Mbola tohin'ilay hevitra nalefako teto ihany ity e, nefa dia toa voafafa tato anaty lisitra? Mahagaga ho'aho fa mba nandefa tonokira tato aho ary nony nojereko ny lisitry ny tononkira dia tsy ao akory ilay izy, nefa anie efa ho 02 volana izay e! Inona no anton'izany Ra-Hery? Mba omeo valiny aho fa tonga kamo, nefa izaho mahay tononkira maromaro ihany.
Misaotra betsaka e!! :!: