ndao hahatsiaro ny fahiny

1. ari.malala ( 06/02/2008 06:48)
Ireo mpanolotra fandaharana nahatsikaiky fahizany tao am rnm.

Nenà ramahafadrahona amle hoe "ny manolotra ny fandaharana dia ny havanareo ny avana ramahafadrahona" de le refa hiala izy de mametraka ny veloma ho mandrapihaona, ho samy salama mandritra ny taona" hihiih
2. fetrakens ( 06/02/2008 06:59)
hihihihi:-D
3. mitia04 ( 06/02/2008 07:39)
=))misy anlé razoky be zay tao fa tsy tadidiko ny anarany, d refa manao veloma izy d ozizy hoe: "veloma madinidinika sy masina fantimpatenana doli" tafmé be fona za talou refa maheno anazy, dé tahity gilbert ndray ts mampmé ny teniny fa ny volony no tena mampmé, brone lalandava,affro hi hi

TVM néna reo fa ts RNM a!
4. mmmhh ( 06/02/2008 08:04)
nénà ndray i Ra-vince @ TVM mpanolotra météo : matavy be ny fanononany teny "b" "p" ; hiBbaliaka ny masoandro; somary hisy ppitik'orana , ...:-D:-D
5. ari.malala ( 06/02/2008 08:13)
mitia04, efa maty ky iny oul iny a! Modeste Andriamampionona ny anarany
6. mitia04 ( 06/02/2008 08:40)
ari-malala: eny tokoa, efa maty, zay mintsy lé anarany, dé nifosa maty zany zà a?
7. ari.malala ( 06/02/2008 08:53)
mitia04, ountsssssss tsika aza ts mifosa fa mahatsiahy y fahiny kooooo! hihihi

fa ny nahatapaka ny tsinaiko koa ndremande, mbola i ramahafadrahona iany d tamzany nalaza ry East17, d oziz "ity hira manaraka ity, stay anover day hirain'ny EAST* fito ambinnifolo"=))=))=))=))fa tena tapaka ny tsinaiko kosa tamzay kle=))=))=))=))
*EAST vakio tsirairay ny litera fa aza vakina we ist=))=))=))
8. simplex ( 06/02/2008 11:11)

refa alarobia hariva (@ 4h.30???) misy angano angano arira arira. dtlentintin dtlentintin dtlentintinte :P

Tsy andry mintsy ze hanombohan'le izy kanefa le ramatoa mbola be resaka ihany :)
9. mitia04 ( 06/02/2008 12:30)
ari.malala:

fa ny nahatapaka ny tsinaiko koa ndremande, mbola i ramahafadrahona iany d tamzany nalaza ry East17, d oziz "ity hira manaraka ity, stay anover day hirain'ny EAST* fito ambinnifolo"=))=))=))=))fa tena tapaka ny tsinaiko kosa tamzay kle=))=))=))=))
*EAST vakio tsirairay ny litera fa aza vakina we ist=))=))=))



tena manapaka ny tsinaiko ndry, mimé rery vé ky za
10. kofbay ( 06/02/2008 13:24)
ny mampme ana t@ ramafa ko dia lery niteny hoe: ny hirantsika manaraka dia hokaloin'ny tarika dalida ary nampitondrainy ny lohateny hoe le gril' de ma mezo!
11. mmmhh ( 06/02/2008 13:25)
saiky tsy himohehy zà @ le EAST 17
:-D:-D:-D
12. Vitsikakely ( 08/02/2008 05:04)
Nénah njay a le mihaino tantara isaky ny sabosy alina,de le mijery magaivera hihi mon film favoris fatatsa fôna manko fa tsy maintsy avotsa foana nedala
13. Stretch ( 08/02/2008 18:20)
nareo reto matadidy , bedabe ny mapmé :x fa adino
14. ikaretsaka ( 12/02/2008 04:50)
ary le misy an le danny rabemananjara de misy le jingle manao hoe .. dany ah oh bobo dany an
15. endrika01 ( 12/02/2008 06:25)
Ny ahy ndray le fandaharana misy lay hirahira we:\"Aza manao an\'izany é eh,...Tsy tadidiko tsony ,de le fandaharana tetsy sy teroa,isaky ny @12ora sy sasany angaha izy zay mou sa @1ora latsaka(efa 10taona lasa zay)voasoritra hatr@toerana ,we isaky ny mande io fandaharana io dia tsy maintsy tonga eto @sapanana aho fa raha tsy izay dia tara ny fandehanana mianatra!!!Misy mpivarotra eo @lay sapanana alefany mafy be ny Radiony de mody mba mividy zvt kely eo dia sady mihaino lay hatsikana!!!Mapite hody ny mamisavisa izany é
16. mmmhh ( 12/02/2008 15:06)
Mitovy koa isika sy endrika01 @ le tetsy sy teroa (@ 1h30) le izy mande ka; tadidiko fa eo ho eo @ 50 m tsy ho tonga any am-pianarana zà tsy maintsy henoko io, fa raha hoe mande iny vao miala any an-trano , tara hein!
ka t@ ireny koa ne mbola tsy de misy FM firy de RNM dôly ny hainon'ny olona e;
Fa mbola mande fôna iny h @ zao ka;
De maraina rah mande ny "DIARY" de mikoropaka miomana.
17. Rasiligaoma ( 14/02/2008 06:18)
ory vahoak'eeeeee .. or'vahoaka izay manatrik'eto e!
"toko tapaka, vilany mitongilana, izay tsy mety arenina"

dia nisy ilay hoe "Tafa sy diniky ny kristianina Katolika"

dia nisy koa ilay hoe ...ny tonkantranoko (sady amboarina be ilay feo)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0868