r17

1. rafangotsohana ( 05/02/2008 11:33)
8)

Salama e!
Sao dia mba misy intéressé amina vam R17 eto @ ty forum ity? Mbola tena mijoro tsara mihitsy ilay izy, ary voiture de course! Ka andefaso adiresy e-mail aho, raha mifanaraka!
Raha ny tena tiako, dia atao reprise @ 4l, na 205, na express, araka izay ifanarahana eo ihany e!
Misaotra mialoha sady miandry!
2. Papoose ( 05/02/2008 13:50)
mba asio sary raha mety!!!:D
3. lemenakely ( 05/02/2008 21:08)
rafangotsohana:

8)

Salama e!
Sao dia mba misy intéressé amina vam R17 eto @ ty forum ity? Mbola tena mijoro tsara mihitsy ilay izy, ary voiture de course! Ka andefaso adiresy e-mail aho, raha mifanaraka!
Raha ny tena tiako, dia atao reprise @ 4l, na 205, na express, araka izay ifanarahana eo ihany e!
Misaotra mialoha sady miandry!


efa valaka loatra izany r17 izany ry bainina ah
4. rafangotsohana ( 06/02/2008 09:06)
Papoose:

mba asio sary raha mety!!!:D



Andraso àry fa ho alaiko sry ilay izy dia alefako eto e! Mbola mandoko azy aho mantsy @ zao fotoana izao. Fa ianao ve eto M/kara ihany sa any ivelany nefa?:D
5. rafangotsohana ( 06/02/2008 09:16)
lemenakely:

rafangotsohana:

8)

Salama e!
Sao dia mba misy intéressé amina vam R17 eto @ ty forum ity? Mbola tena mijoro tsara mihitsy ilay izy, ary voiture de course! Ka andefaso adiresy e-mail aho, raha mifanaraka!
Raha ny tena tiako, dia atao reprise @ 4l, na 205, na express, araka izay ifanarahana eo ihany e!
Misaotra mialoha sady miandry!


efa valaka loatra izany r17 izany ry bainina ah




Efa valaka loatra ahoana leitia a? Miady @ zany daholo na pièce R12, na TOROS, na 205, fa tsoriko @ lah, tena mbola mijajika be ilay izy e! Andefasko sary eto @ e-mail fa andraso kely! Okay e
6. Papoose ( 10/02/2008 08:06)
ts voatery ho za no hividy fa olonkafa fa mila hita aloha le sary!:D
7. rafangotsohana ( 11/02/2008 11:12)

Okay ary ry papoose fa miandry kely â!Misaotra betsaka
8. Papoose ( 12/02/2008 05:25)
Ieny tpk!
Miandry ampangotsohana ny tenanay tpk!8)
9. Rasiligaoma ( 12/02/2008 06:27)
tsy mety kosa ny varotra anaty akata
10. Papoose ( 12/02/2008 11:50)
raha varotr'olondroa samirery toa tsy maninona koa:-P
11. ainaheri ( 17/02/2008 09:16)
mbola nosoloina piesy ko ngah ilay fakantsary?:-D
12. jiolah ( 18/02/2008 07:47)
tairo fa mety asiko an-jambany e! manana 205 zay a ao fa lery mila alamina kely fotsiny de mandoko(le sary alefa eto zao no olana k'ty)
13. Papoose ( 19/02/2008 11:48)
zay no iandrasana azy ampangotsohana!8):-D
14. rafangotsohana ( 26/02/2008 10:56)
Papoose:

zay no iandrasana azy ampangotsohana!8):-D


Le izy azoko alaina sary fa ilay fomba hampisehoako azy eto anie no olana fa tena tsy haiko e! Ka mba ampio àry aho!!
15. Papoose ( 01/03/2008 03:46)
mandehana any @ cyber de ento le sary de scanneo hoe ty azafady, de asaivo alefany!!:D
16. rafangotsohana ( 04/03/2008 10:28)
Papoose:

mandehana any @ cyber de ento le sary de scanneo hoe ty azafady, de asaivo alefany!!:D

Okay àry Papoose a! Enao irery no mba sérieux fa sisan'izay toaa manala azy fotsiny. Eny àry fa mahandrasa kely fotsiny a!
17. rafangotsohana ( 04/03/2008 10:41)
Papoose:

mandehana any @ cyber de ento le sary de scanneo hoe ty azafady, de asaivo alefany!!:D



mISAOTRA INDRINDRA pAPOOSE A§ eNAO IRERY IZAO NO ITAKO FA S2RIEUX? FA NY AMBINY DIA MANALA AZY SY MANDRANGITRA FOTSINY§ iZAY 0RY FA MAHANDRASA KELY ALOHA E§
18. rafangotsohana ( 12/09/2008 08:09)
Papoose:

raha varotr'olondroa samirery toa tsy maninona koa:-P


Miala tsiny Ra-papoose ra izao vao nanoratra indray a! Izao mantsy vao tena vita nedala ka ho alaiko sary de alefako aty aminao, fa ny fomba hanaovana azy anie ka tena tsy hain'ny tenanay e, mba atoroy raha mahay Papoose e!
Merci an!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1489