mba mitady mpampikotrana jetkendo eto Tanà za rah...
1. rafangotsohana
(
12/07/2013 13:49)
mba mitady mpampikotrana jetkendo eto Tanà za raha misy mahita isika ato? De misaotra mialoha! Mba omeo eto raha misy manana contact!
novalian'i hadji ny 22/07/2013 16:52
2. hadji
(
13/07/2013 13:08)
salut manontania miaramila ao soanierana fa misy afaka manofana anao ao
3. rafangotsohana
(
15/07/2013 08:37)
Misaotra betsaka anao namaly ny antsoko ry hadji a! aleo fa misy commandant fantatro ao dia ho anontaniako aloha.
4. rafangotsohana
(
22/07/2013 08:07)
rafangotsohana:
Misaotra betsaka anao namaly ny antsoko ry hadji a! aleo fa misy commandant fantatro ao dia ho anontaniako aloha.
Miarahaba anao ry hadji : sao de mba manana ny contact an'io maître io ianao aza fady? Mba azonao alefa eto ve§ Misaotra mialoha!!
5. hadji
(
22/07/2013 16:52)
rafangotsohana:tsy manana aho fa efa ela izaho no tsy nikotrana tany azony efa at toamasina