Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rafangotsohana, milahatra araka ny daty
rafangotsohana ( 17/06/2014 12:28)
tononkira "bibidia"
Miarahaba antsika rehetra eto! Sao dia mba misy mahay hatr@ farany io hiran'ny Mélodie Jazz na Ramy Frank io? Hisaorana be dia be amin'ny valiny avy amintsika!... tohiny
rafangotsohana ( 16/07/2013 13:51)
zanakazo
Salama daholo, aiza ry zareo no misy mivarotra an'ireny karazana zana-kazo ireny eto Antananarivo?... tohiny
rafangotsohana ( 16/07/2013 06:32)
tableau de bord
Miarahaba antsika rehetra ato! Sao de mba misy manana, na mahita tableau de bord ho ana golf type 1 ato? Raha misy de tokony otrinona eo!... tohiny
rafangotsohana ( 12/07/2013 13:49)
mba mitady mpampikotrana jetkendo eto Tanà za rah...
mba mitady mpampikotrana jetkendo eto Tanà za raha misy mahita isika ato? De misaotra mialoha! Mba omeo eto raha misy manana contact!... tohiny
novalian'i hadji ny 22/07/2013 16:52
rafangotsohana ( 21/05/2013 06:25)
"efa anao"
Miarahaba antsika rehetra ato ô! Sao de mba misy mahay hatr@ ny farany ny tonon'io hiran'Ambondrona io ato, aza fady? De mba alefaso ato ary misaotra mialoha, Tompoko.... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/05/2013 17:35
rafangotsohana ( 02/05/2013 06:49)
Miarahaba antsika rehetra eto! Sao de mba misy mah...
Miarahaba antsika rehetra eto! Sao de mba misy mahay hatr@ ny farany ilay hiran'i Mélodie Jazz hoe " bibidia"? Io ny anaran'ny groupe fa i Rami Franck no mpihira t@ izany, mba alefaso eto raha maisy ... tohiny
rafangotsohana ( 25/10/2012 06:56)
guy andriamadaoro
Miarahaba antsika rehetra ô! Sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hiran'i Guy Andriamadaoro hoe "INAY AHO" isika ato? Ramaroson Wilson no namorona azy fa leria no mihira... tohiny
rafangotsohana ( 21/11/2011 13:58)
Miarahaba antsika rehetra eto @ forum, Tompoko! Mb...
Miarahaba antsika rehetra eto @ forum, Tompoko! Mba mitady tononkira aho, ilay hiran'i Daniel Ranoarison iny! Tsy de tadidiko loatra ilay izy fa misy an'izao fotsiny : Tiako loatra ny hiaraka aminao ... tohiny
rafangotsohana ( 14/10/2011 11:14)
guy andriamadaoro
Miarahaba antsika rehetra eto @ ity forum ity Tompoko! Saika mba hanontany aho ssao dia mba misy mahay ny tonon'ireto hira ireto ianareo : INAY AHO hirain'i Guy Andriamadaoro Hamerina ny anaranao , to... tohiny
novalian'i m.i.s.a ny 14/10/2011 13:31
rafangotsohana ( 25/07/2011 11:31)
folaka ihany
Manahoana daholo ô! Sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hiran'i Samoela hoe "folaka ihany" iny isika ato aza fady? Raha misy dia mba alefaso eto, misaotra mialoha Tompoko.... tohiny
novalian'i Tanny ny 27/10/2011 14:56
rafangotsohana ( 25/07/2011 11:29)
Manahoana daholo ô! Sao dia mba misy mahay ny tononkiran'i Samoela hoe "Fola ihany" iny isika ato? Mba alefaso eto raha misy aza fady, dia misaotra mialoha, Tompoko.... tohiny
rafangotsohana ( 07/06/2010 12:44)
pavillon
Mba mila fanampiana za ry reto a : sao dia mba misy mahita na manana pavillon ao @ tsenan'i mahamasina, na soamantombo, na analakely, nefa tsy ampiasainy, mba hofaiko hanaovako activité kely? Raha en... tohiny
novalian'i ledala ny 01/11/2010 01:06
rafangotsohana ( 03/06/2010 08:57)
sakafo na fomba mampahia haingana
Miarahaba antsika forumiste rehetra ato! Mangataka torohevitra aminareo aho hoe "inona no ataoko mba hampahia ahy vetivety?" Dia misaotra anareo @ valiny!... tohiny
novalian'i mousa ny 04/06/2011 12:59
rafangotsohana ( 19/08/2009 08:48)
hitady tononkira
:?: Sao dia mba misy mahay ity hira ity, tsy haiko ny lohateniny sy ny mpihira azy fa raha tsy diso aho dia Ossy, Salomon, ary Ludger no mihira azy. Misy ohatra izao ny tonony eo @ refrain: Maro n... tohiny
rafangotsohana ( 06/03/2009 11:52)
hiran'i mélodie jazz(rami franck)
Salut! Sao dia mba misy manana ny tononkiran'i Mélodie Jazz, na Rami Franck ianareo e? Na hira inona na hira inona dia tiako daholo! Dia misaotra mialoha anareo rehetra§... tohiny
novalian'i lembelo ny 17/03/2009 08:46
rafangotsohana ( 24/02/2009 07:00)
fandiorano
Salama daholo! Sao dia mba misy mahay hatramin'ny farany io hiran'ny Tarika Tsiakoraka io fa mba ilaiko, aza fady? Tsy tsaroako fa misy ohatrizao ilay izy Fandiorano mivezivezy lava Tsy harena fa ... tohiny
rafangotsohana ( 30/01/2009 06:00)
hiran'ny ainga
Miarahaba anareo rehetra eto e! Ary sao dia mba misy mahay hatr@ ny farany ny hiran'ny tarika Ainga, misy hoe : "Ô ry Ray misaotra Anao, fa tena tsara ny andro androany" "Hirahirako" .... "Mato... tohiny
rafangotsohana ( 26/01/2009 08:48)
fredy ranoa
miaraba anareo reetra! Sao de mba misy mahay ny tonon'ilay hiran'i Fredy Ranoa? Tsy haiko ny titre fa ny tonony dia misy hoe : "Ilay safidy mandramaty re" "... ka moa tsy izany ve!" "Eny tokoa, ek... tohiny
rafangotsohana ( 20/11/2008 06:38)
mahagaga
:?: Salut Ra-hery a! Mbola tohin'ilay hevitra nalefako teto ihany ity e, nefa dia toa voafafa tato anaty lisitra? Mahagaga ho'aho fa mba nandefa tonokira tato aho ary nony nojereko ny lisitry ny t... tohiny
rafangotsohana ( 29/10/2008 07:38)
mahagaga
Ho anao modérateur Mahagaga ahy Tompoko, fa mba mandefa tononkira sy mpihira ao @ forum tononkira aho, efa ho iray volana izao, nefa nony mijery aho, toa tsy tafiditra ao akory ilay izy, sa ahoa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0745