Manamboatra lalana lazaina tsy ilaina avy eo lazaina Gisitra
1. Jeankely
(
05/02/2008 09:21)
Misomokotra ny Mpitondra mitady hevitra hanaovana lalana ary hifandraisan'ny faritra rehetra. Lazaina fa lalana natao andehanan'ny fiaran'ny TIKO nefa ry zareo mampiasa ihany. Fa raha miezaka manatsara ny "Infrastructures" misy toy ny lalana sy ny namany ve vita sahala ny mitsoka labozia sa ahoana? Misy laharan'i Madagasikara mankaiza moa raha tsy ampy io fifandraisana io ary afaka ho aiza ireo tia hamokatra na vahiny na tera-tany. Zavatra iray fotsiny io koa ny fanontanianko dia hoe rehefa tia hampiakatra ny laharan'i Madagasikara moa izany miorakoraka fotsiny dia miakatra ilay izy sa miasa?
novalian'i Jeankely ny 10/02/2008 06:56
2. rahiratra
(
05/02/2008 09:25)
Alaina ny seza dia vita ny lalana aminy. Fa tsy mijery ny vahoaka sa mety hararirary rangitin'ny tsy hanao?
3. Jeankely
(
05/02/2008 09:57)
Rehefa hanamboatra seranan-tsambo na Fiara-manidina koa dia lazaina fa ampidirana sy hamoahana ny vokatr'i TIKO nefa mitomany mandeha ao ihany. Tsy hita hoe hitarika ho atsy na ho ary fa misolantsolana fotsiny.
4. xxx
(
06/02/2008 03:41)
Raha lalana fotsiny dia Ratsiraka no nahavita betsaka aloha hatreto, ary tao amin'ny fotoana fohy
1978-1983
vita ny lalana Toamasina-Tana-Mahajanga, Antsirabe-Antananarivo, Fianarantsoa-Manakara-Mananjary, Farafangana-Vangaindrano, Diego-Sambirano, Ambovombe-Taolagnaro, Miandrivazo-Antsirabe
1978-1983
vita ny lalana Toamasina-Tana-Mahajanga, Antsirabe-Antananarivo, Fianarantsoa-Manakara-Mananjary, Farafangana-Vangaindrano, Diego-Sambirano, Ambovombe-Taolagnaro, Miandrivazo-Antsirabe
6. zamanoro
(
07/02/2008 00:34)
Ka lalana tsy misy vokatra marina moa, na lalana tsara nefa ny olona tsy manana saran-dalana dia ahoana tokoa izany?
Tsara aloha ny lalana eh, saingy malahelo aho fa tsy mba nety nahazo tsena mihitsy ny ALMA, dia noroahiko izay kaompania tsy manome anjara asa ho anay.
Fa ny tena adva goavana indray izao dia ity "TSARAVINTANA" ity. Ahoana re no handreseko an'ireo eh?