:?: Sao dia mba misy mahay ity hira ity, tsy haiko ny lohateniny sy ny mpihira azy fa raha tsy diso aho dia Ossy, Salomon, ary Ludger no mihira azy. Misy ohatra izao ny tonony eo @ refrain:
Maro ny efa nivoady
Nijanona tsy hanambady
Kanefa aiza izao, kanefa hoy ianao?
Ny loha efa sola tsy afa-midola,
Ny zaza vao miana-mandeha!!
Dia maneho sahady ny fisaorana ho anareo rehetra izay afaka hanampy.
Misaotra, Tompoko.
(l) :idea:
Salama tompoko รด!
Sao dia mba misy afaka manome ny tononkiran'i "TSY HAIKO NY TSY HITIA" Njakatiana (de Bessa) azafady indrindra fa tena tiako be mantsy io hira io fa tsy fantatro ny tonony.
Misaotra mialoha !