/02/2008 06:48)
ndao hahatsiaro ny fahiny
Ireo mpanolotra fandaharana nahatsikaiky fahizany tao am rnm.
Nenà ramahafadrahona amle hoe "ny manolotra ny fandaharana dia ny havanareo ny avana ramahafadrahona" de le refa hiala izy de mametrak...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 14/02/2008 06:18
ari.malala
(
06/02/2008 06:42)
hira efa taloha be
si tu devais partir
si un jour la vie nous sépare
va et ne t'en fais pas
je resterai là par amour pour toi
et le vent jusqu'à toi
viendra t'apporter mon message
c'est une chanson d'amour
qu...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 13/02/2008 14:42
niryna
(
06/02/2008 06:03)
Manina an'i dada.
Maro ny zavatra mifamahofaho amin'ny fiainantsika ankehitriny:Toa lasa mihena ilay fitiavana na eo amin'ny fianakaviana izany ary indrindra eo amin'ny ray aman-dreny sy ny zanaka.
Ny 50% ny olona no ...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 18:49
tahina119
(
06/02/2008 05:55)
Firariantsoa ho antsika rehetra mpamaky ny forum !!
Miarahaba antsika rehetra @ anaran'i ,jesoa kristy, mahafaly ahy ny mba mamela hafatra ato @ forum ny @ ty resaka finoana sy fivavahana ity satria zava-poana tokoa ny fiainantsika raha misaraka @ Andr...
tohiny
novalian'i tahina119 ny 08/02/2008 14:26
ravatorano
(
06/02/2008 05:43)
fifidianana manaraka : election régionale
maagaga fa toa amin'ny ankamaroan'ny olona tsy mahafantatra akoriny izay momba an'io fifidianana izay hatao atsy ho atsy io.Betsaka ireo olona nanontaniako sy nitafatafa tamiko fa raha natao ny salan'...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/02/2008 15:05
soanja
(
06/02/2008 05:41)
OBAMA HATRANY!!!!!
Manainga anao aho hifidy an'i Obama raha Demokraty ianao. Mamonjea caucus ary alatsaho ny vatonao fa tsy hamitaka anao izy amin'ny lafiny rehetra tianao hanatsarana ny fiainana eto Amerika! Indrindra ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2008 16:32
fijo
(
05/02/2008 22:06)
valimpanontaninaa
indray andro izay nisy nanontany hoe ny pretra ve tsy nanao voady momba ny tsy fanaovana?
tamin'ny alahady teo aho dia nahita fandaharana izay nanaovana resaka tamin'ny taranak'i "papa clément 5"
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/02/2008 22:14
xxx
(
05/02/2008 21:26)
MERCREDI DESCENDRE
le Mardi gras , c'est le jour le plus haut de l'année pour les Catholiques ROMAINS parceque après c'est le mercredi descendre, on descend ha ha ha ....
...
tohiny
novalian'i tafita ny 06/02/2008 09:10
anidi
(
05/02/2008 20:23)
Ahoana no mampihena 4 à 5 kilos
bjr daholo , sao dia misy manana toro-hevitra mampihena
4 kilos eo , tena mandaitra efa nanao régime maromaro ihany a fa mihena dia mitombo misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i nefertiti3 ny 14/04/2008 10:58
penina
(
05/02/2008 19:32)
sary tsy hita
tsy hita ny ilany ankavanana amin'ny sary efa elaela izay. :wink:...
tohiny
novalian'i penina ny 06/02/2008 15:50
xxx
(
05/02/2008 15:19)
Masturbation
Hono akia!!! inona ny soa azo sy ny vokadratsy azo raha mi mast ny vehivavy iray?:-*...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 21/11/2008 20:11
ari.malala
(
05/02/2008 13:41)
petrole ahn
manahoana daolo, inona kay ny vertu an'io petrole ahn io e! misy miteny hoe manala angadrano, atao oty ny lotion de manalava volo no mampalefaka volo, marina ve izany? aiza no mety ahitana azy? d mana...
tohiny
novalian'i mansoor ny 06/03/2008 18:47
rafangotsohana
(
05/02/2008 11:33)
r17
8)
Salama e!
Sao dia mba misy intéressé amina vam R17 eto @ ty forum ity? Mbola tena mijoro tsara mihitsy ilay izy, ary voiture de course! Ka andefaso adiresy e-mail aho, raha mifanaraka!
Raha ...
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 12/09/2008 08:09
soanaly
(
05/02/2008 10:40)
anarana
Miarahaba
hono oa kay , raha ny tokony ho izy , refa manambady ( Gasy +Gasy ) ilay vevavy lasa mitondra ny anaran'ilay vadiny v izy sa mitazona ny anarany izy mbola celibat .
matetika mantsy ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 06/02/2008 13:13
endrika01
(
05/02/2008 10:19)
IZA NO MAHERY ISIKA SA NY VOLA
Mahery tokoa ve ny \'Vola\' noho isika é.Zay atao rehetra vola avokoa?Angamba haverina ndray zany TAKALO taloha izany!Raha te hividy fiara aho ohatra dia atakalo omby 10 hi hi...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 12:38
lee
(
05/02/2008 09:59)
mitady vady na namana be
Manao ahoana daholo e!
Zay ndray vô mba eto ny tenanay e! tsy teto foana mantsy fa lasa lavitra; Resaka fitiavana ity an! Zah zany dé bandy mitady akama e, Vady na tena namana, Cool bé zah fa so...
tohiny
novalian'i rajaobelison15 ny 27/01/2015 08:48
diamondra27
(
05/02/2008 09:27)
shoan
ataoko eto ity fa tsy any @ hafatra satria antson'ny fo.
dia faly miarahaba anao indray izany ny tenako e!
ary miarahaba anao fa nahazo ny loka nifaninanana(blog gasy tsara indrindra) sy ny bizor...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 05/02/2008 12:47
Jeankely
(
05/02/2008 09:21)
Manamboatra lalana lazaina tsy ilaina avy eo lazaina Gisitra
Misomokotra ny Mpitondra mitady hevitra hanaovana lalana ary hifandraisan'ny faritra rehetra. Lazaina fa lalana natao andehanan'ny fiaran'ny TIKO nefa ry zareo mampiasa ihany. Fa raha miezaka manatsar...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/02/2008 06:56
niryna
(
05/02/2008 07:37)
Ataovy ho fifaliana avokoa:ny fakam-panahy.,ny fahoriana ..?
[b]Koa amin'izany, satria efa nohamarinina tamin'ny finoana isika,[i] dia aoka isika hanana fihavanana amin'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.[/i] Rom 5:1 [/b]
[quote]
Ry raha...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2008 08:12
rafoko
(
05/02/2008 06:59)
Toaka
Fa maninona kay ny bandy rehefa mamo
lasa tsy tia vary ?
ôtrany zavatra vady zany ny fijerevako
azy .Sa ve ny vatako no tsy salama ?
Sa ny saiko no lohantavoangy ?
Mba azavao ho an'iay mamak...
tohiny
novalian'i haritianah ny 19/06/2008 22:37
